Kanto tokoa ny tanananay vohitry Rabiby rabiby moa de arabo ,makasitraka makatelina merci Mika
@mahefarisonandrianaivo56014 жыл бұрын
Zah ku aviany hihihi faly ery💪🏽💪🏽💪🏽💪🏽 ary Tena arabo mitsy no nitondra azy io.
@felanarazanatsoa14446 жыл бұрын
Kanto loatra ny tantara! Mankasitraka eh!💖👍
@frahramandresy97496 жыл бұрын
Mafinaritra be fa asio koa iny am faritra analanjirofo iny oooo Merciiii
@madekasbright14443 жыл бұрын
aza miteniteny foana eo fa sahinao ve milaza fa nohon'ny arabo no nanaovana taom-baovao malagasy voalohany?
@sahondrarey-vignau20718 ай бұрын
Mankasitraka anareo @ fanazavana ny tantara e!
@tianarakotovao59626 жыл бұрын
Habib veut dire cheri, Malala, Amor,Darling amin'ny Arabo; ary ny Arabo henjana raha constellation sy interpretation nofy, mbola mino an'izany zareo hatramin'izao.
@tianarakotovao59626 жыл бұрын
Henoy ny hiran'i Amr Diab, nampividy ahy ilay CD mihintsy ilay hira " we malo"
@ainageralodin47915 жыл бұрын
Mahafinaritra; Mankasitraka e;
@falyrabetsitonta26 жыл бұрын
Misaotra betsaka @ mpanolitra ( Ny @ fampafantarana) fa izany no ilaina satria taloha tsy nisy anizany, ary mila ho fantatra ny tantara rehetra hatramin'ny tanana kely indrindra( Tsara ny Internet an!!!).NY Tiako ho fangatahana raha mety ny anaovana ny aty aminay ny any Sakay (Ankadinondry) tsy aiko mantsy ny tantara any? Misaotra.
@felanarazanatsoa14446 жыл бұрын
Faly Rabetsitonta 😘👍
@baholynirinarandriamilanto44296 жыл бұрын
Tsara ka iza no napianatra ny olona ihinana heno omby? RALAMBO mahafinaritra be misaotra betsaka