Miomàna 230 : Mandefera 24 05 2020

  Рет қаралды 8,470

kristiana ve

kristiana ve

Күн бұрын

mai 2020
Filipiana 4:5 Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo.

Пікірлер: 59
@volatianaharisoa7597
@volatianaharisoa7597 4 жыл бұрын
Jesosy Kristy Tompo ooh ataovy mifantoka amin teninao ny saiko amin izao fotoana enoiko an ity hafatra ity mankasitraka zoky mampahery anao hatrany fa tahin Jesosy Kristy foana anie ny androm piainanao Amen
@جمالاثيوبي-ن8ج
@جمالاثيوبي-ن8ج 4 жыл бұрын
Amen! mankasitraka topoko aminy fizarana voninahitra hoany Andriamanitra irery ihany
@lalainanomenaravelosaona189
@lalainanomenaravelosaona189 3 жыл бұрын
Tahiana indrindra tompoko. Tena nilaiko izao hafatra izao. Mankasitraka indrindra. Hotahian'Andriamanitra anie. ❤️
@soloainafitta9337
@soloainafitta9337 4 жыл бұрын
Misaotra anao ny mizara fa mahery de mahery ary ahazahoana fampianarana ahafatarana ny sitrampo ny tompo hoany ny ray ihany anie ny honinahitra amen
@suzannerasoa6557
@suzannerasoa6557 4 жыл бұрын
Amen, Deraina mandrakariva anie Tompo, Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany, mankasitraka lehibe indrindra zoky @ fampianarana soratra masina, tahiny Tompo hatrany anie ianao zoky malala ao Tompo Amen
@uuj6947
@uuj6947 4 жыл бұрын
Dera Laza haja sy saotra ary voninahitra anie hoan'Andriamanitra mandrakizay Mankasitraka indrindra ny amin'ny fampaherezana izay nataonao ranadahy ➡️Andriamanitra fiadanana anie hampitombo talenta sy finoanao ary ny fahasoavana izay ananao rehetra enganie mpanazava avy eto antany ka hatrany andanitra Tahin'i Jesosy anie ianao sy ankohonanao rehetra Amen Nikasika izaho be teny
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko, ho an'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY VONINAHITRA. AMEN
@rondrorandriamanantena171
@rondrorandriamanantena171 4 жыл бұрын
Jesosy ô ! Omeo ahy ilay Fo feno Fitiavana sy fanetretena avy Aminao mba ahaizako mandefitra sy malemy fanahy @ afa AMEN !! Mankasitraka indrindra tompoko aminy fampianarana tahin i Jesosy mandrakariva
@nmialovatiana6686
@nmialovatiana6686 4 жыл бұрын
Misaotra Jesosy ary misaotra an'i pasteur tantely ihany koa . Hitahy sy hiaro anaobanie ny Tompo
@rondrorandriamanantena171
@rondrorandriamanantena171 4 жыл бұрын
AMEN
@jollinahjollinah9185
@jollinahjollinah9185 4 жыл бұрын
Amen mankasitraka tompoko voninahitra hon'andrimatra
@ريساريسا-ظ1ب
@ريساريسا-ظ1ب 4 жыл бұрын
Haleloia derana Jesôsy
@hffhyvggy5609
@hffhyvggy5609 Жыл бұрын
Mankasitraka hatrany pasteur @ fampianarana napetrakao aminay🙏🏻🙏🏻
@herimalalaandrianandraina2575
@herimalalaandrianandraina2575 4 жыл бұрын
Miarahaba tompoko, Misaotra indrindra fa nahazo vatsy ny fanahy. Misaotra an'Andriamanitra fa mbola nomeny fofon'aina indray. Mahereza daholo.
@kostkanieella2066
@kostkanieella2066 4 жыл бұрын
Deraina Jesosy , misaotra anareo koa tsy mba nitsahatra nizara sakafom-panahy Amen voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany.
@esthestephanie3111
@esthestephanie3111 4 жыл бұрын
JESOSY ô! Omeo Fo mahay mandefitra aho fa ts fantatra ny andro iavianao
@nayraeskanya8023
@nayraeskanya8023 4 жыл бұрын
Amen mankasitrake tahin'i jesus daolo atsika rehetra
@evarand2810
@evarand2810 4 жыл бұрын
Deraina mandrakariva Jesosy Tompo Amen. Mankasitra indrindra tompoko fa mizara aim-panahy ho anay vahoka rehetra de mirarisoa betsaka tompoko. Deraina ny Tompo Amen🙏❤️❤️
@mbotymarieazelica2884
@mbotymarieazelica2884 4 жыл бұрын
Amen mankasitraka indrindra Tompoko
@zoellaanica7245
@zoellaanica7245 4 жыл бұрын
Amen
@bettyraony6156
@bettyraony6156 2 жыл бұрын
Amen❤
