No video

REAL TV L'INVITE DU JOUR RINAH RAKOTOMANGA

  Рет қаралды 13,224

Le Lémurien Web TV

Le Lémurien Web TV

Күн бұрын

REAL TV L'INVITE DU JOUR RINAH RAKOTOMANGA 11 JANVIER 2021 Talen’ny Serasera eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika.
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер: 55
@Jorassik
@Jorassik 3 жыл бұрын
Mahafinaritra be i Gascar, mahay miresaka sy miady hevitra ary mampiady resaka. Misaotra betsaka t@ fanontanina tsara petraka rehetra. BRAVO sy misaotra Mme Rinah, nanazava zavatra betsaka mahaliana ny Malagasy rehetra.
@bouzigeaimee9338
@bouzigeaimee9338 3 жыл бұрын
Tena bravo mihitsy le Gascar , aza matahotra mihitsy ianao ry journaliste fa tena grave be kay ireto mpitondra mafia reto
@reneedmondguimbretiere2024
@reneedmondguimbretiere2024 3 жыл бұрын
Zavatra mandé ramatoa ! Usine maty velona dé vaoaka my asa maharitra mahazo vola ! zany atao oé mandé ! Fa tsy oé my asa mandalo !
@rijaandriambolisoa3895
@rijaandriambolisoa3895 2 жыл бұрын
Naninona oa no faillite n'y société de transport ànao Tao vitry sur saine ry rinah, MBA azavao am vahoka, fa Sao mantsy misy hifandraisana nafallite any air mad Koa mantsy
@bouzigeaimee9338
@bouzigeaimee9338 3 жыл бұрын
10 tonnes zany ve dia tsy hita le fanjakana , fa jamba nga sa mody adala , manao ny Malagasy ho vendrana daholo nga ireto mafia ireto
@laurerasou5643
@laurerasou5643 3 жыл бұрын
Aza mandainga fa ny bois de rose rehetra naondran dradomel e, tsy teo ahoana
@nanieranarisoa5778
@nanieranarisoa5778 3 жыл бұрын
Fikinga fingaka, ny tody tsy misy fa ny atao miverina sssssss
@nanieranarisoa5778
@nanieranarisoa5778 3 жыл бұрын
Tena mankaleo tsy misy zvt marina fa resabe fotsiny ........tena tsy izy io e sssssss. Mba fidio koa ny olona hiseho eo @plateau, fa ssssssss
@michellemeneguzzo793
@michellemeneguzzo793 3 жыл бұрын
Tafahoatra ny filazan'i Mme Rinah hoe " ary ny vahoaka any @ lay toe tsaina, tsy mazoto handray zavatra tsara ", fa ianao no tena manambany tena sy toe-tsaina ratsy eto satria iza ny gasy na iray fotsiny aza akafa tsarainao sy hahafahanao milaza FA TSY MANIRY NY HANDRAY ZAY TSARA ? Hatsaharo ny miteny eo @ toera'ny sasany ary mieritrereta am-pahendrena alohan'ny hitenenana; Fa ny toerana misy anao tokony ho modely hampianatra ny tsy mahay ary manoro ny hahafahany mampandroso azy. Ny tenin'ny vavanao ho hanody anao tompoko. Masina ny vahoaka sy ny tanindrazana
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 3 жыл бұрын
Tena mahay mihitsy i Gascar !tiko be tiko be ny mihaino fandaharanao
@mazavaloha860
@mazavaloha860 3 жыл бұрын
Tsy tokony mandany vola mividy volamena ny banky foibe (fanjakana) fa manenjika ny volamena tsy ara-dalàna dia afaka mahazo 8 taonina sy mihoatra isan-taona. Mba lazao am-pahibemaso ny volamena ao banky foibe ary iantsoana mpanao gazety hanamarina ny fisiany fa tsy tenenina fotsiny ( efa maro izay volamena voasambotra izay ...)
