Mba tena tiako ty tantara ray ty ,misaotra ny mpanolotra sy ny mpanoratra ,manome moral ah @ zavatra niainako
@user-uv8gt4eh4b8 ай бұрын
Lehilahy maningana Rado, vehivavy aho Fa ra za efa ela no nariko maman'i Onja
@user-uv8gt4eh4b8 ай бұрын
Niverina nihaino ity tantara ity, mampalahelo Vehivavy aho Maro ny toetran Vehivavy toy izao ( maman' i Onja), efa natao ho ratsy mihintsy ny Vehivavy an
@sylviarajaonary9573 Жыл бұрын
Tsara be ny tantara, hanatra @ fiainana, Mankasitraka 🙏
@KuwaitKuwait-zu9eq Жыл бұрын
Mankasitraka topoko tena feno anatra lay tantara❤🎉
@GarciaMarieGarcia-uh6cr Жыл бұрын
Misaotra nizara fa tsara be le tantara👏👏👏❤❤❤❤ lesona hoany zay mpanavakavaka olo ty
@mioraandriaharinivo913 Жыл бұрын
Lesona ho an’ny be fialonana sy ratsy fanahy mpanambany ny kamboty sy mahantra
@GarciaMarieGarcia-uh6cr Жыл бұрын
@@mioraandriaharinivo913 marina mihintsy zn
@user-uv8gt4eh4b8 ай бұрын
Tsara toetra be Rado, ny manao soa tsy very @ fiainana
@marielesage1254 Жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka tegna tsara be lay tantara sady mampalahelo koa ary misy lesona azo alaina ao agnatiny ka mankasitraka sy mankatelina anaro tompoko ❤❤❤❤😘👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻😘😘😘