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 4 жыл бұрын
Amen Mankasitraka indrindra joky tantely Amin fizana ny ten Andriamanitra voninahitra hoan jososy irery ihan 🙏
@randriar2277
@randriar2277 4 жыл бұрын
Amen b akia ilay teninareo a! Matsiro b foana. Tsy mivoana @ tenin Andriamanitra mihitsy ianareo ka mahafaly. Deraina Jesosy!!!! Raha miverina Madagascar dia ny eglisenareo no handehanana raha mbola tsy miverina ny Tompo Hiaro anareo ny Fanahy Masina ary ny ran'i Jesosy hanarona anareo hatrany.
@mbotizandryelissah8769
@mbotizandryelissah8769 4 жыл бұрын
Amen ! Tsara Jesosy
@cristianobrayden8712
@cristianobrayden8712 3 жыл бұрын
I realize it's quite off topic but does anybody know of a good website to stream new series online ?
@zekebenson6366
@zekebenson6366 3 жыл бұрын
@Cristiano Brayden i dunno I use Flixportal. You can find it thru google:P -zeke
@cristianobrayden8712
@cristianobrayden8712 3 жыл бұрын
@Zeke Benson Thanks, I went there and it seems like they got a lot of movies there =) I really appreciate it!!
@zekebenson6366
@zekebenson6366 3 жыл бұрын
@Cristiano Brayden no problem =)
@livaliva248
@livaliva248 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka amin fizarana
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 4 жыл бұрын
AyAyay tena tsara ny Tompo eh! Jesosy oh omeo fo mahay mandefitra aho !
@mialyrandriarimalala1159
@mialyrandriarimalala1159 4 жыл бұрын
AMEN! mankasitraka tompoko @ fizarana
@mhrsss5324
@mhrsss5324 4 жыл бұрын
Alléluia Amen makasitraka feno tompoko
@volatianaharisoa7597
@volatianaharisoa7597 4 жыл бұрын
Tsy nitohy anga izy ity zoky fa tsy itako eeeee
@harenahajainamahefarimanan9056
@harenahajainamahefarimanan9056 2 жыл бұрын
Misaotra namela fampianarana, mamelona aim-panahy, mitaiza ary mampahery hatrany
@wwtokiniainawwrandriamampi5361
@wwtokiniainawwrandriamampi5361 4 жыл бұрын
Tahiny tompo pasteur misaotra a misaotra taminy dia tena oe tsara tompo . Misaotra Atr napitondra ny teny taminy vavany panopony . Ary aoka ny sofina rehetra zay naheno zany mba ampiditra azy anatiny fo ny ka hanova ny fomba fiteniny sy ny fisainany
@rijaandriambolisoa3895
@rijaandriambolisoa3895 4 жыл бұрын
Misaotra anao fa manova toe-tsaina sy mahabe Finoana ny toriteninao
@labeilletantely2943
@labeilletantely2943 4 жыл бұрын
Misaotra indrindra fa nahazo vatsy ny fanahy
@mamala5498
@mamala5498 4 жыл бұрын
Misaotra Jesosy aminy sakafo mpanahy
@suzannerasoa6557
@suzannerasoa6557 4 жыл бұрын
Andriamanitra tokana irery ihany no mendrika omena ny Fisaorana zoky malala ao Tompo
@smy7062
@smy7062 4 жыл бұрын
fiadanana, tsara dinihina ihany ny page Facebook satria tsy ny rehetra no afaka misitraka youtube. mahombiaza hatrany
@kristianave5380
@kristianave5380 4 жыл бұрын
Misaotra tompoko, eo am pandinihina an'izay mihitsy
@grisghsg8758
@grisghsg8758 4 жыл бұрын
Deraina ny Tompo . Misaotra Pasteur mizara ny teniny Tompo
@jerisoamanavao5686
@jerisoamanavao5686 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka aminy fizarana ary mankasitraka
@fanniefrancie2904
@fanniefrancie2904 4 жыл бұрын
Sao dia mba afaka manokatra Page amin ny fb Ranadahy Tantely fa maro no tokony aheno izao fampianarana tsy misy kilema izao, anefa ny akamaroan ny olona dia any amin'ny Fecebook fa tsy mijery you tube. Sady ny fecebook no tsy mandany mega, ka sao mba ahavonjy fanahy maro. Tahin i Tompo an-trany dia mitsotso am-bavaka mandrakariva
@jamalcell9450
@jamalcell9450 4 жыл бұрын
Amen deraina jesosy tena faly b aho mihaino toriteny ranaday ary mankasitraka mitomboa ny fahasoavana.mba asio page fb paster azfd indrindra.maro ny tokony ahita ny fampianarana zao tena masiaro sambatra aho mihaino azy Amen!!
