Tsara ito hira iray ito. Ary izay vao tena nohenoiko tsara. Ny Tompo anie Hitahy anao rahalahy
@mihajarasoamanana61104 жыл бұрын
Tena nandona ahy tany anatitko tanteraka ity hiranao iray ity efa babo aho tamin'ny vita sedra fa ity tena ranomaso avoizina ny ahy teo am-piainoana Azy tena nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana tena tsara sy manokana ianao. mazoto mamorona hatrany!!!
@tanoramasinaitaosy30204 жыл бұрын
Ny antom-pisiako tokoa Jesosy dia ny Hanompo Anao ! Mahanaritra Rojo a,mahereza hatrany @ asan'ny Tompo
@MerryMerry-fj4gw4 жыл бұрын
Amen ny atanorako atokako anompo Anao Jesosy ooo
@santosneymar71992 жыл бұрын
Isaorana anie Andriamanitra🙏🏼
@tsimiovasoadaniel86204 жыл бұрын
derana ny Tompo!! 🙏🙏🙏 tsra lotra rojo a!!😊😊😊
@onyrajaobelinirina38482 жыл бұрын
Tiako loatra ty hira ty❤️
@iandotyna41784 жыл бұрын
Makasitraka ee.tohizo foan ny Asan Tompo;fa izy irery ihany no Antompisitsika.Jesosy homban groupe Ny avo rehtr..
@rjralah21884 жыл бұрын
Tsara ny Tompo🙏🙏🙏🙏
@HeryTovo4 жыл бұрын
Misaotra indrindra. ♥
@harsongabriel69444 жыл бұрын
misaotr eh mahazo aina mintsy ny fanahinay sady mahazo anatra iany koa NY AVO
@valisoaeliasmaminomenyidea66356 күн бұрын
❤❤❤❤
@falyniraina3 жыл бұрын
Tena Tsara.tiko be le tonony sy ny arrangement.mankasitraka e.tahin'ny Tompo
@laurettebrigitteramahazoso8695 Жыл бұрын
Amen
@sendrinemanitra37054 жыл бұрын
Mankasitraka e. Deraina Tompo Sady tsara b feonao
@philomenenarindra5554 жыл бұрын
TSY MILA TAMBINY AFA TSY NY PARADISA SOA HONENAK AHO