NIVOAKA T@ FAHANGINANY NY CENI, DEPUTE SITENY, PARAINA AUGUSTE - AFERA KANDIDA RAVOLOMANANA

  Рет қаралды 16,845

ROATELO3

ROATELO3

Күн бұрын

Пікірлер: 44
@JrGuillaume-o5s
@JrGuillaume-o5s Ай бұрын
Raha @ lalatina pahay lalana zeny inona tsy ampiharinareo lalana @ Roumi vous tratra nanao kolikoly ary nigadra tany i Londres ino dikanizany na azavena tsimazava azy fa lalana mitagnila ny lalana ampiasenareo .
@coolman3322
@coolman3322 Ай бұрын
iza aminy mpanao polifika s'y administrateur ato dago no tsy mpangalatra mpandrava kolikoly 90 % oui archi oui efa ao anatiny ra mihitsiny. ravaninareo daholo ny andrmpanjakana fa efa lo
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Ай бұрын
Ary anao Lalatiana Bisogny ny SAYDA naniraka vadinao nitifitry i SAYDA nanino tsy nigadrana, fa efa taona maro voa nigadranao koa izy satria manelengelina anao , hamosa secrets ratsy ataonao, anao mihitsy no dahalo eto Madagascar 🇲🇬 ry Lalatiana Bisogny ny Sayda
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Inona no hidiranity sorcière ity aminizany
@fanjaravo
@fanjaravo Ай бұрын
Malaelo anao aho ry fireneko, fa olona vitsy ireo ve no manimba ny firenena dia tsy hiady isika vahoaka , tena mampalaelo , mampate hamono tenisany mpisolelalaka reo
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Efa mihosona tay ity Henriette ity
@WendyAthena
@WendyAthena Ай бұрын
Mampalahelo toe tsaina
@coolman3322
@coolman3322 Ай бұрын
ianareo reo dia iray tsy kombakoba daholo misy hitsetseranareo sy ny acolitanareo ary havanareo ny fananany malagasy .
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Ай бұрын
Mba scanner-o hoe ny justification ny situation fiscalen'ireo mpanohana ny fitondrana ireo !
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Aza amelana fa midina eny andalambe daholo
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Matahoatra any ravalomanana i radomelina
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 Ай бұрын
Fa rajoelina sy ny pm vé tena manara-dalana
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Ай бұрын
NAREO CENI anie tsy mahaleo tena mihitsy. TSANGANOLONA nareo fa ny lehiben' foza no mandidy
@hajaalainratsimbazafy9478
@hajaalainratsimbazafy9478 Ай бұрын
Marina loatra
@nestymao1403
@nestymao1403 Ай бұрын
Izay mitavozavoza aloha dia resy lahatra @ ty lainga tsara lahatr'i Lalatiana ty e
@JrGuillaume-o5s
@JrGuillaume-o5s Ай бұрын
Maninove raha ampiharina ny lalana marina fa ka tsy mitognilana zeny, ka maninona rehefa olona agnatiny fitondrana no hitampoko miharihary manao kolikoly avolenta mamoafady fa tsiampiharina lala izany tahaka i Roumi vous de ambelany faitondrana fona zeny tsiasina resaka fa raha panohitry ndreky no mikatsaka hampandroso faritry misy azy dia amorona dosie maloto de ogadraina zeny ve mitombona @ resaka lalatina miteny ny lalana tsimentsy ampiharina aminola tsirairay mitombina ve zany ka tsimitognilana ry zareo mahay lalana zeny
@PatriciaRahantamalala-f7u
@PatriciaRahantamalala-f7u Ай бұрын
Ry Lalantiana rah vo mpanohatra itan daholo io tsikera rehetra io nefa izy mitatatata io tena mpandika lalana. Fiainana eto madagascar zany rehefa ao anatin fitondrana de tsy mahazo disoana na ita zao aza meloka fa rehefa tsy ao anatiny de diso sy meloka avokoa ka itan h@kely indrindra. indrisy ry tanindrazako
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Ай бұрын
Angatahina ny Dgi hanazava ny mahasamihaha ny situati9n fiscalen'i Ra 8 5@ présidentiel sy ity communzal ity. Inona koa izany tolérance administrative vohiziny uzany.Hizany dia mode de gestion du pays. Maro angamba ny mpanohana no misitraka izany ka avoaka ankehitriny hanamarinana ny tsy fanarahan-dalana mahazatra.
@EvaMelinRAMANDIMBISON-um4oh
@EvaMelinRAMANDIMBISON-um4oh Ай бұрын
Mavozo R8 ny fitondrana ankehitriny fa mila mitsangana atsika vahoaka manoloana ny hery famoretana hataony mpitondra ireo
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw Ай бұрын
Madama Henriette lalatina, te hanao valifaty t@ izy tsy lany tany Faratsiho.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Misaotra anareo ceni aminizany
@Sen-iz4vf
@Sen-iz4vf Ай бұрын
Marc Ravalomanana pory nareo tsy nahaloa hetra. Ex autoproclamé Président.
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex Ай бұрын
FANJAKANA.i BAROA ZANY NY MISY ETO. OLONA TDY MAHALOHA HETRA NO NILATSAKA HO PRÉSIDENT DE LA RÉPUBLIQUE. NEKEN.IREO SEHATRA REHETRA IREO. RAVALOMANANA TSY NAVOALOHAN.I HETRANY. NY FITONDRANA NANAIKY NY HIROTSAHZNY( FANJAKANA SADASADA FANJAKANI KOLIKOLI SY HANTRANO HANTRANO JUSTICE KOLIKOLI
