RESAKA FIATSARAMBELATSIHY : MERINA vs CÔTIER ...

  Рет қаралды 9,862

Koto

Koto

Күн бұрын

IREO MERINA MPIVAVAKA BE NO TENA LOZA RAHA HIATSARAVELATSIHY ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Пікірлер: 49
@meltinasoa604
@meltinasoa604 25 күн бұрын
Misy problème psychologie ty ramose ah
@raonivelomiora391
@raonivelomiora391 6 ай бұрын
Za merina, za koa kristiana. Fa io na merina na cotier na vazaha na gasy samy misy ratsy loha foana. Dia tena misy ohatran'ny tantara novela tokoa aloha any anaty fiangonana ,ohatran'ny anaty société rehetra. Fa tsy ireny olona ireny no ivavahana fa Andriamanitra. Nampianarina anay hoe aleo izy anatona fiangonana fa tsy roahina. Mety pire noho ireny ny fahotany raha tsy tao izy. Sady tsy avy hiantso ny marina ny Tompo fa ny mpanota mba hibebaka. Ny olona ilay tsara fanahy be sy madio fo ireny an, remarquer ko hoe lasa aloha foana matetika. Isika mbola ratsy toetra no mbola tavela eto fa andrasan' Andriamanitra hibebaka ngamba.
@acharaz6926
@acharaz6926 8 ай бұрын
Ialahy aloha ry ' Koto dia direct any @ afobe
@MarieAnge-x3i
@MarieAnge-x3i Ай бұрын
Enao lelalebe tsy misy saina soranao toa kara tsobaka fotsy reny tsisy ilavana nao faly manaratsy olona anao tsy olona marina ianao asanao manalaka tena
@harinihantranampiandrazana5850
@harinihantranampiandrazana5850 10 ай бұрын
Mafinaritra foana hantrany ny fanehonkevitra Koto aaa... Bravo bé milaza ny marina
@inayatsama6059
@inayatsama6059 10 ай бұрын
Merci fa mazava sady marina io 🤣😂
@NellySusy
@NellySusy 10 ай бұрын
Papako côtier mamako merina Fa tena marina mihintsy voalazanao,hitako am havanay merina reo tena mpiatsara velantsihy no manambonimbony tena.misy moa dia izy samy mahitahita ndray no mifanenjika dia miady avy eo,jerenay fotsiny moa,adiny samy mpanankarena reo hoy zizy anay.
@lantz-182
@lantz-182 10 ай бұрын
@rosemanitra47
@rosemanitra47 10 ай бұрын
😂za Merina fa tena misy Marina mihintsy nefa kosa aloha tsy ny sipa merina rehetra.
@germainflorent4365
@germainflorent4365 10 ай бұрын
ZAho tsy merina fa marina ny voalazanao. Tsy ny merina rehetra no manao an'izany.
@jocelynandrianoasy8917
@jocelynandrianoasy8917 10 ай бұрын
Je...saosy Be fika taolana !
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 10 ай бұрын
🤣🤣🤣🤣 Marina loatra
@fanoxp
@fanoxp 10 ай бұрын
Lalatiana Rakotondrazafy anie no asian'i Koto eto.
@PascalTovohery
@PascalTovohery 7 ай бұрын
Enao zany manaiky fa manenjika vevavy avaratra. Fa ahoana? Nga tsisy atao koto ah?
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 10 ай бұрын
Fa maninona no mitady probleme e ?
@myrerellat8488
@myrerellat8488 10 ай бұрын
Marina loatra ..
@hbbtiwvr
@hbbtiwvr 10 ай бұрын
Zoky be Koto Azafady fa feno negativity ity post: angaha hianao tao antranony nahita izay natao tao? Do you have proof? What you see as hypocrisy is Eastern Asian typical behavior. I have a lot of mileage, old enough to be your mother and I am of Asian descent AND I worked and lived in 23 countries on the African continent so I know and I feel when you affirm « what you see of Koto is what you get » Very much African way of thinking and behaving, which I greatly appreciate, a lot easier to communicate with. Please stop the slander and negative judging of others; we all have defaults and mistakes as well as qualities and correctness because they are the two faces of one coin. I beg you to focus on the good side of the coin and clean yourself of judgement snd negativity. Fraternal hugs 🇲🇬✊🙏🏼💝🕊️☮️✌🏼
