Zaho matoky anao Jesosy Kristy a zanako sy ny asan tanako hoy ianao dia adidiko ihany Amen mankasitraka ranadahy
@anastancesenerela46134 жыл бұрын
Aleloa deraina anie Jehovah misoatra tompo @ fampahereza zany toriteny zainy aleloa enganie samy hatoky An ' ijesosy sy hifikitra @ tompo isika amen ❤❤
@natachajulienne32094 жыл бұрын
Amen, Isaorana lehibe anie Jéhovah Andriamanitra maro, Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany, mankasitraka zoky ranadaha malala ao Tompo @ fizarana fampianarana ho anay. Tahiny Tompo hatrany anie ianao zoky malala Amen
@grisghsg87584 жыл бұрын
Mankasitraka e Amena
@angelinarabendrina83904 жыл бұрын
AMEN ! misaotra betsaka fa tena nandray aim-panany vao2 ndray zao , voninahitra anie an'Andriamanitra irery iany, mitomboa fahasoavana ao kristy Jesosy 🙏🙏
@razanatsimbahajaainapatric28264 жыл бұрын
Amen voninahitra ho any jesosy irery iany ary mankahery mandrakariva ny fampianarana izay zaraina nareo ato @miomana mankasitraka indrindra de mirary soa ho anao sy ny ankohonanao ary ireo piara miasa @nao rhtr pst Tantely
@meryfitiavana704 жыл бұрын
Amen
@harylidon40984 жыл бұрын
Voninahitra ho an'i Jesosy Tompo ! Haleloia . Misaotra indrindra Pasteur Tantely nohon'ny Fampianarana ny Tenin'Andriamanitra , Mampahery sy mamelom-belona ny fo amam-panahy amin'izao andro sarotra lalovan-tsika izao . Andriamanitry ny Fiadanana anie Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva . Enga anie ka samy hihaona soamatsara amin'i Jesosy isika amin'ny andro Hiverenany eny am rahon'ny lanitra . Amen ! Amen . Maranatha Jesosy . Shalom !
@henriettemada63832 жыл бұрын
Amen 🙏 🙏
@fevrika10054 жыл бұрын
Amena be mankasitraka indrindra ny amin'ny fampaherezana mafinaritra. Mamelombelona ny fanahiko mihaino sy manaraka fampaherezana @ ity miomana hihaona amin'Andriamanitrao mitomboa fahasoavana hatrany anie ranadahy Andriamanitra anie hitahy anao sy ankohnanao mba ho mpanazava avy eto antany ka hatrany an-danitra. Voninahitra sy hery haja sy saotra ary fisandratana anie ho Andriamanitra Tokana sady marina sy Jesosy Kristy Tompo mpamonjy antsika ilay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany any an-danitra. Mirary soa ho antsika rehetra hanana fahatokiana ary tsy hanan-tahotra
@heryrakotomahandry1164 жыл бұрын
misaotra betsaka Zoky Tantely a,mahazo aim-panahy sy mahery tokoa na dia eo ary ny olana mbola atrehina, mba maniry ny ahatongavanao aty Antsirabe
@karimosolo34674 жыл бұрын
Manana namana aho zay tsy salama avy any Ambositra Fianarantsoa niantso anay izy efa volana maro2 tam 2020 iny fa hoe voany ANGORONGOSY na (hepatite B ) anarany @ vahiny teniteny afaka 8 volana taty aorina afaka omaly niantso ana ny rahavaviny fa nivadika CIRHOSE lay aritina ary efa tena grave ka taitra sy nalaelo tena satry enti manana tsisy nefa ny aina efa eo ambavahady mpahafatesa tsisy moyen tsony ka MBA mangataka vavaka re MBA ho fanampiana azy fa mijaly sy mampalah elo zanany roa mianadahy