FIFOFONANA AIN'OLONA NATAON' i LALATIANA RAKOTONDRAZAFY ...

  Рет қаралды 19,851

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 37
@MeliZai-c4p
@MeliZai-c4p 9 ай бұрын
Marina ,n'y lazainao,Ramose,efa ELA ireo Européenne,mihimohy,Antsika , Malagasy.zaho ,aloha tena tsy fière,n'y zavatra,miseho rehetra Madagascar,mampitehilevina velona.Afa Baraka Ty Firenena malalan-tsika Ty,re olo.
@EstellaZarafeno
@EstellaZarafeno 9 ай бұрын
Mrs papa Koto amitenimarigny ataonao misotra anao mrs mrs❤
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 9 ай бұрын
fa angaha nanao politika ndray e! za aloha kivy refa niteny fa tsy hanao resaka politika intsony ianao satria ianao aza any lavitra any matahotra , de izahay eto ve omenao tsiny refa tsy mihetsika. Ka refa ianao ary kivy de inona mo zany. Tena grave be ny ataon'ity fanjakana ity, Ny mendrika an'ireo de averina amin' zareo ny lalàna ataony. Marina ny teninao fa tena vendrana ny gasy : fanjakana mampihomehy, ny mpanohitra mampihomehy, ny vahoaka kanosa sy vendrana, i koto lasa kanosa koa de miandry an'Andriamanitra sisa hanampy ny kanosa, mba hivaly amin'ireto dahalo nahazo fahefana ny nataony
@eliramiliariniaina2207
@eliramiliariniaina2207 9 ай бұрын
Mankasitraka Koto, milay ilay famakafakana
@Andriananahahary101
@Andriananahahary101 9 ай бұрын
Le Vehivavy le ministra ve io miteny io?😂. Mahereza fa ireny.no mitondra.antsika eh. Vava.lainga.toetra. Elle est riche en tout. Mais Dieu plus grand que tout ça..❤❤
@MeliZai-c4p
@MeliZai-c4p 9 ай бұрын
Tena manjaka ,n'y devoly eto Madagascar,Dia sanatria ,hivadika ,Biby daholo ,n'y olona.rehetra tsy tiako Dia , illuminéna,tsotra izao.Tena mampalahelo,n'y toetsainatsika.
@pulcheriemendreny2951
@pulcheriemendreny2951 9 ай бұрын
Samia manana vie privé ny olombelona hendre de maninona no atao asa foana ny vie privé nolona ho avy Jesosy andrava ny tany sady ho levoniny hatao vaovao tsara raha mino izany tsika efa hainy devoly zay ka io mahatonga ny olona maro efa tsy matoky olona samy olona maniraka olona foana izy hiady samy zanak Andriamanitra désolé marina fa samy manana problème daholo ny olombelona hendre fa tsy omena tsiny indraindray fa tompony jugement io de lucefer devoly fa tsy olombelona devoly efa resy ny JESOSY Amen mahereza tsika miaraka aminy Jesosy bon courage et que Dieu vous bénisse merci
@razafindratsimandresyeric3547
@razafindratsimandresyeric3547 9 ай бұрын
Tsisy fika tsony lay Madagascar !😢😢 Asa ahoana no hiafaran'ty firenena ty( lay taranaka)😢😢
@EmmanuelRazafimamonjy
@EmmanuelRazafimamonjy 9 ай бұрын
Merci koto, ny dikany magnolagna tsy haindro, mila mianatra iro
@tefyrandry6634
@tefyrandry6634 9 ай бұрын
TSY fahita tao @ 5 TAONA.....
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 9 ай бұрын
Mpanolana vehivavy harenam-pirenena dia VOSIRANA koa Lailantingy nazy, ex: Député Lanto nangalatra Bois de Rose igny VOSIRAGNA Lailantigny nazy. Kkkkkkk
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 9 ай бұрын
Samy hafa zany fa ny zaza voaholana anie tena potika mintsy ny hoaviny
@DARIVONY
@DARIVONY 9 ай бұрын
Aza manabarabàrz vahoaka fa tsy affaire vaovao io fa efa t@ herintzona Ary efa affaire classée, fa efa vita ny tribonaly!!!
