Kolontsaina tena Malagasy feno tantara sy dihy. Mankasitraka tompoko 🫶
@faramaholisoa6378 Жыл бұрын
Mankasitra mandefa ny hiragasy eto, hafa ihany ny Enjana e 👏
@JacquisRafanomezntsoa7 ай бұрын
Mankasitraka e❤
@Tefusun2 жыл бұрын
Avy aty la reunion kely madagasikara.mihaino ary mankasitraka an Drainitelo.hafa ihany ny henjana.misaotra betsaka fa afa-po.
@Voyage40710 ай бұрын
Fière de mon pays origine . L 'un des plus beaux d'afrique 👍🏾💗💙 .
@AngelahNiriinah10 ай бұрын
Hafa ihany ny hira gasy ❤❤❤❤❤❤
@Margue-er5sw10 ай бұрын
Akafizo ny antsika VAKOKA MALAGASY TENA FENO ANATRANATRA. Ny tany ny hafa fakana ravinahitra. Fotsiny ihany. Hafa ihany ny fombandrazako feno fandinihana,. Ny LOHATENY DIA EFA MAHASARIKA AHY.
@DanielleAinafanahy11 ай бұрын
Misaotra @ fanandrata ny kolontsaina Malagasy fa tena feno hanatra tsara. Hafa ihany ny hira gasy
@wills.8752 жыл бұрын
I'm from America--I've never seen anything like this before, but it's awesome!!
@ainani572 Жыл бұрын
😂
@mamywilsonrandriamanantena4144 жыл бұрын
Avy aty Chicago-Etazonia no mahita, mihaino ary mankasitraka an-dRainitelo. Hafa ihany ny henjana e. Misaotra betsaka fa afapo ny mpakafy❤️
@manampyhery60572 жыл бұрын
Tsara ny kolontsaina ananantsika fa andao hankafizina tsara dia tohanana.
@victorrandria51174 жыл бұрын
Ho ela velona rangah Raintelo aaaa, lamako be miraraka eee
@marieheleneralivao87563 жыл бұрын
Ho elavelona nie panao hiragasy rehetra Marie Hélène
@patricaksa1267 Жыл бұрын
Teny Zay mihitsy, vavaka no mialoha 🙏 rehetra 🤲💪
@gabrielvorimana3223 жыл бұрын
Ho anay mandala ny Fahagasiana aleo mihaino sy mianatra ohabolana;Hafa no tena tsara fianatra;
@alijaonafrancois58364 жыл бұрын
aty ITALIE no mijery fa tena afapo. merci dadafara ! merci bcp tarika Rainitelo.hanenjika anareo rehefa any DAGO
@PatriceRAZAFINDRABE-p3z4 ай бұрын
Merci de partager notre culture, nous sommes fiers d'être malgache.
@victorrandria51174 жыл бұрын
Ty mihitsy ilay notadiavika hatry ny ela. Mankasitraka ny mpandefa
@agnesravaonindrina61913 жыл бұрын
Misaotra betsaka e mankafy aho aty am pitandranomasina hafa ihany ny malagasy
@vazokanto3 жыл бұрын
Harena goavana ity hira ity.......anjarantsika ny mitahiry sy mampieldy azy ho lovain'ny fara aman-dimby
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Mafinaritra alay Mankasitraka velobelona be sy alay ramieno hira gasy afa sy alay sady misy anatra tsara aho anatiny hira 💖💖💖💖🔥🔥🔥👌!
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko. Liana tokoa. Mirary soa e. :)
@razanakotoleonid46454 жыл бұрын
Makasitraka eee Hoela velona anie hira gasy
@nestymao14032 ай бұрын
Mankasitraka sy manome voninahitra an'i Tompokolahy zandrikely SAMY (AVD) nanatontosa. Misaotra anareo MADAGASIKARA ALEFA MOZIKA. Tohizo fa mamin'ny fo
@madeleinerasoanandrasana20403 жыл бұрын
Misaotra fa tena tsara NY hiragasy
@andriavoni43484 жыл бұрын
Tena makafia tanteraka. Mazava tsara ny texte sady tsara ny sary. Tiako loatra le feo sy ny tonony, tsy manatsahala ny tariky Rainitelo 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍
@baholynirinarandriamilanto85264 жыл бұрын
Beau gosse kely sy manja kely daholy zareo 😍😍👏efa lasa ny tanora daholy ndray tiko loatra 😍😍😍❤❤❤
@ceebee88864 жыл бұрын
misaotra mpandefa sy bravo ilay vorona mpakasary!
