RAPROSY - LEKO LAVITSA

  Рет қаралды 313,891

zanakDa

zanakDa

13 жыл бұрын

Raprosy est un artiste très apprécié de Raoul(mahaleo) avec lequel il a collaboré ces dernières années.Un retour aux sources betsileo qui a amené Raprosy à enregistrer son album et ce clip à Tamatave.
bravo à zo et hery

Пікірлер: 132
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 жыл бұрын
Misaotra an'i Raprosy Tsara Be Havanao anie Aho, Misaotra Ny Mpandefa
@herilalainaramiharisoa4231
@herilalainaramiharisoa4231 8 жыл бұрын
Tena mahay nama ny malagasy ah, tsy nandalo concervatoire de music izy nefa miresaka ilay lokanga. Mankasitsaka re baba raprôsy!
@andriasmarie
@andriasmarie 6 жыл бұрын
Anisany hira tiako sy ankafiziko,mahatsiaro ireo havana any Dago.Misaotra Raprosy,leko lavitsa tsa mangadingo roba.
@tsaravintana3393
@tsaravintana3393 4 жыл бұрын
juin 2020 iza no mbola ato
@hasiniainaandriatsiory9452
@hasiniainaandriatsiory9452 5 жыл бұрын
2019 mbola mamerina mihaino! Saotsa Raprosy a! hoela velogna aby
@ndremarandriananja3445
@ndremarandriananja3445 6 жыл бұрын
Tena vokatry ny tany, vokatry ny fo - talenta tsy manampaharoa....... du fond de la terre rouge de Fianar
@razafindraibepierre9948
@razafindraibepierre9948 7 жыл бұрын
Eh Dada Raprosy tena Tsar be lay hira sady mitondra hafatra bdbe mihtsy ... misaotra Anao ary ho ela velona Ianao ..!
@fleurdelys9492
@fleurdelys9492 11 ай бұрын
25 août 2023 à 19h51 Mitomany irery ato antrano, te hody any Madagascar😢😢
@telinakezialouisano5453
@telinakezialouisano5453 8 жыл бұрын
😢 maptomany le hira tena mahamagnina ny any an befaka
@abay7073
@abay7073 10 ай бұрын
2023 mbola tiako hatrany ty hira ty. Manigna any Ambalavao roa yaho zao😢
@tianaletheia2666
@tianaletheia2666 Ай бұрын
Moi aussi je viens de ambalavao !!
@partouzianherod5861
@partouzianherod5861 4 жыл бұрын
Makasitraka rai am andreni zoki bé noko lavitsa famill anai Respect 100% Fiana-Roi
@user-er1ve1cq3l
@user-er1ve1cq3l Жыл бұрын
Mamy ny havana. Mamy ny tany fiaviana.
@marieconstantraharinivosah6071
@marieconstantraharinivosah6071 8 жыл бұрын
Misaotsa eee, mankasitraka Raprosy sy ny nizara azy. Satry ho henoana foana!
@andri5169
@andri5169 9 жыл бұрын
Tena notantarain'dRaprôsy ny revy ! Mahafinaritra e ! De ny taigna ro manigna moa !
@hantanirina2699
@hantanirina2699 12 жыл бұрын
mandrakizay ny fanirianay hiaraka aminao dada raprosy tsara ny hiranao hotsaronako fona @ zay misy ahy!!!!!!
@michelbruanoandrianarivony3271
@michelbruanoandrianarivony3271 5 жыл бұрын
Milay ranga aahhh...mankasitraka ranga ahhhhh
@lovahmireille4447
@lovahmireille4447 7 жыл бұрын
ehhhh any roa fianara zay ......misaotsa roa dada rapraosy tena lasa very fagnahy mbola velogna aty alavitsa aty aba angay ro baba
@paranyandry1948
@paranyandry1948 6 жыл бұрын
Misaotsa baba ho ela velogna agnao o ❤❤❤❤
@domoinarafanomezantsoa1717
@domoinarafanomezantsoa1717 4 жыл бұрын
2020 Tiko fona ❤️🇲🇬
@lijarabenarivo4056
@lijarabenarivo4056 Жыл бұрын
Tsara dieha ! Mahamanina ny agny an- tanagna agny eh! Misaotra Raprosy!