@didierrasolofohery2397
@didierrasolofohery2397 3 жыл бұрын
Ny milaza fa mahay ihany eto no mandraba olo , na olo vendrana tsy nianatra ary ve d ho amidy @zavatra otrizan ,, iza no tompon'andraikitra voalohany @ raharahampirenena eto? ny mpanohohitra foana no lazaina fa izao sy izao nefa nareo tsy hita izay asa atao mba jerevo hoe inona no vitanareo any @ faritany fa tsy toerana iray akory no atao hoe MADAGASCAR
@Jorassik
@Jorassik 3 жыл бұрын
Jereo sy henoy tsara io resak'izy mianadahy io dia ahazo valiny daholo ny fanontaninao ianao!
@iondray4387
@iondray4387 3 жыл бұрын
Didier Rasolofohery //Zany mihintsy mila homena solomaso ngamba vao mahita ny lalana simba eran'ny Nosy , mbola zay fotsiny aza tsy hitany sady tsy hainy , ko volamena any Afrika atsimo ve ho voaveriny
@didierrasolofohery2397
@didierrasolofohery2397 3 жыл бұрын
@@Jorassik narahako tsara ary noverenako nohenoina tsara nanomboka hatrany ampiandohana ity emission ity ,, zah tsy karazan'olona hoe mijery kely ftsn na sary io na fandaharana otrizao d miteny fa vitako ny fijerena azy vao maneho ny hevitro zah porofon'izan ny fotoana nanoratako tato satria fandaharana efa vita izay zah vao niteny
@Jorassik
@Jorassik 3 жыл бұрын
Ianao mantsy ohatran'ny miteny hoe:" tsy hita izay asa ataonareo, jerevo hoe inona no vitanareo any @ faritany fa tsy toerana iray akory Madagasikara", nefa raha tsy diso ny fihainoko azy toa nitanisa zavatra vita betsaka eran' Madagasikara, toy ny hopitaly, sekoly, lalana sns, ilay Madama. Ka izany no nahatonga ahy niteny hoe jereo sy henoy tsara ilay video.Mety diso angamba ny fahazahoako ny zavatra nosoratanao ka miala tsiny !
@acharaz6926
@acharaz6926 3 жыл бұрын
Be fihetsiketsehana loatra ny fanombohana avy eo ny feo 0/20
@mazavaloha860
@mazavaloha860 3 жыл бұрын
Tsy nifanana cerveau no ahavitana zavatra hoy ny invité fa hoy izahay omeo ny fitaovana (vola...) hanatanterahana azy fa vita izao dia izao ireo asa
@rabemanantsoahobyoliva7049
@rabemanantsoahobyoliva7049 3 жыл бұрын
MBA MANGATAKA ALATSAKA ETO ITY VIDEO ITY TOMPOKO: Ho vahinin'i GASCAR Fenosoa anio alarobia 13 Janoary 2021 @ 8 ora sy 45 min alina ao @ Fandaharana L’INVITE DU JOUR: i Rtoa.Haingosoa HORTENCIA A - Zanaky ny faritra Atsimo Atsinanana coordinatrice Nationale Parti Vert Madagascar.
@richardratsimandisa7466
@richardratsimandisa7466 3 жыл бұрын
N'inona2 ho tanisainao eo R/toa Rinah R,refa "tsy te hahita" "tsy te haheno"ny sasany,d ho lany andro eo.Tohizo ny asanao A/toa Filoha ANR.Ny hoditr'akondro ho hisy hanimpy foana io,f'aza kivy fa ny "majorité"aoriananao.
@iondray4387
@iondray4387 3 жыл бұрын
Majorité ? Aza miteny @anaran'ny Malagasy rehetra, 25 tapitra ny Malagasy tsy ny atsasan'izay akory no nifidy, ny ampahany nifidy aza mbola tsy nifidy 100% mieritreritra alohan'ny hiresahana (majorité)
@michellemeneguzzo793
@michellemeneguzzo793 3 жыл бұрын
@@iondray4387 MERCI; Mety tsy mahay manisa toy i Mme Rinah angamba izy ka milaza fa ny isa vitsivitsy maneho reo olona mba miasa @ sehatrin-ny laharam-pahamehana (zay mizy firy) dia mi -représenter ny vahoaka malagasy faran'izay mahantra eo @ 25 à 30 millions zay tsy mahita ny hohanina na ny hosotroina.