@suphalhazra27682 жыл бұрын
Tena mafinaritra e 🇲🇬🇲🇬💕💗💕💗❤
@tsikya.32194 жыл бұрын
je ne suis pas du genre hiragasy mais youtube m'a suggeré cette video je ne sais pas pourquoi. Après je me suis dis ok, on va voir la première minute si c'est interessante. Puis je suis étonnée et émue de savoir que la video était tournée chez moi... Du coup suis collée là, regadant la video avec des yeux mouillés de larme, émue de redecouvrir son origine. ça fait au moins 7ans que je n'y suis pas allée et j'avoue que ça me manque. Merci pour le partage 💗💗💗
@shenazshenaz5533 Жыл бұрын
Qqqàqàqqqààà1a
@cristalrakotoson81493 жыл бұрын
Dia ho ela velona nareo mpihira gasy, tena kanto dia kanto tokoa. Mankasitraka Tompoko. Avy eto la Frantsa zahay no misaotra Anareo.
@niniratsimba77044 жыл бұрын
Tena mahay ny malagasy ka BRAVO ❤😍👍
@AndryCedric4 ай бұрын
Tiako e❤️👏
@actionhaha74324 жыл бұрын
Afa iany Rainitelo 👏👏👏
@clementrakoto79004 жыл бұрын
Makasitraka e
@jeanrafanomezantsoa39324 жыл бұрын
TENA KANTO ILAY HIRA MALAGASY. MANKASITRAKA E!
@noalala66782 жыл бұрын
FATRATRA loatra è. Misaotra indrindra an'ny KZbin sy ireo izay nizara, hatsiarovana tokoa ny tany aloha... Feno hanatra izay tsy izy. Misaotra ry pihira gasy à❤️
@samonmofo76324 жыл бұрын
Makasitrak dada Raintelo 💕💕💕💕 tena ao tsara eeee💕💕💕
@deliphinenirinasoa66044 жыл бұрын
Tsar be lay hira eee makasitrak amin fifampizarana ....fa le vehivavy kosa nama mba mihetsika kely otran le lehilahy rehefa manao vakodrazan fa aza manao labozy be a ... milay nareo eee maka anareo hatrany
@maintykely96794 жыл бұрын
Mankasitraka e,hafa ihany ny enjana! love tanteraka ny tenanay
@heryandrianarivelo82947 ай бұрын
Mankasitraka e!
@fabricerabariniriana83503 жыл бұрын
Maromaroa ny toa izao
@patsakelinidada61124 жыл бұрын
Mba miangavy raha mety ho hita ny tonon-kira re tompoko o ! misaotra mialoha Na izany na tsy izany dia tena mahafinaritra e ! Madagasikarako...tiako Ianao !!!
@NirinaSantatriniaina4 жыл бұрын
Enjana iany ny handika izany satria mety boky iray isaky ny tantara iray io, sady ny malaky be ilay fiteny dia tsy voavaky akory ny tononkira dia miova
@maminirinaanna36593 жыл бұрын
Tena mifono anatra! Misaotra indrindra. Mankasitraka e!
@raymondrakotoarisoa1434 жыл бұрын
Sao mba afaka mandefa hiragasy Raintelo na Zazanavelan dRaveloson hafa e. Misaotra tompoko
@benjrakotoarisoa43012 жыл бұрын
Jereo youtube hiragasy dia misy hafa maromaro ao
@rafenomananaemmanuel27074 жыл бұрын
Mahafinaritra e! Soa ny hiragasy fa mitondra anatra hisaintsainana. Ho ela velona ny mpihiragasy.
@boanarajao80053 жыл бұрын
Fahiny ...ratelosona sy ravelosona....hiragasy tena miady..... veloma ihany Dago ah......
@jeancharlesmadacaircuit62124 жыл бұрын
Misaotra fa mahafinaritra oh!
