MAIRIE TANA .....Scandal à Majunga

  Рет қаралды 3,709

K'onsult & M'erging

K'onsult & M'erging

Күн бұрын

Analyses prospectives des faits économiques et socio politiques malgaches

Пікірлер: 13
@fleurettekobel5797
@fleurettekobel5797 Ай бұрын
Miarahaba anao Meur.Fleury ! Isika Malagasy dia tsy ho avotra intsony ! Isika Malagasy un peut special fisainana , raha ampitahaina @ olom- pirenena hafa ! Tsy maintsy ho potika tanteraka aloha ireo izay nanao ny tsy nety rehetra (mpandainga , fitiavan- tena , fitiavan- karena ,kolikoly , fihatsara ivelatsihy , hafetsifetsena )dia rehefa avieo olom- baovao hanova tsy misy harakaraka ! Mankahery anao hatrany ry Meur. Fleury !
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 16 күн бұрын
Mibahana fotoana lay hira!
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 Ай бұрын
Tsy maintsy misy ihany ny ambom-po voadona hoe , ianao tao anatin'ny fitiavan'ny olona anao no naongana Ary firenena andalan'ny ho tafavoaka no narodana ! Rariny raha hilatsaka izy Ary nahay nanetry tena , fa ny ao ambadikizay rehetra izany tsy misy fantatsika , fa tsy anaonao foana Io olona io
@hanitrarasamison6689
@hanitrarasamison6689 Ай бұрын
Izay manetry tena no asandratra.
@emilienneRazanoely
@emilienneRazanoely Ай бұрын
Salama tompoko ,ra MBA zao atao re MBA aza de asina hira lava be le fandaharana fa mandany fotoana. Tena panaraka le fandaharana aho neffa very n'y faharetako noho ialeo otran taloha ianmisaotra tomokoyo
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY Ай бұрын
Miarahaba anao sy ny mpanaraka rehetra.
@herihaja5415
@herihaja5415 Ай бұрын
Salama !!! alefaso antsoy ihany koa ireo KARANA VAZAH VAHINY MAROMARO GASY MPAMOTIKA VAHOAKA SY MPANDRAHARAHA MALAGASY MANADEVO GASY IREO MPANOME TSOLOTRA GOUVERNEMENT ireo ?
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY Ай бұрын
Mankasitraka anao lalandava tompoko 🙏
@papathirisha7546
@papathirisha7546 Ай бұрын
izay manetritena no asandrandra
@HermannRabemananjara
@HermannRabemananjara Ай бұрын
Isika tsy mahalala biby AFA tsy sahona.
@MoussaMongo-k4h
@MoussaMongo-k4h Ай бұрын
Ny tena fanetretena ry Fleury Dia fanomezan' Ravalo ireo tanora sehatra fa tsy izy fona no hatao candidat. MBA efa ampy n'y azy izay.
@billiotte8811
@billiotte8811 Ай бұрын
Izy ty akory tsy hoe sakafo ka tokony ahazo ny anjarany doly ny olo ! Raharaham-pirenena io ary firenena any an-kady no harenina ka iza le tanora vonona, matotra hanarina ny firenena ? Misy sahy ve ?
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 15 күн бұрын
Tanora anie no filoha @ izao fotoana izao e! Fa tsy manana traikefa ka ny fitiavan tena no lehibe indrindra ka hadino ny vahoaka Malagasy. Mila olona tia tanindrazana sy manana traikefa i Madagascar hanala azy @ fahantrana n'a efa zokiny n'a tanora! Basy! Mangetaheta ambon'ny lakana ny Malagasy. Manankarena isika fa hampahantran'ireo olombitsy tia tena! .
C'EST QUI , qui protège cet éternel énergumène?
1:02:23
K'onsult & M'erging
Рет қаралды 4,1 М.
OYUNCAK MİKROFON İLE TRAFİK LAMBASINI DEĞİŞTİRDİ 😱
00:17
Melih Taşçı
Рет қаралды 12 МЛН
The day of the sea 😂 #shorts by Leisi Crazy
00:22
Leisi Crazy
Рет қаралды 2,3 МЛН
No explain , no complain !!!
1:22:10
K'onsult & M'erging
Рет қаралды 3,6 М.
Invité du Zoma Herizo RAZAFIMAHALEO 26 JUILLET 2013
1:09:12
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 29 М.
IMASO IMASO DU 18 AOUT 2024 BY KOLO TV
54:17
KOLO TV
Рет қаралды 14 М.
Ny mahasoa aloha , vao ny Mahafinaritra
1:14:55
K'onsult & M'erging
Рет қаралды 6 М.
Marco R - RY MPANOHITRA : OVAY ILAY SYSTÈME ...
27:58
Révélation
Рет қаралды 6 М.
DEUX ANS FERME , pour l'épouse du pasteur Zaka
33:28
K'onsult & M'erging
Рет қаралды 6 М.
LA REPONSE DE BIG MJ sur POINT CARRÉ ( Edition spéciale )
47:27
POINT CARRÉ
Рет қаралды 22 М.