@bejaminabejamina5288
@bejaminabejamina5288 3 жыл бұрын
fitondran ny panao magie
@guyras9299
@guyras9299 3 жыл бұрын
Ny projet tsy azo kianina misy asa voatazona na miforona @ projet iray ny olana dia ny karama tsy misy fahefam-bidy - Mora anefa ny mamaha an'izany fa ny finiavana tsy misy eo fitondrana hatramin'izay ka hatramlin'izao mbola siecle 2 vao handroso ny M/sy rh ny vinavinanay mifototra amin'ny compétence M/sy ankehitriny sy ny fisainanana
@vazimbatongasaina5061
@vazimbatongasaina5061 3 жыл бұрын
Mpanao gazety miad varotr ty zan,sam tompon fa tsy mpindran.bla bla de mis fa ny marina tsy mety maty leroa ary tany masin io ka ho hitatsik eo ny marin a.mety hiov lok ty akanjo mena ty ref hita n marina ary.kely sisa ary tena kel sisa
@pippen2212
@pippen2212 3 жыл бұрын
Qu'elle reste dans la communication, pas plus.
@sebastinerasoahariline4411
@sebastinerasoahariline4411 2 жыл бұрын
Tsissssss tsy ao mintsy .
@iondray4387
@iondray4387 3 жыл бұрын
Tsy hitako izay hanaovana teny vary amin'ny anana, nefa eto Mcar no miresaka samy Malagasy gasy no mifampiresaka, taiza teto an-tany no nahita frantsay hifampiresaka ny raharaha mpireneny @teny gasy taizaina ny vahoaka hanambany ny teniny, teraka eto Mcar aza ny zanak'i ny sasany lazainy fa tsy mahay teny Malagasy nefa lehibe sy teraka eto Mcar, tsisy maharatsy ny mahay teny vahiny, fa aza mihevitra fa raha miteny Malagasy rano iray dia olona ambany, tsy ny teny frantsay no maha ambony na maha ambany fa ny fanahy no maha olona. FANAJANA TENIN-NDRAZANA AOTRA ., Raha averin'ny afrika atsimo eto Mkara io volamena io dia misy miheno enao Ramatoa @,manaraka, fa raha tsia, dia avadibadio ao ny vary amin'ny anana dia jereo hoe lasa inona avy eo
@Jorassik
@Jorassik 3 жыл бұрын
Za koa mba gaga! Mety noheveriny fa vazaha angamba ianao mihaino azy io, @ io anaranao io, de niezaka niteny frantsay koa izy hahaha! Patriotisme zero tokoa an!
@iondray4387
@iondray4387 3 жыл бұрын
@@Jorassik ka efa hoe tsy natao hoan'ny Malagasy manontolo ilay resaka eto, dia aleo " solon'anarana '' @ilay hitiavany azy koa no atao, otran'ny io anao io hahaha
@MegaRanjee
@MegaRanjee 3 жыл бұрын
07:30 vao tena manonboka ilay interview.
@luciennerasolofomasoandro2807
@luciennerasolofomasoandro2807 3 жыл бұрын
Salama Gascar, tsara raha mba ampanaovina débat Ramatoa isany Rinah Rakotomanga sy Hanitra Razafimanantsoa satria samy manana hevitra hampandrosoana ny firenena izy reo, ka mety hifameno iany ny hevitr'izy reo. Ka raha izay moa no ampandroso ny firenena.....
@hanitrarasamison6689
@hanitrarasamison6689 3 жыл бұрын
Mangataka raha azo hatao tompoko ny hanasana an'Andriamatoa Raharizatovo Gilbert @ fomba fahitany ity raharahara volamena ity.Misaotratompoko.
@hanitrarasamison6689
@hanitrarasamison6689 3 жыл бұрын
Mahafinaritra ny mihaino anareo mianadahy, fa aoka tsy ho atao hifandrombahana, ny mpanao gazetynatao hàmetrakafanontaniana dia miandry valinteny avy @ vahiny, ny vahiny tokonyhamaly tsara izay fanontaniana apetraka fa tsy hamilivily.Tiako hiaviana dia izao e! Lasa fifandonankevitra no atao nareo,fa aoka mba hipetraka @ toerany ny tsirairay,ho fanatsarana ny ahy.Misaotra tompoko.
