ny nisoloany anao

  Рет қаралды 10,068

Charles Ramaroson

Charles Ramaroson

Күн бұрын

©charlesramaroson 1990
mon premier titre

Пікірлер: 18
@tokiravakaramiandrisoa261
@tokiravakaramiandrisoa261 4 жыл бұрын
Raha ho avy eny amin'ny rahon'ny lanitra Ilay Mpampakatra, moa ho isan'ny fofombadiny ve ianao ka hakarina ? moa mitoetra ao anaty fahamasinana ve ianao ? moa efa nateraka avy any ambony ve ianao ? moa efa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy anao ve ianao ? moa efa nibebahanao ve ireo fahotanao ? MOA AVELANAO HO RARAKA AN-TANY VE IREO RANY NITETE !!!
@hertellandry8122
@hertellandry8122 8 жыл бұрын
Beau chant,!! Soit beni mon frere!!!
@ixe20
@ixe20 10 жыл бұрын
Soit Béni frère et que la paix soit avec nous tous
@koloinaralamboarisoa4598
@koloinaralamboarisoa4598 7 жыл бұрын
efa hatramin´ny mbola kely no nampihainoan´ny dadanay ahy ity hira ity... Amin´izao tena henoko sy azoko tsara ny tonony.. tena tsara tena tsara ... ary tena mahatonga saina... Tahin´ny Tompo...
@asnahsoa1602
@asnahsoa1602 6 жыл бұрын
Tsara loatra!
@zo3585
@zo3585 7 жыл бұрын
miarahaba, mety mba afaka mahazo instrumental an'ity ve azfady indrindra! tiako hiraina io @ paska saingy tsy mahay mitendry sady tsy manana mpitendry! misaotra tompoko
@charlesramaroson
@charlesramaroson 7 жыл бұрын
Tena miala tsiny Heer Zou fa notadiaviko tanaty archives ilay instrumental fa tsy hitako a. Miala tsiny e. Tahian'ny Tompo
@zo3585
@zo3585 7 жыл бұрын
tsy maninona ka :) efa nahavita instrumental ihany! misaotra e! tahian'ny Tompo
@fidiniainaberthierandriami1165
@fidiniainaberthierandriami1165 6 жыл бұрын
Mba afaka mahazo ilay Instrumental ve?
@ririana2883
@ririana2883 7 жыл бұрын
miarahaba o, misy version originale ve
@charlesramaroson
@charlesramaroson 7 жыл бұрын
miarahaba anao, inona moa ilay hoe version originale? ilay enregistrement fahiny be ve ? :-)
@ririana2883
@ririana2883 7 жыл бұрын
eny tompoko
@daddyjose9571
@daddyjose9571 5 жыл бұрын
azafady tompoko, azo atao cover vy ity hira ity ? tsara lotra
@charlesramaroson
@charlesramaroson 5 жыл бұрын
Miarahaba, azo atao cover raha hozaraina maimaimpoana, fa tsy natao hakana vola. Misaotra
@daddyjose9571
@daddyjose9571 5 жыл бұрын
@@charlesramaroson misaotra tompoko, tsy atao akana vola ka, tsy artist mants n tena fa mb tia mozika fotsny sad le iz efa hira tamin'ny fahazazako! misaotra
@notamra2688
@notamra2688 3 жыл бұрын
@@charlesramaroson Mba maniry hanao cover izy ity aho
@charlesramaroson
@charlesramaroson 3 жыл бұрын
@@notamra2688 tsy olana mihitsy
@notamra2688
@notamra2688 3 жыл бұрын
@@charlesramaroson mankasitraka sahady
Ny nisoloany anao (1990)
3:23
Charles Ramaroson
Рет қаралды 2,6 М.
ny nisoloany anao ny ako
3:18
manitra A
Рет қаралды 2,9 М.
МАИНКРАФТ В РЕАЛЬНОЙ ЖИЗНИ!🌍 @Mikecrab
00:31
⚡️КАН АНДРЕЙ⚡️
Рет қаралды 40 МЛН
Men Vs Women Survive The Wilderness For $500,000
31:48
MrBeast
Рет қаралды 101 МЛН
大家都拉出了什么#小丑 #shorts
00:35
好人小丑
Рет қаралды 96 МЛН
ASA MAIZINA. TANTARA MALAGASY NY RDB
54:40
Malagasy
Рет қаралды 20 М.
Mind Blowing❗️SOUND-ALIKE Voices of FAMOUS Singers! 😱
29:01
Top Talent
Рет қаралды 6 МЛН
Ny nisoloany anao
3:19
Finaritra Ramilison
Рет қаралды 3 М.
Endrey ny fitiavan dehibe
3:26
RABARIHOELA Tianamalala
Рет қаралды 52 М.
Jeso mino Anao
8:08
Domoina Ratsimbazafy
Рет қаралды 1,9 МЛН
A Star is Born - Shallow Sing-Along (Lady Gaga & Bradley Cooper) | Netflix
4:59
Still Watching Netflix
Рет қаралды 189 МЛН
Tompo ô Henoy
4:06
Release - Topic
Рет қаралды 303
Je t'aime Lara Fabian French and English subtitles
5:48
frenchrescue
Рет қаралды 1,4 МЛН
Ny nisoloany anao
3:27
Pasteur Jacky RANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 64
Mireille -fanoloran tena
3:31
Antarmiel Rakoto
Рет қаралды 73 М.
МАИНКРАФТ В РЕАЛЬНОЙ ЖИЗНИ!🌍 @Mikecrab
00:31
⚡️КАН АНДРЕЙ⚡️
Рет қаралды 40 МЛН