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd 10 ай бұрын
Ny fianakavianay aloha dia very raha mbola nitohy ny fanoratana ny anaram-poko tao anaty "état civil" e ! Raha tsy hoe izay faritra onenana angaha no terena hilazana ny anaram-poko. Hoy ingahy Serge Zafimahova hoe, tsy izay tany nihavian'ny ray aman-dreninao no maha Tuléarien, na Majungais, na maha Tananarivien...anao fa izay onenanao, misy ny fiharianao. Ka iza tokoa ary no Merina? Ahoana no hamaritana ny Betsimisaraka? Ny fiteniny ve? Ny volon-kodiny ve? Ny "forme" n'ny lohany ve? Any @ tany ilevenan'ny ray aman-dreninay dia misy olona antsoina (na miantso tena) hoe ankizy (= andevo), tsy hita izay hanoritana ny "race"-ny fa ara-tantara fotsiny izany. Ka raha nisy Betsileo nahavita soa tamiko ve dia ahafahako milaza hoe atokiso avokoa izay mitonona ho Betsileo, na nisy olona nitonona anaram-poko hafa nisoloky ahy dia safobemantsina ao avokoa fa mpisoloky izay mitonona ho izany? Aleo entina isan'olona ny fitsaràna azy fa tsy izay anaram-pokony amiko!
@rasolofhenri2592
@rasolofhenri2592 10 ай бұрын
Être chrétien c’est être animé par le Saint -Esprit. Ce n’est pas du tout fréquenter une église. Pour avoir le Saint -Esprit il faut suivre Actes 2:38.
@olivialeduc6444
@olivialeduc6444 7 ай бұрын
Kkkk la vérité les gens ne veulent pas entendre 👍🏿👍🏿👍🏿👍🏿 merci Mr koto
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr 10 ай бұрын
Hainy i vonjy tsara miresaka momban'izay ao ampiangonana zay Dia misy lay olona mahantra st manankarena Sy lay any andafy sy ao Mada 😂😂😂😂tiko ny zavatra ataony dia izy no tsaroako
@jocelynandrianoasy8917
@jocelynandrianoasy8917 10 ай бұрын
Roa zany ISika ro tsy andairan'jesosy
@gislainebachasse6482
@gislainebachasse6482 10 ай бұрын
Na merina io na côtier, kolombody ny ao dago no voizina, nidina any ambody ny cerveau, zay mivoaka vody avokoa! Pfffffff
@acharaz6926
@acharaz6926 10 ай бұрын
100% marina
@gislainebachasse6482
@gislainebachasse6482 10 ай бұрын
Nam
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 10 ай бұрын
C est pas Dans toutes les églises tout ça annn Franchement, qu'est ce qu'on a à faire si tu veux prier ou pas , c est pas notre problème , ,reste comme ça mon gars , on s'en fout , c est pas notre problème si tu regardes aux défaillances humaines plutôt qu'à yeshua qui t 'as sauvé, c est ton souci, chacun de nous fait son choix. Moi perso , franchement fais ce que tu as à faire , la bible est entre la main de tout le monde , tout le monde peut l'étudier , comprendre et pratiquer , reconnaître ses tort , demander à Dieu de changer complètement l'intérieur, se repentir de ses péchés. Personne n'est parfaite mais le sang de yeshoua nous a expié notre faute, Fais tes affaires mon gars reste comme ça jusqu'à la fin de ta vie, David quand il est allé prendre Bathsheba l, a femme de youri et qu'il a crié à Dieu de lui accorder le pardon de ses péchés a écrit ceci Psaume 51 4. 6 Car je reconnais mes transgressions, Et mon péché est constamment devant moi. J'ai péché contre toi seul, Et j'ai fait ce qui est mal à tes yeux, En sorte que tu seras juste dans ta sentence, Sans reproche dans ton jugement. donc mon gars moi peso mène ta vie comme tu veux ,