@michellemeneguzzo793
@michellemeneguzzo793 3 жыл бұрын
Tsy mahaliana firy ny miheno débat rehefa ilay invitée miezaka mi-esquiver ny fanontanian'i Journaliste Gascar zay tena ankasitrahana ny fomba fiasany ary manana traikefa lehibe na dia eo ny mbola maha tanora azy . Rehefa te hi comparer @ passé (10 T /200 g d'Or) Mme Rinah R., dia zay no hamaliany azy. Rehefa mety @ indray dia milaza izy fa ny zavatra mila resahina dia zay nisy hatr@ ny 2 taona sy ny ho avy (laharam-pahamehana/famine). Ny laharam-pahamehana ho azy reo dia ny fanomezana asa ho an'ny malagasy VITSIVITSY miisa firy FOTSINY (eo anatrehan'ny gasy zay miisa 30 Millions) @ alalan'ireo rafitrin'ny laharam-pahemehana fa tsy ny hanohanana zay mahafaty ny VAHOAKA MARO tsy azo hafenina, manamafy izany ny exode rurale avy any atsimo @ zao fotoana.. Raha mbola manam-pahendrena ny tena , dia sarobidy sy mahamenatra ny manao tsinotsinona sy ny manambany ny vahoaka mpiray tanindrazana rehefa milaza ianao fa "tsy ny fiazakazahana mamita ny vaovao @ journaliste ny urgence ", kanefa dia ny fananam-bahoaka no resahin'i Gascar eto.. Ny filazana ara-potoana ny zava-mitranga eto an-tanindrazana indrindra mikasika ny fananam-bahoaka zay ny fanjakana no manelanelana azy, dia fantaro fa droit an'ny vahoaka ny hahalalany ny hanaovan'ny harenanany na dia à titre d'information fotsiny, fa tsy ho terena hikombobava lava ny vavany rehefa tsy mety ny hataon'ny mpitondra, ARY ZANY INFORMATIONS IZANYT DIA MANDROSO SY AMPITA ARA-POTOANA ARAKARAKAN'NY FANDROSOAN'NY INVESTIGATIONS, zay lay hoe TRANSPARENCE.
@didierrasolofohery2397
@didierrasolofohery2397 3 жыл бұрын
aza miteny vahoaka izany raha olombitsy
@michellemeneguzzo793
@michellemeneguzzo793 3 жыл бұрын
Ny fomba fanisa tsy mitovy satria samihafa ny fomba fijery. Asa vitsivity ho an'i 100 000 (rà misy ary zany) malagasy no mihinan-kanina noho ireo asa haterakin'ny laharam-pahamehana dia lazaina fa vahoaka, fa hadinony fa 25 à 30 millions ange ny vahoaka malagasy zao. Menatra ny tena rehefa tsy mahay kanefa tia miteniteny foana.
@dinarab5865
@dinarab5865 3 жыл бұрын
.....non aza diso hevitra ise Mr Gascar fa ny ijerena ny olona azy d ny fitenenany izay heviny momba ny firenena efa tsy misy antenaina ity e !! fa tsy hoe tia azy ny vahoaka vitsy anisa !!! ...firenena efa rambony
@vazimbatongasaina5061
@vazimbatongasaina5061 3 жыл бұрын
Haahah,az mitsik ary ref mivok ny marina fa to mitsok dol ze tratra rehetr ao
@claudeolivierrakotomalala5231
@claudeolivierrakotomalala5231 3 жыл бұрын
Tsy azo atao lavala kokoa ve ny hirahira ( générique) fampidirana ?
@lovarajason9083
@lovarajason9083 3 жыл бұрын
Paraît il, selon France 24, que le vol est légal donc connu par l'état.
@paularaj9895
@paularaj9895 3 жыл бұрын
Passoire zany ko.
