Raha isika no tsy Tia tanin-drazana de tsy hisy ny fandrosoana
@henriandriana424810 ай бұрын
Je confirme Mr Koto Sady vendrana no tsy misy tia tanindrazana tsony le malagasy .
@BéMarieMadeleine24 күн бұрын
Zany mihintsy ka
@inayatsama605910 ай бұрын
Marina be zay vidéo ty 🙏 merci beaucoup koto a 👍🙏
@delicieusescrepes33910 ай бұрын
Mahay mihehy be an! 🧡
@estellesoumira701010 ай бұрын
Miharamila malagasy mitifitra ny malagasy aminy taniny. Marina loatra ny teninao io Koto.
@jobellsybevahiny19962 ай бұрын
PRESIDENT GASY ANTSIRADRANO Efa lany hegnatra , tsy megnatra no vendragna , adala tompo araka ny teninao , tsy manjary maty , zay olo te haka de maka aby😡😡😡😡😭😭😭 higagany le monde entier ny toetrany soit disant mpitondra masina ny tanindrazana .Mbola hivaly aminazy ny alahelom-Bahoaka matiny jaly ,sady tsisy hoanina .malahelo ny fo ny gasy manontolo tsisy ohanina fa mitsindroka agnaty daba
@ZahoTy10 ай бұрын
Matahotra mihidy vody de tsy sahy mikofoka ny mpitondra andRamadagasikara
@richardmounavaraly245710 ай бұрын
MISY VOCABULAIRE TENE TSY HAIKO KA MBA HAZAVAO KELY RY MPIHAINO : ● VENDRA-TAIBE = .......... ● VENDRAM- P... = ......... ● TAIRO VOLA KELY = .... ● MIARAMILA MITIFITRA VAHOAKANY =..... ......SNS .....SNS
@Lala-t5d5k10 ай бұрын
Marina daholo ny zavatra teneninao Koto. Misaotra nizara. Fa ny gasy tezitra rehefa tenenin à hoe Bado. Kanefa tena marina