POTIKA NY FIRENENA -TENA MAMPALAHELO POTEHIN'NY ANDRY RAJOELINA SY NY FORONGANY ,IRMAR

  Рет қаралды 2,918

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

Пікірлер: 14
@juliennelieven3356
@juliennelieven3356 24 күн бұрын
Mifohaza ry MALAGASY Ampy izay ny fijaliana 🇲🇬🇲🇬🫶
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 25 күн бұрын
😢😢😢😢😢😢 mpianatra mimpetraka aminy tany 😮😮😮afabaraka éééé lamba sikina dreo maloto 😢😢😢 zaza maloto ata sakafo maraina donc tsisy
@ahmadaladullah7860
@ahmadaladullah7860 24 күн бұрын
Izareho fo mahita mandroso Madagascar io 😢😢😢😢
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 21 күн бұрын
Tsy mis firenena potika izany eto fiainanao efa potika am tsy fanjariianao ko firenena lazainao potika ???
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy 22 күн бұрын
Misaotra indrindra Madama mieritreritra ny ankizy farofy
@clauderakotomalala2354
@clauderakotomalala2354 24 күн бұрын
Isika vahoaka mihintsy no tsy tonga saina re olona efa mamotika firenena izao dia.mbola.avela anjaka.etoniany 28 millions isika olona iray siny forongony ve dia tsy horesintsika tsy tokony ataotra isika fa potika ny firenena
@olgabesoa3335
@olgabesoa3335 24 күн бұрын
😢🇲🇬🙏🏻
@FR-no2os
@FR-no2os 20 күн бұрын
Ireto vé no ataon'i Andry Nirina Rajoelina sy io minisitra vehivavy misahana ny fampianarana io hoe lakilasy manarapenitra. De aiza tokoa ireo sefo Cisco tsy miteny manao hazo lava amin'ity fanabadoana ny zaza sy ankizy Gasy ty. Ity vidéo ity dia tokony halefa amin'ny Viva televiziona sy any aminy televiona nationaly.
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 24 күн бұрын
Andriamanitra ô! De tena mampalaelo tokoa ny Zaza Malagasy, aiza n'y école manaraka fenitra zany re olona e! To miboretaka @tany????
@leroabalita687
@leroabalita687 24 күн бұрын
Si les Gasy ne se révoltent pas c que ça leurs va le régime rajoelina
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 24 күн бұрын
Ty fitondrana ity lotsy ahavita an io é
@razafimbinabenjamin9537
@razafimbinabenjamin9537 24 күн бұрын
Firenena mandrosony Rajoelina zao mahamenatra aiza ny vola lany anakaramaina Zardary s'y maramila mba hitohananana fitondragna tsy manjary zao
@danielbellon5126
@danielbellon5126 24 күн бұрын
Salama tompoko ty afatra ty hoany andriamatoa siteny sy tinoky bruno ary hoanareo raiamandreny rehetra tsy ankanavaka fa tsy politika ty fa afatra mafonja hoanareo Inona moa nipetrahanareo eo ambony seza nareo eo io fa indrindra enao tinoky bruno io olona 1 io ve atakalonao ny hoaviny firenenao sa enao tsy malagasy koa mitsangana anareo areno ny hoaviny ankizy sy ny firenenao fa tsy faly eo mihinambolambahoaka eo hiany ary anareo reamandreny rehetra mifoza mitsangana fa na reo be boty reo ra vo mahita amaroanareo dia minoa anareo fa anampy anareo koa aza ka aza manao lelonjaza mandroso mihemotra io avoto nu taranaka sy ny hoaviny vive ny firaisankina ndao ka mivimbio akangamaro tsy vakinamboa zay mitambatra vato ndao mandrosoa kamivimbio ry vahoka malagasy masina ny tanindrazana
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr 24 күн бұрын
Ka raha dinihina dia ny tsy ahitan'ny malagasy fianarana mihitsy no tadiavin'ny fitondràna mba ahamora ny fitondrana ny vahoaka. Plus les malgaches sont idiots plus il a la possibilité de les guider comme des zébus.
Когда Трамп договорится с Путиным?
29:35
BBC News - Русская служба
Рет қаралды 14 М.
BLACK NADIA - DANINA (Clip Officiel)
4:00
BLACK NADIA
Рет қаралды 119 М.
MPANOHITRA FITONDRANA 🆚️ MPANOHANA FITONDRANA
14:15
VAOVAO MALAGASY
Рет қаралды 4,3 М.
La culture d’entreprise face à la culture malgache
7:13
Miarakap
Рет қаралды 2,1 М.