Efa hainy io chef e fa reo io samby mafy ao samy misy blindé fa eo mhita azy
@FernandoBasile-o9rАй бұрын
Tsy izy araiky fa izy ndro lehiben'ny jiolahy
@SizaNirisoa-vu9orАй бұрын
Merci dahy
@margueritephilibert6105Ай бұрын
Nampalany izy nangalatrs vato
@jobellsybevahiny1996Ай бұрын
Ambilà miongana fa zegny edy ra tadiavviny vahoaka .Maré loatra jaly apetrany amin'ny vahoaka Gsy io ?
@ramalainjose4514Ай бұрын
Tena aleo mintsy hiongana any fa sady tia tena no tsy mitsinjo vahoaka, sady tsy mety voky mintsy no mananganangana zavatra tsisy ilana azy, tsy mahay akory ny atao hoe priorité
@zafinjanadambo12 күн бұрын
Raha mbolla mpanohitra mis eto am.zao aloha aza manantena ahazo vahoaka toy nataon dtajoelina.nanongana ilay rangahy nanongana an dtatsiraka iny...efa im piry nanandrana hanongana i ravalo zay ...karaha tsy mety mahasarika vahoaka...au contraire...torotoravan olona karaka manora amboa vahiaka n drvalomanana tao analakely hikasa hitaona vahoaka...niroahim bahoaka karaha mandroaka amboa vahoakan dravalo...tsy mis afa tsy fandatsahan draaa fooooa fomba azahoandravalo fahefana eeeto...nalaka fitondrana!!!!nandatsa draaaa...niala tam fitondrana!!!nandatsa draaaa...ty hiverina am fitondrana ????? Mila mandatsa draaaa...nanandrakandrana tam nitondra laisoa ...efa nitete ny ra n i lery efa nibabababa tam reseau sociaux nampiseho filatsahan draa taminy...ny sasany aza naniry ny nitsahan ny ainy tanteraka mba valin ny nataony tam.7 fevrier...ka hanandrana hanongana indray???? Alefaso mba ahitana az zalah.
@mercizadrytsarafatohizoren9995Ай бұрын
Engne masina resakanao io tompoko fa atsika vahoka madinika
@coolman3322Ай бұрын
tay Kristian . 7 ans premier ministre 21 siècle rien foutue 000 résultats
@margueritephilibert6105Ай бұрын
Jocyline corrupuit et nina vary montraka tsisy enquête