KOFONA IREO MPILELAKA NY FITONDRAN'I ANDRY RAJOELINA❗ADIHEVITRA DONDRESAKA

  Рет қаралды 10,938

ROATELO3

ROATELO3

Күн бұрын

Пікірлер: 108
@BakolyAndrianabelinaRakotobe
@BakolyAndrianabelinaRakotobe Ай бұрын
Merci M.Elia. 3 contre 1. Fa tsy nisy nandresy lahatra na kely aza ny valintenin'ireto mpifanandrina taminao ireto. Mamaly bontolo fotsiny . Hors sujet.Mila jerena ny farim-pahaizany ry zareo fa tsy mifandanja ny ady hevitra. Mahamenatra ! Masina ny Tanindrazana fa aza hataonareo @ izay tianareo olom-bitsy hanaovana reo azy. Matahora an'Andriamanitra
@danyelleharivelo6333
@danyelleharivelo6333 Ай бұрын
Tena maharikoriko n'y mihaino an'ireto pondrona milaza fa mankasitraka ny Emirates , inona tokoa moa no fantany, miha-mandroso hono😂😂😂, rehefa avy nijabaka t@ air Austral Dia Zao ndray mitsapatsapa mananika n'y avo kokoa, aleoko tsy miteny betsaka fa resaka olona adala Ty. tsisy atidoha mihodina na kely aza, mba olona hianatra ve 'tony e, Zao no olona ao ka tsy mahagaga raha miha-mnnm andro aman'alina le firenena. Merci anao Mr Elia, olona tsisy atidoha no miady hevitra aminao, lany andro fotsiny enao manazava fa tsy zakan'ny atidohan'ireo zany. Afaka mitondra fianakaviana hono😂😂😂😂satria anadahin-dreniny le Emirates 😂😂😂
@christianandrianarison8983
@christianandrianarison8983 Ай бұрын
Ambany bé ny niveau an'ilay jeneraly. Asa mba inona ny faripahaizany fa mampalahelo loatra Sady mahamenatra.
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 Ай бұрын
Mitady seza fa lany ilay tahiry e 😅😂
@MamyANDRIANALY-uy8mv
@MamyANDRIANALY-uy8mv Ай бұрын
Dia MAHAMENATRA raha ohatr'izao ny niveau-n'manam-boninahitry ny tafika malagasy ary tsy mahagaga raha latsaka ambany dia ambany toy izao ny firenena ! 😱
@dood587
@dood587 Ай бұрын
Mankasitraka Ingahy Elia Rabevahiny 🙏
@user-vo2gk7jz4v
@user-vo2gk7jz4v Ай бұрын
merci bcp ry tovolahy mijoro @ marina hatrany miaiky tanteraka izahay miheno anao bravo 1 contre 3 merci
@PascalRamangason-wj7lz
@PascalRamangason-wj7lz Ай бұрын
Merci Mr Elia fa nisy hisainany ireny fantsinao ireny,ambany be ilay niveau ny mpifanandrina .
@claudialalarivelorasoanaiv4523
@claudialalarivelorasoanaiv4523 Ай бұрын
Bravo Mr Elia! Asaivo avokany ny fifanarahana!
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 Ай бұрын
Jereo loa ireto mpanohana fitondrana ireto e ! Tsy mahalala menatra . Tsy manana compagnie aérienne isika izao fa mijapy ireo fiaramanidina an'olona fotsiny . Tena fotoana izao tokony hijoroan'ireo miaramila raha mbola ao ry zareo . Misaotra Mr Elia 🙏🙏🙏
@MalalaMarie-d3w
@MalalaMarie-d3w Ай бұрын
Misaotra an'Atoa Elia Rabevahiny raha mba toa anao mantsy Ireo tanora milaza ho tia tanindrazana an dia mety mba hisy fanantenana ny hisian'ny olona hanavotra an'i madagasika fa raha toa an'izy 3 lahy mpiaro fitondrana ireto dia mahakivy mihitsy "avocat du diable"
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 21 күн бұрын
Bravo et mille mercis à Mr Elia R .pour votre honnêteté intellectuelle et votre COURAGE face à ces pisolelaka, tsy maty voalavo ankibo! Mankasitrak@ Ho maro ny olona sahy mijoro ho an" tanindrazana iombonana.
@julietteraharifidy3618
@julietteraharifidy3618 Ай бұрын
