ka ra sendra mandalo mamangy ianao...ka maso manganoano no itanao...aza itserana akory aho ref sambatr enao d ampy izay.........merci wanle pihir e.....mlay b
@voaharikantorazafintsalama34546 жыл бұрын
《Leferiko ilay hany hasambarako...》 chapeau bas ! inspiré...♡♡♡
6 жыл бұрын
Ity version no tiako raha izaho manokana fa lé vaovao be style lotra sady tsy santimaka mintsy !! :D
Aiza i Hélian zao ? fan voalohany tonga tao Ankadifotsy za, nomena carte taminzany, tsy tadidiko tsara ny année fa mety à partir 1993. De coucou ho an'ilay zandrinareo nitondra 4x4 nandehandeha tany ivato
@hafandrayscooby-doo40606 жыл бұрын
TONONKIRA tonga teto ianao nilaza fa nahita ilay fitia lay nirianao hatrizay ka hatrizao Mba faly anie aho f'angamba ho sambatra @zay ianao f'ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao noeferiko ilay hany hasambarako Fa raha sendra mandalo mamangy any aho ka maso manganohano no hitanao raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao fa toa mafy izany adimpanahy aza itserana akory aho efa sambatra ianao ampy izay Niala teto ianao Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy Fa tsy ho ahy ianao fa hiova fitia vaovao Ny alahelo..............
@stephannsrak4376 Жыл бұрын
❤ milay nama le version taloha.. hafa foana mihaino
@lovaandrianazy50686 жыл бұрын
Hafa ihany le Mage4 taloha e, tm'zao ranga no tsara a
@lovaandrianazy50688 жыл бұрын
Nena ranga le MAGE 4 taloha tony iany ny tena tiko a, le am'zao ôtran lasa monotone be
@joseraza85975 жыл бұрын
Mitovy isika izany eh
@VR-ih4qt5 жыл бұрын
Ita oa
@Benandro007 Жыл бұрын
Tena marina mihitsy
@randriambololonarova56416 жыл бұрын
tena be aingam-panahy be ny taloha!tena tsara
@andriamihaingoandry509 жыл бұрын
ra mba misy rangà mba manana anle hirany Mage4 oe: tsy sahy, "na hoe" niverina indray ny fahiny", mba mampatsiaro zavatra maro tam fahatanorana ireny e, misaotra
Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao noeferiko ilay hany hasambarako
@andorandriamanantsoa381510 жыл бұрын
mandona bé le hira !! mrci ry zhala ahh
@mahajarakotondrazaka545810 жыл бұрын
tena iharan'ity hira ty mits za zao!misy le hira de marina mintsy!REHEFA SAMBATRA IANAO AMPY IZAY!
@TahinaGérardANDRIAMIHAJAАй бұрын
2024 toujours present
@tianalalainavololoniaina74578 жыл бұрын
tena tsara kosa aloa ilay hiran'i mage4 AZA ITSERANA
@frenktiavina31112 жыл бұрын
efa tena ela zan hira zany,mampahatsiaro ny fiainana t@ mbola kely
@rovaram22239 жыл бұрын
Fevrier 2016 zao no mieno an tony fa tsara fona
@havanarenciot64306 жыл бұрын
Tena tiako ty hira ty. Aza hitserana akory aho..
@lazabryanrabearison13247 жыл бұрын
sur mintsss mage4 talou no tena reveko
@mariachristinerazafitiana1212 жыл бұрын
Tiko loatra 🥰❤️
@denisherve25436 жыл бұрын
1:46 Asoriny lery ny taindelon le sipa kkkk...
@vieillardsenile91046 жыл бұрын
mdr kivy ah
@zouast6 жыл бұрын
Tena mmbola haf akosa ilay taloha e.. samy manana ny hanitra ho azy izy roa.... .. ilay taratasy farany version old ko tsy ratsy.. (y)
@eemiahkatyah39668 жыл бұрын
hafa mits ny taloha
@fehizorofitahianadeyrus723210 ай бұрын
izay aho vo nahalala fa hira efa ela kay ito...
@randrianasololizaleoncia5238 жыл бұрын
zah tena makafia mage 4 e!
@tiavinaluciaraharymihamina55759 жыл бұрын
Tena tsara be ty hira ty!!
@oliviaolive57216 жыл бұрын
Aza itseran akour a Ref sambatra enw ampy izay
@randriambololonarova56416 жыл бұрын
be inspiration be ny olona taloha
@randriamanirakafiononantso12507 жыл бұрын
zn mage4 a! ao tsar mits!
@MrMiarana7 жыл бұрын
matonga saina b le hira
@bigrastipou66546 жыл бұрын
Milay e,tsara B lay hira
@joseraza85975 жыл бұрын
Hafa ihany hoa ny taloha
@ravakahramadimbison940210 жыл бұрын
mlai euh saingi mampitomani beuh
@tombosoaandry52677 жыл бұрын
norme ranga le mage4 taloha a
@kintanarandria92417 жыл бұрын
mampahatsiaro ny fahatanorako ilay hira
@miiraz61748 жыл бұрын
hafa ihany ny hira taloha! ndriiii...