@FR-no2os
@FR-no2os Ай бұрын
C'est plus que la peur, je dirai que c'est une élimination politique pure et dure et cette attitude mesquine et néfaste pour le pays ne fait qu'entretenir un climat politique délétère.
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 Ай бұрын
Avelao alo izy hitondra fa azy n'y hery famoretana
@CyberMYSTERY-n6b
@CyberMYSTERY-n6b Ай бұрын
Sahaza an'i ra8 tsara zay fa dia efa manararaotra trop izy amin'io zavatra ray io. aloavy ny hetra fa élection communal io tsisy iraisampirenena hanao tsindry intsony eo hampidirana anao ho candidat ra8 a! hafa ny présidentiel🤣😂
@MarieChantaleRASOAMALALA
@MarieChantaleRASOAMALALA Ай бұрын
Itako ny vadin ty henriette nogadraina kooo
@noelinerazafintseheno9717
@noelinerazafintseheno9717 Ай бұрын
Fa tsy misy tohiny angaha ilay poizim-boalavo sy asidra ry olo-marina ?
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Ай бұрын
Fa angaha tsy qhazoana an"i9 taratasy io ny fandoavanan"i Gascat ny hetrany # karamany fa tsy maintsy mamorona otinasa. Mba azavao misimisy ny mikasika ny droit fiscal fa toa maïzina !
@jessicaandriantsoa
@jessicaandriantsoa Ай бұрын
Taotra tsotrizao ny anareo mianakavy e, fa naninona izy tsy sakanana nareo taminy filatsahana president lasa teo ???
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr Ай бұрын
8 cm nga nanaraka lalanà
@SizaNirisoa-vu9or
@SizaNirisoa-vu9or Ай бұрын
Filoha Io aza vazaha no nilatszka miala eo anao filoha fa lasa horipaka faty eo ni vahoka madagasikara
@DARIVONY
@DARIVONY Ай бұрын
Vazaha ahoana ? Ny anarany manontolo aza : gasy pur sang, fa tsy ôtran'ny an'i Marc Gervais sy Auguste!!! Donto!!! Ingahy Auguste no tena mitady handripaka sy mpandrangitra adim-poko!!! Avy any Vaingandrano ange io, Sady Sud-Est toa an-dry Tabera, Zafinandro P. Sy ireo forongony hafa : RACISTES!!!
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Ай бұрын
Masosotay
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Ай бұрын
Raha i Lalatiana sy ny heviny, izay conditionnée tanteraka dia tsy credible. Ny fahalahana manao hetsika ieay no vohiziny f9ny izy nanoatra an-drajozl8na azavm9d8any fanina fotsiny anjehitriny. I tatandraza irery sisa no mihaino an'io.
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex Ай бұрын
TSISY Azo antoka hintsony n'y Raharahapolitika. OLONA tsy nahaliha hetra navela nirotsaka ho présidant République. FANJAKANA SADASADA FANJAKANA HANTRANOHANTRANO. IZANY NY FINTANTANANA NY FIRENENA. MPAMITABAHOKA AIZA DAHOLO NY MPITANDRY FILAMINANA FAEFA GRAVE SY MAHAMENATRA NY FISEHOHANJAVATRA ETO @ FIRENENA.MAMPALAHELO NY VAHOKA FAHANANA LAINGZ VARIRARAKA HATAONAREO TOHATRA HIVELOMAN'OLOMBITSY MAHALALA MENATRA IANAREO MPITANTANA NY HETRA NY JUSTICE NY CENI LENTIKA DAHOLO NY VAHOKA TSY HAFAMANOHATRA VOKY LAINGZ FENO JALY ANDRIAMANITRA ANIE HITSARANAREO. TSY MATAHOTODY SY MPAMITABAHOKA REHETRA IREO
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 Ай бұрын
Ary le hetra tsy voloany Ravalo taloha ireny mba ahoana? Madio ve reny
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Ай бұрын
Tsy rariny intsony tsy tokony hanaiky izao isika tsy maintsy misy valiny zao fa tsy misy mpanao ratsy hafa maina zany eto antany eee
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr Ай бұрын
MBA mangina ry BM aaa.
@DARIVONY
@DARIVONY Ай бұрын
Asaivo mangina koa Ilay mpisolovava nareo Sady BM, no BV, no BN!!!
@CyberMYSTERY-n6b
@CyberMYSTERY-n6b Ай бұрын
Ny an'i Lalatiana izay no tena marina fa manararaotra trop ilay ra8
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 27 М.
DINIKA ZOMA 27 SEPTAMBRA 2024
44:35
MBS TV
Рет қаралды 3,7 М.
Family Love #funny #sigma
00:16
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 40 МЛН
How Strong is Tin Foil? 💪
00:25
Brianna
Рет қаралды 65 МЛН
Человек паук уже не тот
00:32
Miracle
Рет қаралды 3,7 МЛН
ROSÉ & Bruno Mars - APT. (Official Music Video)
02:54
ROSÉ
Рет қаралды 302 МЛН
I-BC EWS DU 27 SEPTEMBRE 2024
53:38
i-BC TV
Рет қаралды 4,1 М.
DON DRESAKA DU 29 SEPTEMBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:42:58
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 5 М.
KAPOTANDROKA DU 02 octobre 2024
1:01:59
i-BC TV
Рет қаралды 1,6 М.
NY VAOVAO MBS ALAROBIA 02 OKTOBRA 2024
40:09
MBS TV
Рет қаралды 3,7 М.
Family Love #funny #sigma
00:16
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 40 МЛН