Tena namana ianao na ory koa na faly. Hamalifaly rehefa ory. Ny hafa mety handao. Tsara ny tonon- kira. 😊
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Namana foana n'inoninona atao. Na Ory n'a faly. Izarako n'y hafaliako s'y n'y fahoriako. Tsy mandao. Sento...
@marcombesjeannie1474 ай бұрын
Tiko loatra loatra ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tena namana Tsy mandao, Tsy manadino. :-)
@titarafalimanana8712 жыл бұрын
Waw😍, Namako ianao😍👍
@josephvicky27444 жыл бұрын
Tononkira Namako - HIRAH Namako ianao , n’aiza n aiza misy anao Namako ianao n’inona n’inona atao Tsy ny iray anie F ’ireo fiarahana hatram’ izay No hery izay hampiray ref: fa tena namako ianao ny heriko nafaho na mahantra sy mijaly tsarovy fa tsy irery ianao fa misy angamba any ho any tsy manadino anao , hamalifaly anao raha sendra ady Namako ianao , izarako ny hafaliako NAmako ianao, manala indray y fahoriako Tsy ho iray any anie Fa ny fisainana andro iray No hery izay ampiray ref: fa tena ..... Ny eritreritro anie Tsy anariako anao ombieny Fa ny afo mety handratra F ’ izaho namanao ref: fa tena namako ianao .......( 2 foi)
@crimsonnirina6473 жыл бұрын
Merci
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
N'y fisainana andro Iray no mampiray. Na Ory n'a faly Tsy manadino. Tsy manary n'y tena namana. :-)
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Tena namana n'a Ory n'a faly, Tsy manadino, mizara hafaliana s'y fahoriana. Tsy mandao. :-)