Marina daholo zany Fleury! I Tojo no efa fantatra fa favori ary tokony ho mpandresy dieny amboalohany , na dia talohan'ny fifidianana aza ! Mijoroa ry Malagasy hiharo ny safidinareo ! Aza manaiky ntsony ho vetavetain'ny hafa ny safidinao! Sahia fa aza manahy. Masina ny Tanindrazana !❤❤❤❤
@estellesoumira701022 күн бұрын
Mbola ho avy ny mazava aminy vahoaka malagasy ry Fleury Rakotomalala, Zagnahary tsiaro natory na une seconde. Merci aminy fanazavanao ny marina aminay vahoaka malagasy. ❤
@andriramaroson852022 күн бұрын
Tsy nampoizin'i Rajoelina hilatsaka i Tojo, dia voatery izy sy ny forongony nanova stratégie drastique dia ny fangalaram-bato coute que coûte pour empêcher Tojo de devenir maire! Nosakanany ny rainy fa nitsangana ny zanany! Ary mbola mitohy foana ny reglement de compte entre ces 2 familles, ces 2 clans ! Ho entina ho aiza ity firenen-tsika ity e? Ho tonga tokoa ny fetra! Mijaly loatra ny Malagasy 😮😮😮
@eleonorerasolofo22 күн бұрын
Mankasitraka Mr Fleury. Misaotra betsaka tompoko.
@aimeandrianantenaina21 күн бұрын
Mankasitraka e. Mitombona tsara Milanto Winner
@RochmedesteManaitra22 күн бұрын
N'y olona tamin' izany Andriamatoa Fleuri Mbola tsy mivonto ny kolikoly...Ka tena Tia tanindrazana...fa ankehitriny efa feno kolikoly hatrany amin' farany ambany 13:25
@andriramaroson852022 күн бұрын
Mahagaga ny film misy eto Madagascar ! Toutes les conditions sont réunies mais isika Malagasy no tsy sahy Atoa Fleury! Kanosa isika Malagasy. Tsy mety tonga saina !
@andriramaroson852022 күн бұрын
Tena miroso mankany @ dictature isika! 😮😮😮Ireo membres ceni ve izany dia hiharan'tsindry sy menacés, ka tsy hafa- mihetsika si! Tena mjampalahelo ny zava-misy ! Any ka leo ny vahoaka.!😮😮😮
@moniquerasa561122 күн бұрын
Mosary n'y malagasy sady sahiragna donc mora manipuler , 😢😢
Efa diso fantatray Iarivofa manambotra ny vato azon' TOJO ny CENI io tsy mety mamoka valimpifidianana Io.
@JeanBaptisteRakotomavo22 күн бұрын
Lasa sadah hussen Fleury indray a
@noaxpixfull788022 күн бұрын
Mora nefa atsamzao tsy voahongana an efa mandat Telo Zao izy
@NRAKOTO22 күн бұрын
Ilay technique de sondage dia haintsika theoriquement (echantillonnage par age, sexe, niveau, ....etc) fa tsy haintsika no mi appliqué azy dans la pratique satria tsy société neutre hoatran'ny any ivelany no manao azy hany ka tsisy fiable ny resultat satria misy resultat samy hafa arakaraka izay mi-arrangé an' ilay manao sondage.
@fleurettekobel249023 күн бұрын
Miarahaba anao ry Meur. Fleury ! Ny fijeriko dia tsy tokony hasiana ady hevitra , fa hita tsotra izao , fa efa mpitondra mpangalatra @ Firenena feno fahantra no misy , koa efa io fa smpiasainy ilay Dictature ! Masina ny Tanindrazana !
@papathirisha754622 күн бұрын
Mampalahelo president tsika ataony zao tontolo zao fimehezana sy tondromolotra 😢
@melybridge-ps1vg22 күн бұрын
Vahoaka sy ny firenena no tena mampalahelo zah fa tsy filoha ratsy toetra be io.
@zafinjanadambo22 күн бұрын
Tsy efa nanandrana nanongana moa ianareo fa tsy nahomby!!!!!tsy mahasarika vahoaka i ravalo...tsy mety mahatsapa fa tsy tiam bahoaka .12%???? Tsy mety mahatsapa mihintsy hoe tsy tiam bahoaka ..mbola resin i siteny...😂😂😂😂
@lolanagel610322 күн бұрын
K'ataovy asa f'tsy kabar'eeeee
@LalainaRakotomamonjyRJ22 күн бұрын
même si tout est morose ....tant que la C.I le laisse faire ...ANR y restera ...plutard il suffira d un rien pour le virer delà
@mimickael22 күн бұрын
Ka nahoana no tsy naonganilah hatramizay ry belou de ho asandaratray tim ho olontsambatra s'y tena tia tanindrazana nareo s'y dora
@shortlife-70max22 күн бұрын
lasa regime eto amintsika loatra ilay coup d etat fa na destitution otran Corré du sud na miandr 5 taona
@hanitranil448923 күн бұрын
Mampitahotra ny tavy sy boribory endrika le ramose ty😧
ny heviny henoina fa aza mitsara2 olona amin physics any. na Rosoy hevitra izy mba anaovany effort physique na regime ohatra 😊
@christianandrianarison898322 күн бұрын
Raha matahotra d aza mijery azy e
@施星星-j8g21 күн бұрын
Ty zoky ty koa toa lasankovavany fotsiny.
@jaomarengatsikoza314022 күн бұрын
Tena fitondrana manga masaka io fa t hajainy izany lalana izany . Raha ny lalana sy ny fajamarinana no najaina dia efa tsy nisy Rajoelina izany teto . Ary izay ni antony mampisy corruption lava mitondra fahantrana satria tambazana vola sy vary ny vahoaka marefo sy ireo mpiasam-panjakana ambony ka tsy lisy manao ny asany araka ny tokony hi izy . Menace et repression no sisa ataony . Firy miliara no lany amin'ny volam -bahoaka ikaramana ireo kaonty fako sy olona natao hanatsara ny asan'ny fitondrana? Firy miliara no lany nametrahana fika hala -bato ? Tongava saina e !
@hermannstamm523722 күн бұрын
Adtra o fa nanino ity lehilahy ity no ohatranizao tazao ny vatana ramose fa aza variana @ politika tsy nahitanao rariny Tena vizana be ianao désolé ra niteny izany za
@FelixTOMBOSOA-np1xu22 күн бұрын
Anao mavandy Ireo jiaby Io samy nangalatra aby Aza korontaninao n'y sainay Anao andafy agny manitsinitsy ka zahay aty mitady ampiadivinao Zahay efa mafy ady aty Dia tadiavinao hiady eo koa
@noaxpixfull788022 күн бұрын
Mora nefa atsamzao tsy voahongana an efa mandat Telo Zao izy