@marieheleneralivao87563 жыл бұрын
Bjr tena hafapo mitsy amnle fandaharany misotra betsaka faly de faly mitsy Topoko
@Margue-er5sw10 ай бұрын
Mba fialambolin' ny any amvanivohitra refa misy mpamadika maka mpihiragasy. Robaday ny ahy fahiny Mandela refa avy nivavaka. Matetika alahady. Hafa ihany ny an" FOMBANDRAZAKO.
@clementrakoto79004 жыл бұрын
Hafa ihany NY hiragasy
@nestymao14032 ай бұрын
❤❤❤❤❤👋👋👍👍
@lantoraharymalala17073 жыл бұрын
Makasitraka o!
@rafenomananajulienemile29144 жыл бұрын
Misaotra betsaka eh mahafinaritra ery mihaino ny hira gasy na de antany lavitra aza. Mahatsiaro tsy irery eh.
@stellinarakotovao29033 жыл бұрын
Mankasitraka !
@isabellamarialuciaraholiar6894 жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara be ; miava @ mpihira gasy ianarep ka tena mahay be sady mahafinaritra tsy mandreraka mihitsy fa satry ihany ihaino sy hijery ! Misaotra eee dia miandry ny manaraka!
@RasendraRatsima7 ай бұрын
Balisama ho an'i Malagasy ny hira gasy ao anatin'ny fahasahiranany
@ainawii67764 жыл бұрын
Tiko😍😍
@clementrakoto79004 жыл бұрын
Makasitraka e, asio vaovao ndray
@RazafimandimbyEtienne3 ай бұрын
Milay be
@miarimalalaharivonjytahiry20974 жыл бұрын
Misaotra nôtra a, tsara e
@miorarazanamanana3924 жыл бұрын
Miarahaba tsara ny hira gasy makafy hatrany
@slfranoum52063 жыл бұрын
Mankasitraka e,f le hira nivok tam 2011 oa ts mb itako ato am youtube e .Titre ,"Na itsiriritra aza enao ho aiza raha misy manakana"afak mb mizara v ze manana azfd
@aquisfonantenaina4161 Жыл бұрын
Tena fatratra no tena kanto, mankasitraka indrindra d mirary ahavita n'y SOA s'y tsara hatrany,tiko b n'y kantonareo
@raymondrakotoarisoa1434 жыл бұрын
Mba andefaso hafa ihany ee. Mankasitraka nizara
@fidyanjaramanasoa19133 жыл бұрын
Tsara ny hira gasy ry zareo a.
@ceebee88863 жыл бұрын
miaro varataza izahay.
@jeanmariepatricerandrianar79484 жыл бұрын
Mankasitraka eee
@clementrakoto79004 жыл бұрын
Makasitraka e, tena tsara tokoa
@patricaksa1267 Жыл бұрын
🥰
@mamydonne2483 жыл бұрын
EDUCATION DIRECT itony Hira Gasy itony
@victorrandria51174 жыл бұрын
Miandry am-pankasitrahana ny hira 2018-2019
@onykamary4845 Жыл бұрын
❤🎉❤💝💓🔥💪👊🙏
@ainarasolomanana17346 ай бұрын
❤❤❤
@germaineraivo72183 жыл бұрын
Madagasikara : tiako foana
@lalolalo5234 жыл бұрын
Misaotra indrindra ee
@valisoatsiresy21224 жыл бұрын
Kanto ny hiea Malagasy
@tsiryharison54754 жыл бұрын
Misaotra fa mahafinaritra ee ..
@raymondrakotoarisoa1434 жыл бұрын
Tena tsara, fa mba mangataka le clipinle adve koa e
@ceebee88863 жыл бұрын
better than ilay konka
@stellinarakotovao29033 жыл бұрын
👍👍👍
@GHariGhari-zp6vg4 жыл бұрын
Matsiro ery miheno sady mijery asy ato anaty bodifotsy andro mangatsika , mba ataovy marobe mo ato KZbin e
@avolalainanavalonarivoraza35034 жыл бұрын
Tiako e
@richardmounavaraly2457 Жыл бұрын
MISAOTRA DIA MISAOTRA AMINAREO NAMPITA IZAO VAKO-DRAZANA RAIKA DIA RAIKA IZAO HO ANAY ATY LAVITRA BE ATY . MAMPIAINA ANAY MIVANTANA OHATRIN'HOE ANY AN-TOERANA . MISAOTRA TOMPOKO ARY MANKASITRAKA