@telinakezialouisano5453
@telinakezialouisano5453 8 жыл бұрын
aleo nay besileo any alavitsa any
@Raprrin
@Raprrin 10 жыл бұрын
Misaotra anao Raprosy fa tena tsara ilay hira, maha-manina ny an-tanàna mihintsy, tsara loatra!!!
@heritianaalexis8512
@heritianaalexis8512 8 жыл бұрын
Eka roa Baba Raprosy..misaotsy raoba!
@dafily1697
@dafily1697 2 жыл бұрын
Eka baba Rapraosy ee, misaotse, lavitsa anay razoky an !!!!
@sandynirina551
@sandynirina551 5 жыл бұрын
agny aby agnareo zay eee.manigna agnareo aho leko lavitsa agny eeeee.😘😘😘
@razanatsimbavololona9138
@razanatsimbavololona9138 6 жыл бұрын
Misaotsa anao Baba Raprosy a, ho ela velogna anao!
@UstAM21
@UstAM21 4 ай бұрын
This song always gets me excited but then nostalgic at the same time. My favorite!
@afromapouka
@afromapouka 6 жыл бұрын
Feel Good Music, Transcendental.
@larchedominique1352
@larchedominique1352 7 жыл бұрын
mankasitraka baba a!!!
@njaraniainaandriamihaja9447
@njaraniainaandriamihaja9447 3 жыл бұрын
2021 fa mbola matsiro !!! Merci Raprosy
@tovoandritsaraoendry4479
@tovoandritsaraoendry4479 6 жыл бұрын
Tsara ranga ilay hira, dia mankasitraka baba mizara ny tsara avy any aminao
@hantanirina2699
@hantanirina2699 12 жыл бұрын
misaotranao raprosy fa tena nakafy ary marina zany havana tokoa aroa nadia lavitra any aza ho ela velona anie dada raprofy mankafy ,,,!!!!!!!!!!!!!
@maitre9919
@maitre9919 7 жыл бұрын
zany hira maha malagaasy ny maha malagasy ! raveko b !!!!!
@serenaallamelou
@serenaallamelou 3 жыл бұрын
Ao Morafeno Sandrandahy zay miamby ny anakampielezana.leko lavitsa mbola hody agny ihany
@farafenosoarakotomanantsoa3648
@farafenosoarakotomanantsoa3648 4 жыл бұрын
Mapte hody zao de zao,mandatsaka ranomasooo
@todorhasslermampiandranosy8502
@todorhasslermampiandranosy8502 5 жыл бұрын
Izao no tena vrai original
@aniciarazafiarison2605
@aniciarazafiarison2605 3 жыл бұрын
2020 mbola ato foana fa io ny antsika
@herionyandrianandrasana666
@herionyandrianandrasana666 2 жыл бұрын
Mahafinaritra foana ity Hira ity (2022 izao anefa) Misaotra Baba RAPROSY a!
@ginahtsiory9064
@ginahtsiory9064 Жыл бұрын
Mada me manque..ategna lavitsa aty matsiaro...
@leoncerazafimanantsoa6560
@leoncerazafimanantsoa6560 8 жыл бұрын
Veloma re agny antanana agny e! de magnembona soa agny leka zany .Misaotsa roangahy Raprosy a!
@Abdallahteddy
@Abdallahteddy 2 жыл бұрын
Coup de coeur 2022
@angelopahery716
@angelopahery716 Жыл бұрын
Mec le son et sorti il y a plus de 10 an ,😂
@Abdallahteddy
@Abdallahteddy Жыл бұрын
@@angelopahery716 je l'ai découvert aprés et n'empêche.. ! et comment te dire que c'est encore un coup de coeur en 2023
@josiagarcia7510
@josiagarcia7510 Жыл бұрын
Tiko be😍misaotra re a🙏🙏🙏
@mariemarie3006
@mariemarie3006 5 ай бұрын
2024
@rojonambininafidisoaandria3724
@rojonambininafidisoaandria3724 Жыл бұрын
Mba adefaso hira tsika betsileo fahiny ireny moa !
@louvarakotobe2941
@louvarakotobe2941 5 жыл бұрын
Chapeau hoanao zoky be Raprosy a
@adonisrakotoarimanana1634
@adonisrakotoarimanana1634 7 жыл бұрын
milay be ô!!!!! leko lavitsa any eh
@fideranaandrianirina5579
@fideranaandrianirina5579 2 жыл бұрын
Tena mbola tsinaheno ty hira ty mihintsy izaho ratsy vao izao 7 october 2021 izao fa tena tsara leizy👍👍👍🤜🤛
@anthonyportgas7110
@anthonyportgas7110 2 жыл бұрын
Marary mafy ao am optaly fianarantsoa izy amzao 😢
@fleuryjustinrazafindrabary8096
@fleuryjustinrazafindrabary8096 7 жыл бұрын
Havanareo leke lavitsa agny e ! Misaots nama !
