MR SAYDA - ALLO RAY (Official Audio)

  Рет қаралды 14,481

Elyaffa Mohamed

Elyaffa Mohamed

Күн бұрын

Пікірлер: 2
@mampitaiorenana919
@mampitaiorenana919 4 жыл бұрын
Mba soloy vola taratasy anie ny orana🙏
@mampitaiorenana919
@mampitaiorenana919 4 жыл бұрын
Ry rainay mpahary oh Izahay nahary ny zava boahary ah tena mahavoky ve ny finoana satria ny kibonay aty toa zatra mihinambary ry rainay mpahary oh haiko ianao fa tsy manary oh fa mety mbola tsy andron'ilay rendez vous ako sy ny hahasambarako oh ray oh,kanefa raha tsy ho avy izy androany dia ny masoko aza avela hitomany mangidy ny androany fa rahampitso mbola ho mamy ray oh,omeo anay isan'andro izay anjara masoandro mba hanazava ny fiainanay ety eh omeo anay isan'andro izay anjara masoandro mba hanazava ny fiainanay ety eh ray oh,mba soloy vola taratasy anie ny orana cinquante be mipatrapatraka ohatran'ny andro fahavaratra angamba tena hilay oh nefa ray oh,fantatray tsara fa tsy izany no vahaolana fa izahay koa mila mikarataka miasa fa tsy mangataka mijinja ny hatsembohanay ray oh,aza atao ela ilay faran'ny volana mila sakafo ny ato antrano ny jiro sy ny rano sy ny ambimbavanay oh ray oh,omeo anay isan'andro izay anjara masoandro mba hanazava ny fiainanay ety eh omeo anay isan'andro izay anjara masoandro mba hanazava ny fiainanay ety eh ianao fanontaniana sarotra valiana ianao fahazavana sarotra azavaina ianao fanontaniana sarotra valiana ianao fahazavana sarotra azavaina ray oh,omeo anay isan'andro izay anjara masoandro mba hanazava ny fiainanay ety eh omeo anay isan'andro izay anjara masoandro mba hanazava ny fiainanay ety eh
Mr SAYDA - SAKAIZAKO FAHAZAZA (Prod by Z3DD)
3:30
Mr SAYDA
Рет қаралды 60 М.
Mr SAYDA  -  Vokatry Ny Foko  ( Official Vidéo 2021 )
3:59
Mr SAYDA
Рет қаралды 2,9 МЛН
REAL 3D brush can draw grass Life Hack #shorts #lifehacks
00:42
MrMaximus
Рет қаралды 12 МЛН
Когда отец одевает ребёнка @JaySharon
00:16
История одного вокалиста
Рет қаралды 16 МЛН
兔子姐姐最终逃走了吗?#小丑#兔子警官#家庭
00:58
小蚂蚁和小宇宙
Рет қаралды 12 МЛН
MR SAYDA - MENAMENATRA (Official Audio)
3:22
Elyaffa Mohamed
Рет қаралды 14 М.
Mr Sayda Live Accoustique 2022
41:08
Elyaffa Mohamed
Рет қаралды 162 М.
RAOUTO...Ex an ialahy...
3:29
Raouto ofisialy
Рет қаралды 560 М.
Mr SAYDA  -  Mandrapaha (MISIE MILAY 2020)
3:50
Elyaffa Mohamed
Рет қаралды 21 М.
DOCTEUR LOVE  - AGNAMBO FITIAVAGNA
4:08
Docteur Love
Рет қаралды 315 М.
RAOUTO   ANY AN DANITRA
3:49
Raouto ofisialy
Рет қаралды 54 М.
Mr Sayda & Pit leo BG AN'I JESOSY (official music video)
3:25
Addictive Film
Рет қаралды 362 М.
MR SAYDA - KIALAMAINTIKELY (CLEAN VERSION 2020)
3:10
Elyaffa Mohamed
Рет қаралды 33 М.
Mr Sayda - Dadako
3:47
Mbolatiana Rakotoarivony Empreinte image
Рет қаралды 34 М.
Mr SAYDA  - ALELOIA  (Officiel Audio)
3:50
Elyaffa Mohamed
Рет қаралды 33 М.
REAL 3D brush can draw grass Life Hack #shorts #lifehacks
00:42
MrMaximus
Рет қаралды 12 МЛН