@andryrakoto2958
@andryrakoto2958 9 ай бұрын
O ry SEG sy izay manampahefana rehetra a!!! Mihetseha ianareo , na mitenena ianareo, ilaozanareo mangina ftsn…alamino io firenena io hiverina ho tan-dalàna…ts mahalala menatra Matory dhl ny Iray firenena fa ny aty ivelany indray no tonga saina, rehefa tsy mendrika dia esorina dia soloina tsaratsara kokoa
@pppppp2558
@pppppp2558 9 ай бұрын
Ireny no zanak'i masina Maria aminy e ! Sady tsy azo enjehina no tsy meloka mihitsy : "infaillibilité lalatianale"😂.
@hareau9345
@hareau9345 9 ай бұрын
Pamono olona
@kennymackenuser510
@kennymackenuser510 9 ай бұрын
Ra contre any le sazy ho any mpanolana kosa ianao de anisany ao anatiny zany ianao,tsy normal ny olona tsy pour anizany
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 9 ай бұрын
Hahahaha manampyt olanning familial
@alainratsarafetra9418
@alainratsarafetra9418 9 ай бұрын
Oh ry Koto ah ! Izany Lalatiana izany fa miandry ny fotonany maha mety anazy izao ka efa tsy zoviana aminao fa ny tena manankenda anazy io affaire Potine aminy Mayote ka izao ny fandehana 2eme tour ao Madagascar fa ny vahoaka Malagasy sy ny vahoaka Frantay izao efa resy lahatra fa aminy 2eme tour Malagasy aminy mois de mai hoavy izao dia ny fahavalo himbonana dia io boaikely io fa tsy azo antenaina intsony io ja homeo hery sy azavao sy farahitantsaina ny vahoaka Malagasy mba hatsapa tsara ny chance ny Malagasy sy Madagascar amin'io mois de mais io fa tena sarobidy loatra ho any Malagasy sy Frantsay io raha mireseka any Potine ka aoka ianareo aty andafy han. Nentana mafy ny vahoaka Malagasy sy Frantsay fa io Boaikely io tsy vaha olana ao aminy Ocean Indianina fa ny vahoaka Malagasy sy Frantsay iany no vaha olana maharitra ka coute que coute ka tsy maintsy mandresy ny vahoaka Malagasy... mandrapahatongavana aminy fifidianana aminy mois de mai dia tsy misy fidirambola mihitsy ny ao aminy lapa , na vola vidianany solika aza tsy azony ao dia eo izy vao tonga saina tsara fa tsy lovany na fananany manokana i Madagascar ka manentana ianareo mafy amin'izay fandraisana andraikitra izay ko ...???
@lantz-182
@lantz-182 9 ай бұрын
Koto, silence is golden
@andianaandriam2246
@andianaandriam2246 9 ай бұрын
marina izany koto a!
@clarkrob927
@clarkrob927 9 ай бұрын
misy lafiny mahatsara azy ihany kay lay prédator raha toa ka mamoaka en public ny conversation 'ny mpitondra koa
@ArmandMamba
@ArmandMamba 9 ай бұрын
@miangalyandy2032
@miangalyandy2032 9 ай бұрын
Mody mitapy fotsiny ny ao andapa sy fitsarana Malagasy amin'ity Lalatiana ity asa inona tena atahorana ka mitaza-potsiny tsy ampiarina lalàna
@jonraha588
@jonraha588 9 ай бұрын
O Rakoto a, nanambara fa tsy hiresaka '' politika'' tsony fa nisy nandrahona, tena' 'analyses' ' politika ny politika-pitondrana ny manampahefana zany kozy zany, aza mihambahamba mihitsy fa mlay e'!