@noelagerard1134
@noelagerard1134 10 ай бұрын
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂dorkasy krkrkrkrkr
@Esperence-y5d
@Esperence-y5d 10 ай бұрын
Tena marina zany ry Koto aa, ry zareo Merina tena be fialonana sy mpiatsara velatsihy
@lantz-182
@lantz-182 10 ай бұрын
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 10 ай бұрын
Io fanaovana generalisation io dia tsy mety Koto a. Fantatrao fa tsy bado ianao ka aza milatsaka amin'ny piege n'io generalisation io. Ny Merina taloha tena betsaka (angamba 80%) dia mpanao generalisation ohatra'izao : Côtiers = somary ambany, somary sauvage, somary tsy intelligents. Diso izany satria misy Côtiers ary Merina bado, somary sauvage. Ka aza milaza ianao ry Koto hoe ny Merina dia mpiatsara velatsihy. Ny Côtiers koa anie ka misy mamitaka na ny olona ao amin'ny fianakaviany aza e ! Kanefa mody mitsikitsiky sy sympa be rehefa mifankahita.
@rakotorakotorahery
@rakotorakotorahery 10 ай бұрын
🌵Fa d'accord aminao aho amin'ilay hoe mody mpivavaka be kanefa tena manao ratsy amin'ny fitondratena sy ny amin'ny resaka vola.
@VincentdePaulRalevahaANJARASOA
@VincentdePaulRalevahaANJARASOA 3 ай бұрын
Côtièrehefa manambady merina de manataka de rehefa ts maazo vola nazavatra izy d miteny oe halananao fianakaviko
@andriamahatanamamy3879
@andriamahatanamamy3879 10 ай бұрын
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 10 ай бұрын
😂😂😂😂😂😂
@jabouwadymalakengny6825
@jabouwadymalakengny6825 10 ай бұрын
MERINA ==== Hypocrite , na lahy na vavy, jamais Confiance.
@lantz-182
@lantz-182 10 ай бұрын
@Laylahindillah
@Laylahindillah 2 ай бұрын
Zahay ts bordel mpiady an-tsena fa ts oe hypocrite 🥴 nareo zatra fiainana makorel sy mitenindratsy vararaka, ny anay rehefa manao fiainana makorel en public d hialanay fa ts hitakosinanay zan ....jamais zahay analabaraka ny vatana
@dood587
@dood587 10 ай бұрын
Tena tsapa voadona mafy i Koto fa Voaraoka tao @ Fikambanana OMAD . Dia Io MITAPY Io !!! 😂🤣🤣
@meltinasoa604
@meltinasoa604 25 күн бұрын
Tena mitapy iooo
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 ай бұрын
Henoko ihany Koto. Fa miresaka momban i Jesus, ary mino tokoa i Koto
@atsia
@atsia 10 ай бұрын
Lol
@hareau9345
@hareau9345 10 ай бұрын
Ty bandy ty tena tsy misy atao mihitsy minatay
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 10 ай бұрын
bah oui il a un problème je trouve ....., il a rien à faire ce gars , il me dégoûte an
@meltinasoa604
@meltinasoa604 25 күн бұрын
Tena tsy misy atao Marina na tena efa lasa adala ou mirediredy Mila mitsabo tena 😅😅
@angelinebarriere9832
@angelinebarriere9832 9 ай бұрын
😂😂😂😂
@AntilahyEsmeralda
@AntilahyEsmeralda 2 ай бұрын
😂😂😂😂
黑天使被操控了#short #angel #clown
00:40
Super Beauty team
Рет қаралды 58 МЛН
Lamborghini vs Smoke 😱
00:38
Topper Guild
Рет қаралды 69 МЛН
We Attempted The Impossible 😱
00:54
Topper Guild
Рет қаралды 52 МЛН
NY RESAKA CÔTIER MERINA
10:22
Aaron en parle
Рет қаралды 20 М.
MIARA-MANONJA 16 DECEMBRE 2024
Radio Television AZ
Рет қаралды 410
Transfert de résidence fiscale : le mythe des 183 jours
5:46
SAND AVOCATS
Рет қаралды 38 М.
RESAKA FISAMBORANA an'Atao ANDRISOA ANDRIATONGARIVO ...
20:18
VIDÉO MIKASIKA AN' i SYNTIA ...
22:15
Koto
Рет қаралды 18 М.
黑天使被操控了#short #angel #clown
00:40
Super Beauty team
Рет қаралды 58 МЛН