@@tahinyandriamanolo3647 ita mihitsy EO gasy tsy nianatra mora ampiasona ita EO tohiny tantara dans 2 ans Miami Madagascar lasa Miami ohatrany merique hôpital gratuit manginy fotsiny bulding trano Roa alina vitæ ao anatiny roa volana
@voahangyraharinirina14156 жыл бұрын
Marina mitavozavoza resiny lainga tsara lahatra
@fano81206 жыл бұрын
Faly ny vendrana fa ho andevozin'ny Vazaha sy Karana mafimafy kokoa. Fa tadidio e : Hoa taon'i Domelina hono izay voalazany.
@nomenatefy32976 жыл бұрын
Hita oe ambany be ny fisainan'ny mpomba an'i Andry
@iledauphine6 жыл бұрын
Nomena Tefy Hihihi
@razafitianasembic61526 жыл бұрын
Hanenina reo ambany be le toetsaina, le ts nahita fianarana sady tena mahatra ataon olona fitaovana ftsn
@@fenosoa1350 diso be enao any mada nga ono ny tenanay o? Enao no tena very ao
@abusadaabu79396 жыл бұрын
Mbola hagnenigny areo amin 13
@reyph7426 жыл бұрын
LE DÉPUTÉ MAPAR AMPELA MAKORELY INY NO SUR FA AMBADIK IZAO ! MBOLA HANENINA NAREO MANOHANA AN I ANDRY BOIS DE ROSE IO !!! VENDRANA DAHOLO ! !!
@rakotoarivonyemmanuel95166 жыл бұрын
Num 25 en route vers la défaite
@lovaandriantsimba99996 жыл бұрын
Hita eo afaka 6 volana fotsiny fa ianao io mitsy no mety tsy hisy hohanina. Zay aty andafy tsy miraharaha fa ny havanay no hampianay fa ianai iza no hanampy anao? Ho lasa DG n'i Andry? Ha ha ha
@virginiebommartin59446 жыл бұрын
Manofisa tsara MIAMI sy MÉTRO mihomana fahantrana indray sy voahozona
@soahiangy93206 жыл бұрын
Andry Rajoelina, vaha fagnifana manarapenitra ao (Hôpital). Naïve
@sahazarandri64966 жыл бұрын
Efa zatra mandray vola mora dia izao.Fa kosa tena misy olona mbola tena mankasitraka an' i dada 100% ao indrindra ireo mihataka kely ny ville.ARY MBOLA MARO, tsy voavidy vola ohatra ireo.
@elianeeliane56096 жыл бұрын
Tss anenenany zan Fa ireo Mivelona @ la vanille T@ dadanareo no nandatsaka ny vidin'ny la vanille Zay tsy ilan'izareo ny dadan'ny lisany
@fabrab24406 жыл бұрын
Lainga zany ny vanille manaraka cours ny vidiny fa zay lay tsaho de mihino ab ny vendrana otranareo. Voa mafy iany ref tsy mahay fahalalana. Ataony anr totohatra nareo tsy hainareo ve fa naripakany Rajoelina ny bois de rose sy ny volamena tam andro ny tetezamita
@anicettemars98976 жыл бұрын
Fa ianao ve no taty Suarez sa izahay mipetraka aty. Ts tahotra izao mirongo miaramila manao forcing fotsn, tia tanindrazana ah tia atanindrazana!!! TIA TENA
@voahangyraharinirina14156 жыл бұрын
Mivelona@vanille KO inona mbola itabatabana hoe mijaly sur tous tuliary AO no tena be mijaly ary avy aiza mo le 13 avy AO tana sa avy any province mierritreritra ve nareo fa maminy province ny merina izay mitondra EO merina samy merina ary fakahala donc voafidy vola daholo ireo sady miesona@propagade ireo izany le miesona ahazoany 13 seza mba hahalany azy ireo le zarainy 13 karamany isambolana mipetraka@buldine métro tramway Madagascar lasa Miami hôpital gratuit manginy fotsiny trano Roa alina vitæ Roa volana
@RSM-wl8hi6 жыл бұрын
Dondrona ianareo TGV reo nefa refa tenenina ny marina de mangaroka ery
Fa raha antananarivo zany no nanao anio de mety @nareo
@voahangyraharinirina14156 жыл бұрын
Avy aiza mo le 13 o! Avy AO tana moa sa avy any province de mierritreritra ve nareo fa maiminy province izay merina mitondra EO donc voafidy vola ireo sy miesona daholo t@propagadiny 13 ny tana mako tsy azo ampesonina izany tana tsy hiesona @ tramway sy métro bulding trano Roa alina vitæ Roa volana Madagascar lasa Miami hôpital gratuit manginy fotsiny
