nefa isika no vomaika mahantra indrindra eto an -tany
@onohelina572322 күн бұрын
Eh Mampalahelo ity ranga ity mbola ho ela vo tafita enao ry Malagasy
@mamisoagremaud605221 күн бұрын
NY EO AMBANY MASONY AZA TSY VITANY. LAZAINA FA MISY MISOPATRA ENAO IANY NO MISOPATRA PANOSAVY MAHERY ANTRANO ALIKA MATY TY.
@gertrudebernadette55848 күн бұрын
Leo leo leo leo tranondainga
@louisevivianeRANDRIAMAHANDRY21 күн бұрын
Mampihomehy ity Rangaha ity
@ahmadaladullah786021 күн бұрын
Tsimalala menatr eky anao Andry Rajoelina
@mischaemmanuella615121 күн бұрын
Filoham- pirenena farany bado no lany...ianao tsy lany fa nividy...teneno ny marina
@lovarajohnson13322 күн бұрын
Jereo anie ny contradictions e! "Lazain-dry zareo hoe filoham-pirenen'ny vahoaka mahantra hono aho.... Tsy hataoko mahantra intsony ianareo tompokolahy sy tompokovavy...". Tsy manaiky monsieur le Président hoe mahantra ny Malagasy, nefa ao antin'io fehezan-teny io ihany no mampahafantatra sy manaiky fa mahantra ny Malagasy? ??? Conseil, préparer votre discours Monsieur, pour éviter des bourdes pareilles.
@mischaemmanuella615121 күн бұрын
Mampa te hamelaka miaraka amininy solomaso iny...vendra paty
@LilianP-cb6zx21 күн бұрын
😅😊
@Yvette-r8p21 күн бұрын
RAHA MBOLA RAJOEL NO MPITONDRA ETO MADAGASCAR DE LATSAKA AKADY NY FIRENENA MALAGASY
@AaronRandriah21 күн бұрын
Filoha ts mahalala menatra pory
@jaomarengatsikoza314020 күн бұрын
😂😂😂😂😂 Ô Rajoelina ô ! Izay sahy miteny ny fitondranao anie ka lazainao hoe mpamadika e !ary ataonao izay hamotehana azy tahaka ny depute Brunelle sy PAN teo aloha sns....ilay firenena nampahantranao ary ianao no lany hi filoha manana haitarika aty afrika ??????? Maharesy an'i Paul Kagame ve ianao ? Sa noho ianao frantsay no nanendrena fa tsy nofidianana anao ?
@Yvette-r8p21 күн бұрын
EANDRY RAJOEL NO FILOAMPIRENENA TENA NAMPAHATRA VAHOAKA VOALOANY INDRINDRA ETO AMBONIN NY TANY SADY MPANAO KOLIKOLO .TSY MAHALALA MENATRA ENAO RAJOEL À
@JeanBaptisteRakotomavo21 күн бұрын
Ry Gasikara , Tahina monja , betsaka latsaka teo fa raha tena mpanoitra nareo tokony iray hina zao vokany ty tena aby
@mrfectt21 күн бұрын
Mahantra ny firenena..... Sahiragna ny vahoaka.... Malagasy
@hetsikamontpellier299821 күн бұрын
bojo ny anao, hala-bato no nahazahoanao ny fifidianana t@ 2023.. ary isika izao no firenena mahatra indrindra eran-tany nefa efa mandat in-3 no teo ianao no teo....
@fleurettekobel249022 күн бұрын
Kabaron- janahary no sisa andrasana , satria efa tsy hita intsony ny marina ! Tena miteniteny ity Andry Rajoelina ity ! Mba fantatrao ve tompoko,fa zavatra mifanohitra ny ambadika ilay nolazainao teo , satria ianao ireny no mahay sy voalohany( mangalatra , mandainga , ary mahay mitarika ny vahoakanao any @ antsana tompoko ! Misaotra anao hatrany , na ny tsara , na ny ratsy , fa izy ao izay nahatonga anao eto ambonin'ny tany ihany no mitsara ! Masina ny Tanindrazana !
