Hafa ihany rangaha ny tena hoe hira miteny tsara ohatr' an ' AMBONDRONA, tsy mba hira miteniteny tsisy fotony . Milamina sy miteny tsara ny hiran'AMBONDRONA na dia tsy dia hita aza hoe rock . Kanefa miavaka foana ny hirany
@JonahRamanandraibe2 ай бұрын
Rehefa tsy tia Ambondrona enao d marina fotsiny ok
@ravelosonvoaharisoatakalo34063 ай бұрын
Tsy ny musique ihany no milay amin'ny Ambondrona fa na ny toetsaina ireo bandy ireo koa aza tena milay.
@JonahRamanandraibe2 ай бұрын
Enao mampiady foko eh!
@angotyirina11512 ай бұрын
Misy marina ny teninao. Ny kolotsaina no aitana ny niveau an'ny olona. Midika zan fa eto Dago, dia ambany ary niha ambany ny niveau intellectuel. Mampalaelo fa mety hoe zay ko no tanjona, mba hanindrina ny vahoaka, ka tsy ahatakarany zavatra be intsony, ho mora ambakaina. Tsye manana culture intsony ny gasy.
@mickaelmamy3 ай бұрын
Tena efa fialonana kosa nenlety le, ts zakanlah le ambondrona mahafeno coliseum no tena marina 😂😂😂😂
@handryraveloson52113 ай бұрын
Matoa izy mahafeno coliseum be mpitia izy e . Izany vazaha resahinao zany asaivo mankaty raha ahafeno
@njandryrabarisoa43873 ай бұрын
Francis turbo koa mahay!
@hafarorecworld83923 ай бұрын
Resy lahatra amin'ilay séquence hoe : Tananarivienne, Image de tanà efa urbain miala amin'ilay mozika totokoroto de Madagascar du Continent africain fa mba FUN, JEUNE, URBAINE e. Ny ahy ny tsy itiavako an'i Ambondrona koto ilay côté tononkira sy thème ohatran'ny maniditsidina tsy azonao tsara hoe : Fisarahana ve zany sa? Fitoriana fitiavana sa?
@GérardBARINIA3 ай бұрын
J'adore SERINAH
@bijouraza42543 ай бұрын
ambodrona c'est du style scorpion , et je pense que les jeunes qui aiment ambodrona aiment aussi scorpion !!! iron maiden fa tsy iron maide kkkk , betsaka film gasy tsy tena tsara , fa diso enao koto raha miteny oe ratsy daholo an , "tabataba" zao film tsara kosa eh !!
@RAZAFINDRASOLOHenintsoa2 ай бұрын
Toetsaina ambany, tsy mahay nefa manakiana
@SergeRakotoniaina3 ай бұрын
Misy ny anomezako marina ny teninao Misy koa ny tsy marina, voalohany dia ny anomezako ny tsy marina dia zaho tany antanana tia mihaino hira avy aty andafy ao antrano matetika ka rehefa aty andafy zaho dia tia mihaino ny hira avy any Mada, fa rehefa Misy ny spectacle vazaha dia mijery zaho. Ny marina koa dia tsy azo terena tokoa ny olona ho tia ny zavatra tsy tiany samy manana ny zavatra tiany ny tsirairay...
@andriatianarakoto60493 ай бұрын
Tay b le fantsy😂. Mlay ela 👏
@ArmandMamba_3 ай бұрын
io tanana ao arinan Koto io v ambondrona, otran aon zan ambondrona zan? sad mis train manadalo an 😃, merci @le commentaire
@flavienrandrianarison43093 ай бұрын
Ny anla izay rehetra mahafeno coliseum asina resaka daholo.Manaova koa raha mahazaka fa tsy miseho enjana ato amin'ny vavabe atao.Hevitrako io
@zonaryvelo68263 ай бұрын
D any aminay tsiafabositra mihitsy ve ry koto😂😂😂😂
@andrianjafymikael81393 ай бұрын
Marina kosa zany kozin Koto zany eee ! 😂😂
@eddyfk3 ай бұрын
Ny anao efa niveau n'olo adala kosa ka zay mahatonga olo jiaby tsy mitovy niveau aminao
@BenRACHID-gp4cd3 ай бұрын
Din rotsaka nameno antsonjobe io t@ namoahany titre môtro, feno iboka antsonjobe t@ zany 👍
@randrianandrasanandimby52113 ай бұрын
Mba saika hanontany azafady, ankoatran'ny manasa vilia izay sûr za fa efa avo b ny niveau anao amin'iny dia inona zany ny zavatra nianaranao nihoatra ny T2 ry Mr kotonanadra azafady, misaotra tompoko
@user-vo2gk7jz4v3 ай бұрын
Ikoto a! Teny kely fotsiny ity ahoana moa noho hitovizany artiste gasy sy ny aty ivelany lasa mivonq any @ tsy izy intsony izy ity misaotra ihany e!
