No video

TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 1

  Рет қаралды 4,053

Le Lémurien Web TV

Le Lémurien Web TV

Күн бұрын

TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 1
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер: 55
@sarahlove8035
@sarahlove8035 3 жыл бұрын
Misaotra fa vo hiheno. Ary tena merci aminareo fa tsara daholo zay tantara avoaka nareo
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@briskabriska9256
@briskabriska9256 3 жыл бұрын
Tena mankasitrak anareo wei ts mitsahatr manom tantar vao2 fona 😍😍😍
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@monisca464
@monisca464 3 жыл бұрын
Vo hihaino misaotra be miaraha ny ekipany Radio Feony maniy Tratrany taona 2021
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Merci bcp mizar ts tapak 😘😘😘❤❤❤
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@rannieclaudia
@rannieclaudia 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara💖👌💞🇲🇬!
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Fa vonaheno zaho fa ny Radio Feony 📻 maniy d ♥ velombolo zaho ny hakafy 💞💞💞💝💝💘💘❤❤💚💙💙
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@kwkw5158
@kwkw5158 3 жыл бұрын
Mankasitraka eee
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@jimmyousseni5229
@jimmyousseni5229 3 жыл бұрын
Misaotra eee
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@luslus632
@luslus632 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko de ho tahin Jehovah e
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@maryantoinette7181
@maryantoinette7181 3 жыл бұрын
Mankasitra tompoko fa mahafinaritra ny tantara ❤😘❤
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 жыл бұрын
Mankasitraka ohhh 🙏🏽👍🏾🇲🇬🎧🥰🎧🥰🎧🥰🇬🇧
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Miarahb antsika rhtr tompoko tratry Zao farantaona Zao d faly ery vo maheno oe tantaran RFM k d vao hanomboka hiaino k mankasitraka hatran ré tompoko o d mirary antsika rhtr hanao fety sambatra daolo ary ho tratrasoa n'y taombaovao sambatra 2021 daolo d Tahian Tompo Ndrindra oo
3 жыл бұрын
Tratry ny taona vaovao tompoko o ! Misaotra betsaka amin'ny firarihan-tsoa :) 🙏❤️
@auziaauzia17
@auziaauzia17 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô tsar be lay tantara miandry tohiny indray ❤❤🙏
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko efa ao ny tohiny, ilay tapany 2 🙏❤️
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Misaotra nareo ihany manome tantara vao2 indray zao fa indro kely izy tapa2ka be mankasitraka tompoko oo
3 жыл бұрын
Hialana tsiny re tompoko fa raha vao feon-kira vahiny misy tompony dia tapahan'i youtube fona ilay izy :/ Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@marcelafrancette8834
@marcelafrancette8834 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra oo 🇲🇬🇰🇼
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mila amboarina tsara feo fa misy tapatapaky Tompoko o! Misaotra betsaka e ♥ ♥️♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬💚💚💚🇰🇼🤍🤍🤍❣❣❣
3 жыл бұрын
Iala tsiny tompoko fa ilay feon-kira vahiny misy tompony dia tapahan'i youtube fona ilay izy :/ Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Tsara ilay iz fa misaotra mpilalao rehetr. Fa asa ino nahatogna az mitampatampaka
3 жыл бұрын
raha vao misy feon-kira vahiny misy tompony dia tapahan'i youtube fona :/ mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@mampiononamampionona1751
@mampiononamampionona1751 3 жыл бұрын
Vo hihaino mints merci beaucoup💋💋💋💋
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko o, efa oa ny tapany faha 2 an :)
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 жыл бұрын
Misoratra nizara tompoko
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@hanitrahanitra3165
@hanitrahanitra3165 3 жыл бұрын
Merci beauqou!😷😷😷👌👌👌
3 жыл бұрын
Je vous en prie, efa ao ny tapany faharoa an :) Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko ❤️
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Hihihi fièvre vert
3 жыл бұрын
tady ho corona hihi :D
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@aghvcg3236
@aghvcg3236 3 жыл бұрын
MMankasitraka tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@ntsoavina
@ntsoavina 3 жыл бұрын
Dia mankasitraka hatrany e!
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@edwigeedwige6802
@edwigeedwige6802 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompokoooo
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@Marse-mb3jp
@Marse-mb3jp 3 жыл бұрын
Tonga aloa drai eee❤❤❤❤❤
TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 2
1:34:02
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 2,3 М.
TSY ANJARA FA SAFIDY : Tantara gasy vaovao (MBS) #gasyrakoto
1:13:36
Kind Waiter's Gesture to Homeless Boy #shorts
00:32
I migliori trucchetti di Fabiosa
Рет қаралды 15 МЛН
SPILLED CHOCKY MILK PRANK ON BROTHER 😂 #shorts
00:12
Savage Vlogs
Рет қаралды 49 МЛН
Ik Heb Aardbeien Gemaakt Van Kip🍓🐔😋
00:41
Cool Tool SHORTS Netherlands
Рет қаралды 9 МЛН
Tantara Malagasy - NY RAIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
53:31
TANTARA GASY RDB MATI-KO VELONA
2:06:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 34 М.
TANTARA GASY VAHAOLANA FARANY RDB
1:14:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 6 М.
Tantara malagasy indray mihaino - TAHOTRA
45:36
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 30 М.
TANTARA GASY RNM FANAHIM-BAZIMBA
1:02:09
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 15 М.
TANTARA GASY NHD
57:36
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 5 М.
Harena miafina [RNM]
59:04
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 1,8 М.
TANTARA GASY NY FISIANY
47:30
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 7 М.
Kind Waiter's Gesture to Homeless Boy #shorts
00:32
I migliori trucchetti di Fabiosa
Рет қаралды 15 МЛН