@razafimahatratrafrancklin41366 жыл бұрын
Kkkkkkk mi domine mitsy orange aby reto ai, afabaraka zanak'i dadanjareo reo
@RSM-wl8hi6 жыл бұрын
Les FOZA TGV dominent mais heureusement que Dada a mit sa lotion anti-foza pour ne pas se faire pincer par ces TGV qui puent la merde
@RSM-wl8hi6 жыл бұрын
Tsy mila Miami pory ny lah eo zay satria zay tia tanindrazana. Toamasina aty fa tsy Miami pory nlah ry vendrana
@floridagasy8686 жыл бұрын
Mahaiza mionigny fo eky dada are amizao Fu Malagasy Andry iany
@tahinyandriamanolo36476 жыл бұрын
Afabaraka ny dadanareo!!!!😁😁😁😁
@oulienandrianina89856 жыл бұрын
Trop sauvage le gens chez vous basse mentalité manque de connaissence comportement idiot et idiote vraiment la honte
@lovaandriantsimba99996 жыл бұрын
Hita eo ny tohiny na ho lasa directrice ianao na lasa mpuvarotra eny andalana
@tahinyandriamanolo36476 жыл бұрын
Ohatranino ngah ny karamanareo k 25 reo fa miseho mafana fo loatra !!
@anicettemars98976 жыл бұрын
Tsss Te hanao @ eo !!!!! Ka iza koa anefa no naniraka azy ho aty @ Cotier é! Zahay ts mila Ravolo.Na dé samy Ambaniandro aza Dada sy Rajoelina fa lé Ravalo no tena Sauvage ts mahalala fomba fa manao didy kofehy lehibe sady manambany olona izy sy ny mpomba azy.
@RSM-wl8hi6 жыл бұрын
+Tahiny ANDRIAMANOLO Marina
@sahazarandri64966 жыл бұрын
Tiako be fa tsy taitra mihintsy dada sy ilay mpanara- dia azy.
@aliciakendal60596 жыл бұрын
Fa fambara faharesena ity😂😂ataovy ihany manavakavaka io ka .Ny mpanolon-tsainy koa draba ino natao tany efa hay tsy tian' olo
@voahangyraharinirina14156 жыл бұрын
Mba misaina nareo ve mievitra fa maminy province merina izay mitondra EO donc voafidy vola ireo sady miesona t@propagady merina samy merina ary mifankahala ireo izany le miesona zarainy 13 karamany isambolana mipetraka@buldingtramway métro Madagascar lasa Miami hôpital gratuit manginy fotsiny trano Roa alina vitæ Roa volana fidedavana seza tsy misy fanavakavahana 13 merina fa tsy côté 25 merina fa tsy samy nanao propagande tany@faritany daholo ireo
@voahangyraharinirina14156 жыл бұрын
Tsy Tia nolona sa tsy misaina miesona @metro sy zarainy 13 karamany isambolana @tramway sy métro Madagascar lasa Miami hôpital gratuit manginy fotsiny trano Roa alina vitæ Roa volana bulding mino nareo hipetraka @io bulding Io iza no afabaraka raha tsy lasa Miami ohatrany merique Madagascar 13ny 25 Ary merina 13 sa côte Ary merina 25 sa côte mba misaina fa rehefa mitady seza manao izay ahalany Ho itatsika EO ireo raha misy afaka roa taona izay propagande nataony 13
@gounoumerie87726 жыл бұрын
Zay num 13
@lovaandriantsimba99996 жыл бұрын
Arabaina anio fa nahazo toerana fa miomana hitomany rampitso e
@nicolasjeanpaul1686 жыл бұрын
11a
@haouthaninina4456 жыл бұрын
Olo maro hotrany zaho dada jaloux izy tsy mahazo olo kara io 😂😂 mpagnejiky toujours hafa 😂😂 sur tous 5 côtier dada tsy lany koa tananarivo fo maro mahalany izy tsy mahatototro côtier. 😂😂😂😂
Tsy maintsy misy ny lany sy tsy lany fa refa tsy lany noho ny halatra hataon'ny hafa d aleo mitazana anareo sy ny miami. Metro sns. Morisy ary manao metro @ milliard d roupie ka aiza io 13 no hahita vola. Izy izao vo mitady ny fomba rehetra hamerenany reny vidina Tshirt; elo; lambahoany nomeny anareo reny. Ny aza vendrana ihany