@BrigitteRazanarisoa3 ай бұрын
Ianao koto dia tena matikambo loatra ka! Hambo re zao.
@njandryrabarisoa43873 ай бұрын
Scorpion no tena imitenzala!
@ArmandMamba_3 ай бұрын
U2 vo scorpion, ra tena mandinika tsara nareo
@andorakotomalala33993 ай бұрын
Rehefa tsy tinao dia lazainao fa ambany daholo, les gouts et les couleurs ne se discutent pas zay no maha vendrana total anao. Matoa io velona dia misy manaraka sy manohana, fa rehefa tsy tinao dia zapper o , antitra ihany ianao mbola aigri foana!
@njandryrabarisoa43873 ай бұрын
Rajao tsy mampiomehy mihitsy ny zavatra ataony
@jelsafro3 ай бұрын
Bonjour Koto 00 : 48 Madagascar 🇲🇬
@adriansluf3 ай бұрын
Eto kosa aloha Koto dia tsy tokony atao hoe maivana ny hiran‘ny tarika Ambondrona. Satria arakaraky ny votoatin‘ny hirany sy izay mety aminy ny fandrindrana ny zavamaneno ampiasainy ka tsy misy maivana sy mavesatra. Fa anjaran‘ny tsi11 no manavaka azy hoe hira maivana na mavesatra. Ary raha tsy diso aho tsy niteny ry zareo hoe „rock“ inona ny ataony satria misy ilay atao hoe „soft rock“ sy ny „hard rock“ „pop rock“ ….. Ankoatr‘izany toa tsy nisy ny fifaninanana rock ahafantarana ny mahatsara na maharatsy azy na ko iva na avo lenta. Eo ianao vao afaka mitsikera. Sa ahoana? Valio eto azafady mba tiako ho fantatra ny fijerinao azy hoe „rock“ inona no ataon‘ny Ambondrona. Tsy manina ataonao „rôkalika“ eto aho E🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@nantenainaantsa49373 ай бұрын
Tena hevitra ny olona mpanitsaka ny hevitry ny hafa e! Koa raha tsy hoe enao mipetraka any fia tsy kanto ny aty… kkkk zah efa tsy mpanaraka fa variana zah hoe enao mitalaho olona be nefa be vava hoe zah ity, zah iry, zah ery… raha mijoro amin ny hevitrao enao tsy blem izay gasy tsy mahay ny kanto avo lenta 1,600 izany eeeeee😂
@herihaja54153 ай бұрын
samy manana ny farimpahatakarany ny olona ry KOTO a! Ny Razantsika Hendry sy Lalimpandinihana DIA TENA HENDRY NO MATSILO MAHIRATRA ARY TENA NANDINIKA INDRISY !!!!
@herihaja54153 ай бұрын
fitiavamboangory no hinanamboatay hoy ny tenindrazanay izay kkkkkkkk
@NadiaRakotonindrina3 ай бұрын
Manana complexe enao ntena marina d lasa mteny2 foana. Inona no idiran'ny mainty sy fotsy am zany? Diso miditra lalina am lifen'olona enao ntena marina 😏. Monsieur je sais tout 😂👎
@danielarakotson3 ай бұрын
Aza atao reraka raciste Rakoto a! Fa raha ny feon'i poopy kosa de efa naturelle, fa tsy hoe izy fotsy, Simon Randria mainty,fa nalaza tao tanà,na iRossy surtout Fa raha izaho manokana aloha,de tsy tia ambondrona zany
@andriambelomasinarambeloso68713 ай бұрын
MARINA NY ANAO IKOTO!!!! Ho ANTSIKA TENA MAHAY rock INDRINDRA fa MAHAY métal….. TENA TSY MISY HIFANDRAISANA @ IZANY ILAY ANDONDRONA… TENA HIRA MADINIKA BE NO LALAOVIN’IZY IREO….. MAMPALAHELO ANIE LEITSY IKOTO NY NIVEAU AN’IREO MPIJERY AN’IREO ANKIZY IREO E!!!! TENA MAMPALAHELO e!!!! Na son IZANY na tononkira mampalahelo e!!!! Ilay TONONY TENA HOE ZERO HAFATRA
@andriatsimiovaalyromuald16573 ай бұрын
tsy azonao atao afatsy ny malahelo fa tsy adala akory reo olona maro pankafy reo fa le mozika mihitsy no tsy hainlaisany ntena marina
@Yvette-r8p3 ай бұрын
Koto ko de misahirana ery
@chris-cybersec65093 ай бұрын
tena marina ambany level mihintsy nareo ato eee
@herihaja54153 ай бұрын
Ianao kosa ry Zoky Olona mipetraka any tsiafabositra sy ambalakida ve ? NO AMPITOVINA @ OLONA Mipetraka MONACO SUISSE KKKKKK !!!!! Tapaka aho leaza a!!!tsy mba hoe ao TANANARIVE renivohitra farafaha ambaniny!!!! lele aza miteny volokoditra kosa hoa fa efa aty @ tany mazava e!!!!