@kristianave5380
@kristianave5380 4 жыл бұрын
Fiadanana ! Ho an'ny Tompo ny voninahitra.Apetrantsika am Tompo ny fikasana hanokafana ny compte fb raha mahasoa ahakasika olona maro izany
@tinasoa3335
@tinasoa3335 4 жыл бұрын
Tsara jesosy lehibe fitahiany nomeny anio ahenoiko ity fampianarana mafonja feno fitiavana
@herimalalaandrianandraina2575
@herimalalaandrianandraina2575 4 жыл бұрын
Miarahaba tompoko, Mangataka adresse e-mail fa tsy eo antoerana. Misaotra mialoha dia mirary soa mandrakariva.
@kristianave5380
@kristianave5380 4 жыл бұрын
Fiadanana ! miomana@aol.com Mirary soa
@herimalalaandrianandraina2575
@herimalalaandrianandraina2575 4 жыл бұрын
@@kristianave5380 Misaotra indrindra Tompo dia mahereza @ asa fitoriana
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 4 жыл бұрын
Dégaina Jeso!deraina koa ianao pasteur mampianatra anay ny teneni Tompo Fa tena mahohyna sy mapihiva by fo sy fanahy .ary tena matina ny fampianaranao fa zahay olombelona sarotra miala ny mahazatra. Fa tena huezaka De aminko manokana haleo KZbinmidy hanjany fa ny Facebook toa ohtra ny faninanana..(fijeriko manokana io) De io zao no tena tiko hataonao pasteur teny vazaha ohtra ny ani pasteur joyce Mayer. Mialatsiny raha maka ny i elvrlany manomètre ohtra) Misaotra ny Tompo makasitraka Pasteur mitrotro abavaka hoanao
@oromolamikoo1408
@oromolamikoo1408 3 жыл бұрын
Misaotr tpkoo
@eltinatina794
@eltinatina794 4 жыл бұрын
Misaotra any JESOSY TOMPO Mbola afa mihaino Ilay teny faihainana IZAY omeny, TOMPO AMPINTOMBOY NY FINOANAY, eltinat01@gmail.com into mail.ko ry se fa mba te ifandray aminareo aminy anarany Jesosy,amen
@thereselouchart-brossard6262
@thereselouchart-brossard6262 4 жыл бұрын
Je viens de Bretagne est j écoute votre enseignement et votre prédication je vous remercie beaucoup de parlé de la vérité de la parole de Dieu et le prédication de la croix que La grâce du Seigneur est avec vous et votre famille encore merci
@kristianave5380
@kristianave5380 4 жыл бұрын
Gloire à Jésus, merci pour votre message
@kristianave5380
@kristianave5380 4 жыл бұрын
Afaka manoratra ao amin'ny miomana@aol.com ianao
@volatianaharisoa7597
@volatianaharisoa7597 4 жыл бұрын
Amen
@kimmahefa7290
@kimmahefa7290 4 жыл бұрын
Amen
@razanatsimbahajaainapatric2826
@razanatsimbahajaainapatric2826 4 жыл бұрын
Amen
Miomàna 237 : Aza manahy ny ampitso
22:35
kristiana ve
Рет қаралды 9 М.
CORAN POUR DORMIR QUI APAISE LE COEUR (Recitation magnifique) 2021
1:31:41
DOUAA PROTECTION
Рет қаралды 18 МЛН
БОЙКАЛАР| bayGUYS | 27 шығарылым
28:49
bayGUYS
Рет қаралды 1,1 МЛН
ВЛОГ ДИАНА В ТУРЦИИ
1:31:22
Lady Diana VLOG
Рет қаралды 1,2 МЛН
«Жат бауыр» телехикаясы І 26-бөлім
52:18
Qazaqstan TV / Қазақстан Ұлттық Арнасы
Рет қаралды 434 М.
Miomana 64  - Jesosy vahaolana azo antoka
23:29
kristiana ve
Рет қаралды 8 М.
Ny tahotra an'Andriamanitra 05 09 2021
1:28:47
kristiana ve
Рет қаралды 10 М.
Lesona alahady 02 febroary 𝟐𝟎𝟐5 FAKAM-PANAHY MAHERY VAIKA
7:04
10mn Lesona sekoly Sabata isan'andro
Рет қаралды 50
QUIAPO CHURCH LIVE TV MASS TODAY 6:00 AM FEBRUARY 11, 2025 TUESDAY
38:32
Ang Madasaling Bata
Рет қаралды 1 М.
Afaka amin'ny ota_14 04 2019
1:00:40
kristiana ve
Рет қаралды 6 М.
Fara Andriamamonjy - Velona Jesosy
5:05
vaovaomahafaly
Рет қаралды 48 М.
49 HANDALO FAHORIANA LEHIBE NY MPINO KRISTIANINA REHETRA (TOHINY)
44:27
Razafindralambo Mahery
Рет қаралды 1,9 М.
Miomana 33: Aza malahelo ny fonareo
23:07
kristiana ve
Рет қаралды 4,8 М.
Miomàna 252 : Matokia , Izaho ihany, aza matahotra_31 oct 2020
21:38