@valériegab
@valériegab 9 ай бұрын
on s'en fout ,, si comme si on n'a que ça à faire .... punaise
@diamondraliantsoaandriaman395
@diamondraliantsoaandriaman395 9 ай бұрын
Ka ny vocal/sary/video anie ry Koto tsy voaray ho porofo intsony satria efa misy ny IA e! Izay no manahirana amle otrzao
@ArmandMamba
@ArmandMamba 9 ай бұрын
🤔
@andryharisoaherinjaka3979
@andryharisoaherinjaka3979 9 ай бұрын
Adina mpivady izany, iza no mpivady tsy mba miady? Ary rehefa miady dia tsy mifampitsitsy vava mihintsy...olombelona izy ireo ary toa antsik koa.
@ArmandMamba
@ArmandMamba 9 ай бұрын
misy hira zay oe Sitran' Solo e en Solo👍
@user-sadika
@user-sadika 9 ай бұрын
Ny mety aminao dia mionana milevim-belina dian'izao, fa sao tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra fa efa ho fohy ny androm-piananao, fa mitady fahavalo be loatra.Tsy ianao no jyge et partie,Ainao io no mpteny indraindray hoe raha tsy mbola melokin'ny fitsarana ilay olona dia tsy tokony ho lazaina fa coupable avy hatrany. Mahaga anefa fa reha mety @ny sosinao dia azo atao ny manameloka sy mitorabato avy hatrany.Ne soyez pas comme les hypocrites, et à coté faire la langue de pute. T'es pire qu'une gonzesse du bois de Boulogne.A méditer MEC.FEHINY “Faut pas parler aux cons, ça les instruit.”et pour finir "Une Pute Reste une Pute personne ne peut pas le Changer !"
@bilakely1287
@bilakely1287 9 ай бұрын
Ilay fahaizan'ireto be resaka ireto no tena mahatalanjona ahy : - I Romy Vorika nanao tentative de corruption fa tsy nety ny olona dia lazaina hoe efa averee ilay izy. - I Lalatiana niteny hoe mandehana mamono tena dia lazaina fa nanao tentative de meutre. (Taiza ny scene de crime, presente teo @ scene de crime ve i Lalatiana, present teo @ scene de crime ve ilay presumee victime, inona ilay dommage, inona no nahatonga an'ilay meurtre ni-echouer ary inona inona ilay arme utilisee). - Misy bandy be dia be mihevitra ny tenany ho PROCUREUR mihintsy an!
@ArmandMamba
@ArmandMamba 9 ай бұрын
Ela mitsn no tena D P ry le bila , tsy maita ar ts miaro afa tsy reo olona ireo (Dondro - Po ..)
@bilakely1287
@bilakely1287 9 ай бұрын
@@ArmandMamba tsy misy raisonnement fa ny teny ratsy no hasosoka. Ahoana izany nareo sy madama rehefa handinika projet?
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 9 ай бұрын
​@@bilakely1287 inona ary ny raisonnement mety ho takatr'lesany e?
@ArmandMamba
@ArmandMamba 9 ай бұрын
@bilakely1287 iza no miteny @nareo oe misy madama 😊? sa ny madamanareo no resahantsika andinihana projet@@bilakely1287
@ArmandMamba
@ArmandMamba 9 ай бұрын
❤@@zakasoaravi8962
NY MAHASAMY HAFA NY QATARI SY NY GASY  ...
14:07
Koto
Рет қаралды 3,7 М.
Sigma Kid Mistake #funny #sigma
00:17
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 28 МЛН
UFC 310 : Рахмонов VS Мачадо Гэрри
05:00
Setanta Sports UFC
Рет қаралды 1,2 МЛН
Интересно, какой он был в молодости
01:00
БЕЗУМНЫЙ СПОРТ
Рет қаралды 3,9 МЛН
RESAKA FISAMBORANA an'Atao ANDRISOA ANDRIATONGARIVO ...
20:18
NY ANTONY VOALOHANY TSY ANDEHANAKO ANY MADAGASIKARA ...
20:29
RESAKA FIATSARAMBELATSIHY : MERINA vs CÔTIER ...
10:03
Sigma Kid Mistake #funny #sigma
00:17
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 28 МЛН