Amen ! Amen aleloia velona sy mahery tokoa ny tenin ANDRIAMANITRA misaotra mankasitraka deraina JESOSY
@BsksbBsksk Жыл бұрын
Tena Mankasitraka re pasteur ❤🙏
@soloannecheena37777 жыл бұрын
Amen deraina ny tompo fa maheno toriteny manafaka @ tsy fahamarinana zahay aty kuwait
@suzannerasoa65577 жыл бұрын
Amen, i
@mbotizandryelissah87696 жыл бұрын
Toriteny manafaka misaotra Tompo
@TsizarayMOSA3 ай бұрын
Misaotra anao, Amen
@kristinamalalaeliane50523 жыл бұрын
Amen mankasitraka idridra Tompoko
@patriciaraharimalalarahari80293 жыл бұрын
AMEN
@louistterasoanindrina87384 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka tompoko fitoriana ny Fanjakan'i lanitra . Dia ho an'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NY VONINAHITRA . AMEN
@patriciaraharimalalarahari80293 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
@MinahHenrickRazafy7 жыл бұрын
mankasitraka sy manonona fahombiazana ho anao sy ny ankohonanao hatrany!!@ anaran i Jesosy Tompo
@planetcyber22036 жыл бұрын
voninahitra be hoany JESOSY mihitsy izany fampiananara izany ka izay makato dia ahita any Jesosy .
@planetcyber22036 жыл бұрын
Amen !
@xaviersimon3407 жыл бұрын
Shalom, misaotra betsaka amin 'ny fizarana, sakafo ilaina amin'izao andro izao . Et le Seigneur dit: Quel est donc l'économe fidèle et prudent que le maitre établira sur ses gens , pour leur donner la nourriture au temps convenable ? Luc 12:42Merci frère en Christ!
@fetraniainatianalilojhonno70297 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa manampy tanteraka ny maro hanantona an'Andriamanitra ny fananarana sy ny fampitsahivana nataonareo.Mitomboa hery hatrany ho fahatanterahan'ny asan'ny Tompo
@marilousimon73477 жыл бұрын
Misaotra amin'ny ny fizarana tena pratika. Tena témoignage ilaina, témoignage ny Fanjakan Andriamanitra. Amen!
@rolanderaharison26297 жыл бұрын
Misaoo
@rolanderaharison26297 жыл бұрын
Misaotra betsaka amin'ny fizarana ny tenin'Andriamanitra Tena misokatra amin'ny marina ny masom panahy Maniry s'y mirary n'y fitohizan'ny fitoriana fa tena manampy bé Dia bé tokoa amin'ny fiainana manontolo