Tena tsara kosa Ty tantara Ty a! Ary tena mahay n'y mpilalao, makasitraka e!❤
@zazavavyrakotondravao78017 ай бұрын
Tiko le tatara mampisaina .misaotra nizara❤
@user-tw8ng7kj8e8 ай бұрын
TSARA NY TANTARAO FA MANKASITRAKA E ! NENIFARA LUXEMBOURG👍
@sidonierazanandrasana808 Жыл бұрын
Misaotra ny mpanoratra fa tena tsara be lay tantara,ny mpilalao koa tena milay be daholo nareo❤❤❤
@sidoniesidonie972210 ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💞 ❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉vinanto sy safozagna😂😂😂😂😂😂🎉
@tahinachantal82759 ай бұрын
😂😂😂😂atoko iany NY tsy hime❤❤😂
@tianaericandriambolasoa8555 Жыл бұрын
Mankasitraka mizara tena mahay tantara mitsy nareo 👏👏👏
@julranai9942 Жыл бұрын
Le harimampionona tena mahafinaritra ny mieno azy
@lopotitchaat5488 Жыл бұрын
Merci fa tsara be sady mampiomehy
@kadijakadija7133 Жыл бұрын
Misaotra nizara fa tsara le tantara 👏👏❤❤❤
@LucetteRasoarivelo-mr5lq Жыл бұрын
Aleoko tsy manam-bady raha izao daholo ny ataony reny rehetra😢😢😢😢😢😢
@raharinirinavanessa9615 Жыл бұрын
Tsara be tokony mbola nitohy 😅😅 Mankasitraka ôh ❤❤
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍👋👍🙏🇲🇬
@sidonierazanandrasana808 Жыл бұрын
Bonjour, mba tsy niasa aloha androany fa vao ihaino eto ampanasàna vilia😊mankasitraka hatrany ô ❤❤❤
@hantarajoelisolo3148 Жыл бұрын
Zany mba tantara vaovao hanombohana ny herinandro
@MichouBeauty Жыл бұрын
Mba tsara fiara kosa ko
@teddyrubellahteddy762 Жыл бұрын
tena Mila fandinihana lalina Ilay hanambady kaaa , misaotra anareo
@vanillaraniriantsoa7359 Жыл бұрын
😂😂❤misaotr nizar fa ten mafinartr ilay tantar
@gshvs8057 Жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko tsara be ni tantara😊😊
@asmineasmine1819 Жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏
@anarajaonarivony3162 Жыл бұрын
Mahafinaritra fa tsara fiafara.Matetika mantsy ny vinanto sy rafozana dia sakay sy maso nefa reny sy zanaka.Misaotra nizara o!
@harimalalasoderdahl7253 Жыл бұрын
Misaotra betsaka fa tsara fianara ny tantara, na fe nivonto fo koa aloha teo ampihainona ( Neny, Erah)😝
@lilydaubec6298 Жыл бұрын
Misaotra ô
@ntsoavina Жыл бұрын
Mila centre de distractions hafa koa isika reny fa tsy hoe vao miteraka dia zanaka no atao centre d'interêt fa ho lehibe anie izy ireo ka anana fiainany e. Dia eo ianao irery dia mahatsiaro mangina dia manomboka ny fiherim-pitia 😂😂😂😂manafoy androm-piainana ilay ramatoa
@noharymahatsangy224 Жыл бұрын
Misaotra fa tsara. Zava misy marina ity fa tsy tantara foronina fotsiny..Zay no miseho rehefa tsy misy hazondamosina ny lehilahy... Misaotra ny mpanoratra sy anareo nizara.
@kejinahkejinah7515 Жыл бұрын
Mankasitra Fa tena ankafiziko tokoa le tantara no sd mahay daholo koa nareo mpilalao
@pamellamougin756 Жыл бұрын
Ah tsara be lay mimi😅
@emmarafaliarison9516 Жыл бұрын
Misaotra betsaka @ fizarana🙏, vao manomboka mihaino fa dia haiko sahady ilay toetran-drafozana, le zanany koa maivandoha be🙄
@pamellamougin756 Жыл бұрын
😮...😂...bon tsisy ambara hahaha
@ntsoavina Жыл бұрын
Enjana koa rafozambavy ty ka. Ohatrany tsy mba vinanto ireny taloha . Tokony tsy nalefa nanambady ny zanaka ka . Ilay vehivavy toy io mahagaga fa tokony vadiany zanany 😂😂😂😂
@holimalalatahiry4994 Жыл бұрын
Tena tsara ilay ta.tantara ireo mpilalao koa tena matihanina