@mazavaloha860
@mazavaloha860 3 жыл бұрын
Ny tetezamita dia fampandehanan-draharaha sy fikarakarana fifidianana (fiarahana mitantana) akoatr'izay dia fandikan-dalàna (fivarotana ny vy @ sinoa, fananganana foto-drafitrasa vaventy...)
@rakotoarivonyemmanuel9516
@rakotoarivonyemmanuel9516 3 жыл бұрын
Bravo Mme Rinah! Vous êtes vraiment une vraie politicienne.
@loulettepauline5865
@loulettepauline5865 3 жыл бұрын
Kianja ❓pour quoi❓
@TheAnalamanga
@TheAnalamanga 3 жыл бұрын
fa mba zanak iza ary taiza ko tony ramatoa itony no nianatra e? zany ve mba mpitondra teny sanabavy.
@oliviavololonirina2364
@oliviavololonirina2364 3 жыл бұрын
KA NANINONA NO NANENJIKA PRESIDENT HERY MAFY DIA MAFY. IANAREO IZAO NO MITONDRA. NY VARY TSY AZO VIDINA AMIZAO FOTOANA IZAO. NY DELE STAGE TSY LAZAINA INTSONY. NY RANO TSY MISY. IZANY VE ILAY SERSEAUX BAC + 24 ???
@maminirinaeulalie9504
@maminirinaeulalie9504 3 жыл бұрын
Nandra be ilay gasikara nareo ,sady dondrina be ,no tsy mahalala fomba
@mireilleramarolahy6090
@mireilleramarolahy6090 3 жыл бұрын
Ny azy dia manome tsiny ny vahoka foana 👎. Fa tsy mba hoe: vahoka tsasany
@vazimbatongasaina5061
@vazimbatongasaina5061 3 жыл бұрын
200gr volamen kosa alo madama mahavita kaly tsinjo maro maro a?sa diso zaho?hahah.brrrrrrg
@Jorassik
@Jorassik 3 жыл бұрын
Ny azy 10t no mampiasa loha azy fa tsy izay 200gr-nao zany ko. Kely loatra zany aminy. hahahahah!
@michellemeneguzzo793
@michellemeneguzzo793 3 жыл бұрын
@@Jorassik tena fanambaniana ny fahantran-ny malagasy. Ny 10 T na 200 g samy volabe zany rehefa ao anatin'ny tany mahantra ny vahoaka.
@Jorassik
@Jorassik 3 жыл бұрын
@@michellemeneguzzo793 izay mihitsy, samy vola be fa ny 10t no bebe kokoa angamba🤣
@jeanchrysostometsiriogna4262
@jeanchrysostometsiriogna4262 3 жыл бұрын
Elle est intelligente, cette femme ! trop intelligente pour être interviewée par Gasikara
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 8 М.
Nurse's Mission: Bringing Joy to Young Lives #shorts
00:17
Fabiosa Stories
Рет қаралды 3,1 МЛН
Please Help Barry Choose His Real Son
00:23
Garri Creative
Рет қаралды 23 МЛН
Happy birthday to you by Tsuriki Show
00:12
Tsuriki Show
Рет қаралды 12 МЛН
А ВЫ УМЕЕТЕ ПЛАВАТЬ?? #shorts
00:21
Паша Осадчий
Рет қаралды 1,5 МЛН
ITTI MADAGASCAR DU 18 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:35:16
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 9 М.
INTERVIEW NORBERT LALA RATSIRAHONANA PAR RINAH RAKOTOMANGA
1:18:09
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 4,2 М.
DON DRESAKA 13 NOVEMBRTE 2022 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:47:34
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 10 М.
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 01Jolay 2024 👉 Pasteur André MAILHOL
50:57
Real TV Madagasikara
Рет қаралды 7 М.
Ilaiko ny Herinao (Pepe Shine) - RHEFI Praise
13:35
Rhefi Androndrakely
Рет қаралды 12 М.
NY ATY AMINAY TANJOMBATO DU 25 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR
19:34
Nicolas RABEMANANJARA
Рет қаралды 9 М.
TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 1
1:14:39
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 4 М.
Nurse's Mission: Bringing Joy to Young Lives #shorts
00:17
Fabiosa Stories
Рет қаралды 3,1 МЛН