@rafaralahypatrice8514
@rafaralahypatrice8514 5 жыл бұрын
Makasitraka baba Raprosy 😍
@BaoDupont
@BaoDupont Ай бұрын
Hira mameno ny foko amin'ny fahatsiarovana ny andro nahaterahako !
@amiralbenalingaofficial1397
@amiralbenalingaofficial1397 3 жыл бұрын
YESYES !!! this ART
@julieeliane6809
@julieeliane6809 5 жыл бұрын
Eeeeh mitsaotsy rôbaaa Havanao aniaho lek lavits agni e
@nomeniavo2421
@nomeniavo2421 6 жыл бұрын
eka raoba misaotsa eee
@heritianaandrianarimalala9757
@heritianaandrianarimalala9757 3 жыл бұрын
Merci Dada Raprôsy, leko lavitsa
@mariemotomena4719
@mariemotomena4719 6 жыл бұрын
Yeke roa baba Ra prosy 😚😚😚😚
@francisdepaul444
@francisdepaul444 7 жыл бұрын
Misaotsa aba Raprôsy a.
@wanzaandrianirina1699
@wanzaandrianirina1699 7 жыл бұрын
Misaotra ragna Dada Raprosy leko lavitsa any
@e-fandrai4352
@e-fandrai4352 6 жыл бұрын
Mahafinaritra namana!! fahaizana vita nanahary!!
@laminarazafimahatratra4183
@laminarazafimahatratra4183 8 жыл бұрын
léko lavitsa agny, milay e
@lovarakotoson4192
@lovarakotoson4192 Жыл бұрын
Mahamanigna agny ambala ro zao baba!
@fenosoafidel6292
@fenosoafidel6292 9 жыл бұрын
Havanareo marina marianaleko lavitsa misaotsa hoela velogna anie ny Tarika ....
@TheBapl
@TheBapl 10 жыл бұрын
zany ny avy an am tanana eh havako nareo eh
@dxdmnadhy5961
@dxdmnadhy5961 6 жыл бұрын
leko lavtsagni ô!
@Ryan-oo1xj
@Ryan-oo1xj 5 жыл бұрын
kanto betsileo mlay eeee
@nomeniavo2421
@nomeniavo2421 6 жыл бұрын
Eka raoba misaotsa eee
@soasoakely4630
@soasoakely4630 3 жыл бұрын
Matsiro an😍😍😍
@maheriniainarafamandriamih9188
@maheriniainarafamandriamih9188 11 жыл бұрын
Tantarao Dada Raprosy ah!
@clemrkt7691
@clemrkt7691 8 жыл бұрын
Mahatsiaro agnareo leko lavitsa agny e!
@Amadybakarojeanpaul
@Amadybakarojeanpaul Ай бұрын
asio baba Prossy aaaaaaaaaaaa
@fanevarazafindraibe2126
@fanevarazafindraibe2126 7 жыл бұрын
Manigna anareo leko lavitsa any !!!!!!!
@ambeoka
@ambeoka 12 жыл бұрын
Excellent!
@tsiryralay1704
@tsiryralay1704 11 ай бұрын
manantena tif a tif feat raprosy
@jeannary4316
@jeannary4316 7 жыл бұрын
misaotra anao Raprosy,
@nandrainarajaonary4251
@nandrainarajaonary4251 6 жыл бұрын
Soa iAba ny kalonao ohh
@jeanmarcandriiafenomanana8095
@jeanmarcandriiafenomanana8095 3 жыл бұрын
Zan no ten vazo gasy Misaotr betsaka ny tarika
@marieclairehanitrinirina1504
@marieclairehanitrinirina1504 6 жыл бұрын
havanareo agnay leko lavitsagny misaotsa Raprosy
@elyseandrinirainy1685
@elyseandrinirainy1685 3 жыл бұрын
mankasitraka Raprosy an
@leonardravelomanatsoa5102
@leonardravelomanatsoa5102 8 жыл бұрын
zany ka gasy makasitraka papa ah
@charlysseandou9733
@charlysseandou9733 3 жыл бұрын
Tena maptagny mihits.manigne akor atao
@odiser
@odiser 4 жыл бұрын
2020 - eto isika (kaofinima :-p )
@udqknus1
@udqknus1 7 жыл бұрын
aotsara milay be le mitsini musique
@Elisarhen
@Elisarhen 12 жыл бұрын
mlay e!!!