@louisatadidy39113 ай бұрын
Tsy reveny tsika gasy hatao hoe niveaux t2😂😂😂😂 kk
@hanitranil44893 ай бұрын
Tsy malaza any Dago tahaka ambondrona sy rajao Le ragidro ty satria tsisy månad Pourquoi any Suisse, de mialona...
@ArmandMamba_3 ай бұрын
enao io zao no tena malaza (fa ts ambondrona, rajao na Koto) sa ts zan? sad enao ts ra-Gidro 😜?
@hanitranil44893 ай бұрын
@@ArmandMamba_de miankohofa aning eo aminy eo ary Koh!.... Tsy i koto mihintsy no mi influencer ahy... Jesosy Kristy irery... Ary za dia mitsara ny "voa" avy amy ihany!
@ArmandMamba_3 ай бұрын
@@hanitranil4489 fa le jesosi v zan artiste mpihira, satri artiste no resaka eto sa enao mampifangaro resaka?, ar enao zan "Juge", laizainao fa mitsara enao io fa ts artiste 😉
@hanitranil44893 ай бұрын
@@ArmandMamba_ zay andraisan'i toi azy. Anontantanio koto andriamanitrareo e!
@ArmandMamba_3 ай бұрын
@@hanitranil4489 toi zao no efa andevozon n resaka andremantra, ts oe refa manohana na tsia n hevitr ny olona irai d andremanitra le ol. Toi zao no milaza an le izi fa ts Za na oe i Koto 😊
@GérardBARINIA3 ай бұрын
Tu exagères quand même... Faut se taire des fois : on est humains
@lalaorandrianarivo7293 ай бұрын
Fa angaha ianao raha any andafy no mipetraka de manambany olona toy ireny, betsaka n'y olona mipetraka eto dago manampahaizana lavitra noho ianao s'y misaina lavitra noho ianao, bé fialonana laotra ianao, itako ihany ianao mihirahira eto fa tena makandoa n'y feo kadradrakao fa tsisy niteny anao oe ratsy bé le fihiranao,n'y tarehinao ohatrin'ny vongory Mbola tsisy nanaratsy anao, fa Zao tsy aritro intsony de niteny Aho satria ianao mpanaratsy olona foana, rehefa tsy tianao ry zareo maninona raha tazoninao tany amponao tany fa tsy n'y gasy mijery ambondrona no ambaninao, ita mihintsy oe makahala merina ianao, izay n'y tena marina, raciste bé ianao, ratsy loha
@andriramaroson85203 ай бұрын
Samu @ tiany ny olona ry Koto à! Aza mitsara fahaatany fotsiny Toyota izao! Ovay ny fomba fijerinao! Aza manambanimbany olona,!
@ArmandMamba_3 ай бұрын
merina merina 🤣
@hanitranil44893 ай бұрын
Zany ny olona mahiratra sady misaina. Marina 100℅. Le koto tsisy miteny dia manararaotra manambany olona.. Be fialonana araka lazainao.
@JeanRandriamarojaona3 ай бұрын
tena resaka mozika ve sa in ? inluenceur mahay alo koto e. niainga t@ fankahalana an'i rija rasolondraibe, pasteur heritiana nahafeno colliseum. sao d le mafeno colliseum no manahirana azy? sa tena zavatra hafa?
@bobleechong3 ай бұрын
Lenamboa ty
@coolman33223 ай бұрын
ke azovy mamango bengy
@ArmandMamba_3 ай бұрын
@@coolman3322 😅❤
@nomenarabemila47413 ай бұрын
Hatramin'ny blague koa ve rey olona dia hoe mbola mila niveau. Tsy ilay hoe mihomehy ve no zavadehibe e?
@bijouraza42543 ай бұрын
zay alo eh efa mapime niveau rehetra dia mety eh :-)
@tombokely7493 ай бұрын
blabla be tss dikany, miezaka mafy mints manamarina ny hevitrao enao nefa tena ambany be hahahahahahahaa
@hanitramihaba71623 ай бұрын
Ce n’est pas parce que tu n’aimes pas que c’est un goût de merde