@mioraanja77177 жыл бұрын
tiko be ty hira ty , tena tiko loatra
@cedricdelanessan34608 жыл бұрын
n'y ahy taloha no tiko
@randrianajainaialy90426 жыл бұрын
hafa ihany itony taloha itony e
@rivonalarazafison6129 жыл бұрын
Tsara e !
@rakotondrabeharivonyrynasi661311 жыл бұрын
ts manana anlé hafatra nga nareo???
@elinahtasminah10215 жыл бұрын
Mafnartr eeee💕💕💕💕💖💖💖
@sidoniejuster91195 жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤
@oliviaolivia78756 жыл бұрын
😢😢😢😢😢🎧💘💘💘💔
@ravelonjatovojacky229 жыл бұрын
mba azonareo avoaka clip vaovao ve ireo hiranareo tahola oh oe valin'ny ditra...
@manitrarkt23196 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/qHaoiItnZdiirZo
@fabienneclararatsimbazafy56009 жыл бұрын
milay lesy zala ty vazo mage 4 ty à ,,, (y)
@zoherimanjatorainidavida88736 жыл бұрын
mlay e,, fa aiz oa le bandy mihira io zao e?
@razafifiakaranaaime47136 жыл бұрын
Lasa any californie ledala.avec famille mitsy.ELIAS n anarany ra tskobonao e
@mireillepatricia61617 жыл бұрын
Mampatsiaro ny faha 14ans ako zan hira zany
@heryzoandrianoelison91787 жыл бұрын
Ra atao version ken doly zw reo vazo talo reo tonga de adalabe mits.mavesatr ko2 mants izy amzey.sior e...
@kintanarandria92417 жыл бұрын
hita oa miandry anizay tsika
@ramamonjisoaherimanana89856 жыл бұрын
😔😔😔 indrisy....
@raherimalalarindra39976 жыл бұрын
tsara be ilay hira
@generationrock39015 жыл бұрын
Tins + lita + clavier + guitare sisa ancien
@VR-ih4qt5 жыл бұрын
Elysé
@hobiniainaramasindraibe91477 жыл бұрын
01st June 2017
@tiavinamiaritia48347 жыл бұрын
Aza itserana aho
@razafimandimbysitrakamalal54226 жыл бұрын
Mahafinaritra ilay taloha. Fa ny amin'izao no tsara ka.
@andriamampianinaandonirina49276 жыл бұрын
sur eeeeee!
@rasolonjatovohelena80849 жыл бұрын
aza asiana fitserana ny fitiavana
@Magyfahaefatra9 жыл бұрын
RASOLONJATOVO HELENA Raha manana tonon-kira mahakasika izay ianao dia hasiako feony. Lita Mage 4 (alefaso @ity : jratsirarson@moov.mg)
@claudiarabekatsarabeatrice36707 жыл бұрын
mafinartra b le mage 4
@felanarazaf48806 жыл бұрын
tiako be ty version ty
@앨리스앨리스-g6h8 жыл бұрын
hafa ian n mage4 talo! le amzao geste no betsaka
@abdoualimariama22408 жыл бұрын
0b
@mickaeltoryben42308 жыл бұрын
Mickael
@rovaram22237 жыл бұрын
Samy tsara fa nena kouh le taloa no tiko kokoa :)
@mahery_ranaivoson7 жыл бұрын
Fa nga tsy ao ihany io bandy io e ?
6 жыл бұрын
tsy ao tsony
@mioraanja77176 жыл бұрын
ty ranga no tiako kokoa noho ilay izy misy an Ken a
@razafifiakaranaaime47136 жыл бұрын
Ra ken nge mlay fa lery lasa b style b loatra.nef lery tam mbola tao am group-ny atao oe CANCER.mbola nandamina b sad mlay.jereo nge le hiran Ken oe ANATRA.d oitanao fa mlay lery
@VR-ih4qt5 жыл бұрын
Ka tokn manao groupny manokan any iz fa manimb zavatr fotsn
@mirisoarazafiharisoa99018 жыл бұрын
mamerin zvtr bdb l. hira mankasitrak e af ian ny hira talou tikou. b mapi te itomany s maamanin ny any Madagascar l izy tsar eeee msotr betsak
@enollahrica22178 жыл бұрын
tsar fon le talou (Y)
@nahranarimahefa24018 жыл бұрын
ndriiiiiiiiiiiiiii :')
@razakanirinahamison2394 жыл бұрын
Milay eh
@heryangelo4612 жыл бұрын
tena tiko aaa
@titemimf93424 жыл бұрын
hafa ihany ny d'origine e
@ratiarimananaferdinand26696 жыл бұрын
CA MA TOUCHEE
@salamasolofo8 ай бұрын
Hafa avao ny taloha
@akangamanga3 ай бұрын
Tsara daholo fa ilay feo taloha no nahazatra ny sofinao