@RanoSary
@RanoSary 9 жыл бұрын
Manja e !
@annysantatriniaina8157
@annysantatriniaina8157 4 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@MrRavoniarison
@MrRavoniarison 12 жыл бұрын
merci atolotra hoan ny akama rehetra any fianarantsoa gasy ka manja
@anditeha
@anditeha 7 жыл бұрын
De soa aba ne tegna koa
@ghost_chanel....
@ghost_chanel.... 3 жыл бұрын
Aril 2021, mbola ato
@nachirahrstahinjanahary5202
@nachirahrstahinjanahary5202 6 жыл бұрын
soa eee
@riribetsy3934
@riribetsy3934 5 жыл бұрын
Manatena nareo anay leko lavitra any
@mampiandrajosselin1192
@mampiandrajosselin1192 Жыл бұрын
@anjatian8413
@anjatian8413 7 жыл бұрын
manina eeeeeeee
@gamyantra7298
@gamyantra7298 5 жыл бұрын
e ko agnay e dia faly
@anjaanja4242
@anjaanja4242 3 жыл бұрын
2021 🚀🚀🚀
@andriamboniarivodaniel7015
@andriamboniarivodaniel7015 7 жыл бұрын
Misotra mankasitra e!
@patrickvario2563
@patrickvario2563 6 жыл бұрын
misaotsa leka raprosy a
@mioraandria7464
@mioraandria7464 4 жыл бұрын
Misaotsa roa aba
@jean-claudeliefooghe1223
@jean-claudeliefooghe1223 7 жыл бұрын
super
@harenaandriamirado1033
@harenaandriamirado1033 6 жыл бұрын
mafinaritra eh!
@gghgvb3400
@gghgvb3400 2 жыл бұрын
❤️❤️
@faniekely
@faniekely 2 жыл бұрын
Medley Betsileo Lagnona Imahatsiatra
10:20
Facebook_NJAKATIANA
Рет қаралды 138 М.
Hazolahy - Toriny
5:29
oDDballFB
Рет қаралды 1,2 МЛН
Became invisible for one day!  #funny #wednesday #memes
00:25
Watch Me
Рет қаралды 59 МЛН
Дарю Самокат Скейтеру !
00:42
Vlad Samokatchik
Рет қаралды 8 МЛН
Despicable Me Fart Blaster
00:51
_vector_
Рет қаралды 23 МЛН
BEST OF JEAN AIME (VIDEO COMPILATION)
1:09:04
LAMOZIKA
Рет қаралды 142 М.
SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia
5:45
Mahaleo official
Рет қаралды 226 М.
DAMIANDRY Telokatraka
5:57
Betiky Belity
Рет қаралды 544 М.
Rootsman  - Good Bye Sahily  (clip officiel)
3:26
Rootsman
Рет қаралды 1,5 МЛН
D'Gary  (mpiarak'andro)- Official video
5:03
maxthenomad
Рет қаралды 416 М.
WAWA - Hommage à Ninie Doniah
9:57
HIRA TIAKO
Рет қаралды 407 М.
Rossy - Medley (Live Performance RDJ Mozika 2023)
7:47
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 37 М.
Lagnonana  Oladad Full HD MPEG
5:13
oladad Madagascar
Рет қаралды 255 М.
Manaly - Manala azy mifety (Official Video)
17:02
Manaly
Рет қаралды 192 М.
Sadraddin - Jauap bar ma? | Official Music Video
2:53
SADRADDIN
Рет қаралды 14 МЛН
Zattybek & ESKARA ЖАҢА ХИТ 2024
2:03
Ескара Бейбітов
Рет қаралды 497 М.
Nurmuhammed Jaqyp  - Nasini el donya (cover)
2:57
Nurmuhammed Jaqyp
Рет қаралды 227 М.
akimmmich (feat. Turar) - UMYTTYŃ BA?| official lyric video
2:54
akimmmich
Рет қаралды 3,3 МЛН
Doston Ergashev - Kambag'alga (Official Music Video)
5:32
Doston Ergashev
Рет қаралды 4,2 МЛН