@nalijaonatiana607121 күн бұрын
nisopatra ahoana koa. Aza matahotra fa hivaly aminareo ny haratsiampanahinareo sy ny filohanareo vazaha io ary TSY HO TANTINAREO ny alahelon'ny vahoaka mijaly poretinareo sy angalarinareo io
@JeanBaptisteRakotomavo21 күн бұрын
Tsara amin ity miongana mihitsy démissione fa tena be zay matiny zay
@andriamaheninafenosoa814522 күн бұрын
Nahoana no mbola eo i Ntsay nefa tsy mahay mampandeha ny economie? Voaporogo ny tsy fahaizany. Ny Filoha izany no te hitazona azy.
@gertrudebernadette55848 күн бұрын
Mbola tsy menatra ihany zany koa zafrika esoteny sa havendranana ??? Fampahantrana lalina no misy eto am lafiny rehetra mody mipaozipaozy fa ny gasy efa ho faty daholo MARIKIRIKO !!!!!
@Yvette-r8p21 күн бұрын
Voafidy tam ny alabato enao fa tsy tena safidimbahoaka .Milqza fa mivavaka nefa mangalabato .Filoampirenena maramara mpangalabato .mpamotika ferenena mpanao kolikolo
@lantorajaoninjatovo366521 күн бұрын
Tena marina aloha fa Mpitarika voalohany indrindra atỳ Afrika ity Filoha ity. Fa Filoha voalohany sy Mpitarika voalohany mankany amin'ny fahantrana....Fanesoana anao sy ny vahoaka malagasy anie io voninahitra nomen'ny Afrikana io ianao e...15 taona ianao tompoko no teo.....dia milaza ianao hoe :"tsy ho ataonao mahantra intsony ny vahoaka????" Aza mampihomehy rangahy fa tsssss
@Franckrff21 күн бұрын
f aona no kapainareo ny ala ao toliara hitrandrahana ny base toliara
@sprokia174121 күн бұрын
Handao samy handray andraikitra ny Malagasy , zegny edy ny hitako.
@paulrakotozanany829722 күн бұрын
NNNNDDDDRRRRRIIIII !!!!!!!!
@WendyAthena18 күн бұрын
Marina ve zany 😂
@mariatecher808921 күн бұрын
Ano matanjaka mahita azy
@mamisoagremaud605221 күн бұрын
FANANINA NOGIFINA TENA MBA HO AFABARAKA FA TSY METY TONGA SAINA
@nivosoarazafimbelo328820 күн бұрын
Tena mirediredy noho ny rongony ve le Foza t...Domelina io e
@PhilibertRandrianarivelo21 күн бұрын
Miteniteny fahatany
@ericandriana685621 күн бұрын
de tsy maintsy manondrana foana ve efa mahazo micro !
@PhilibertRandrianarivelo21 күн бұрын
De mbola miesona ihany ry mitehatéhaka vendrana reto Jamba ve ireto olona ireto no tsy mahita izao fahantrana lalina izao
@gertrudebernadette55848 күн бұрын
Ady ataony am fahantrana tsy vitany otrizay tsy vitany intsony iarahamahita fa tranondainga fa inona no ao anaty atidoha ny an sasany !!!!! Tsy ahita fampandrosoana zany raha mbola io na haniry nify aza ny akoho.....
@charlesrabeson405721 күн бұрын
Izany an
@PiroPdoo21 күн бұрын
KA MBA TSY HITANAY TATO TANINAO ZAO RA PREZ
@mischaemmanuella615121 күн бұрын
De le bado rehetra ao aoriana ao....ity efa ho adala
@antoniobacchi427221 күн бұрын
Tsy menatsy mavandy koahy lehilahy tia, on s'en fou iha lany je ne sais pas quoi à l'étranger any zao, vahao ny olany mampijaly ny malagasy fa ka ampandrianao gisa eo
@HajaRandimby21 күн бұрын
so tao antranony ary nazony l izy fa tsy madagascar
@mariatecher808921 күн бұрын
Anare contre Andry io misopatra maro bé tsy votanisa rah tanisaina tsy vita feno boky anjaranareo misopatra s'y manenjika iz EF mihezak fa ts vita moramora manilika fahantrana MBA misegna reto