Jeneraly ! Manampy karokory ! Nareo no vendrana , tsy mivady loha aminao Malagasy izy ,fa ny volamena nao no alainy daholo,tombotso anao samy irery satria ianao voky sady Jamba tsy mahita n'y fahoriny Malagasy !
@juliennelieven3356
@juliennelieven3356 Ай бұрын
Misaotra anao zoky be ELIA ❤Tohizo fa tsara hoan’ny 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 MADAGASCAR 🇲🇬
@thb747
@thb747 Ай бұрын
Jeneraly tena vongany.
@sebastinerasoahariline4411
@sebastinerasoahariline4411 Ай бұрын
Tena zany
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 Ай бұрын
Ireto telolahy mpangarombody ireto dia tsy mahalala menatra. Ity sola ity tsy hita izay hi-classé-na azy fa trop loatra. Ity jeneraly ity indray dia mila tefatsofina mafy fa dombobe tsy misy ohatra an'izany.
@GérardBARINIA
@GérardBARINIA Ай бұрын
Merci Elia nisolotena ny vahoaka IlaybRPSD aloha dia nul
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Bravo monsieur Elia
@ravelonoro8774
@ravelonoro8774 Ай бұрын
TENA MIHAMANDROSO 😂😂😂😂😅😅😅😅 OLO NIANATRA TAIZA ARY TONY MAMPIHOMEHY TONY .... MAMPALAHELO...MAHARIKORIKO
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 21 күн бұрын
Mihamandroso makaiza? Gida mambo anie isika Ramose o! Itony ny tena mpisolelaka grave!! Aiza ny Madagascar Airlines ! Maro promesses d'ivrogne! Tsentsafin'Emirats A.L. tanteraka ny haren' Madagascar, hatrany @ dernier millième de gr. Mba misaine fa tsy miteniteny foana e! Vous êtes vraiment à côté de la plaque ! Ahondrandreo ny volamena sy ny sns... makany Dubai dia taominy ny Malagasy ho any hividy @ vidiny lafo dia lafo ireo harentsika=> isika tompony ndray no mangatak'atiny !! Ne soyez pas dupes ry mpisolelaka! Mijabaka !
@ravelosonvoaharisoatakalo3406
@ravelosonvoaharisoatakalo3406 Ай бұрын
tena misaotra anao mr Elia Rabevahiny fa tena tanora ianao nef tena mijoro! hafa miits ny hevitrin'ny olona misaina fa tsy tahaka an'ireo tampiny ny tombotsoan manokana ny masony tsy mahita ny fahoriany hafa
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 Ай бұрын
Ministèran'ny bado s'y donjona
@farirabemanantsoa6111
@farirabemanantsoa6111 Ай бұрын
Tena Normale raha Gisitra foana i Madagasikara eo amin’ny sehatra mampandroso rehetra satria ireto Mpivarotra tanindrazana ireto no mitazona ny lakle rehetra.
@rabelaniaina
@rabelaniaina Ай бұрын
Mahamenatra raha toy izao no mba fisainan'olona jeneraly izany.Dia nozarazaraina fotsiny tokoa ilay kintana satria tsy te ho very fihinanana,ny ambiny moa dia fisolelahana no be indrindra,Tsy mahay izay laharam-pahamehana akory
@ostieilafy4673
@ostieilafy4673 Ай бұрын
Mba ataovy 3 ndray oe ny Mpanohitra ry Sibella sy Abraham amin'ny manaraka
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Ай бұрын
Draba tsy misy zanaka JERY anareo mpiaraka aminy Andry Rajoelina Français Tragnondainga
@margodelarosa7268
@margodelarosa7268 Ай бұрын
Dondrona be.mihintsy ireto.pomba ny rajoelina ireto
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg Ай бұрын
Matahotra daolo n'y vahiny amizao mandeha Madagascar am sécurité danger mihena n'y pizahatany any Ary Mbola hihena EFA fantanjareo zany miditra Maurice. Zareo
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Ай бұрын
La charité bien ordonné, commence par soit même à près les autres, alohany Sidina Aimerais, Sidina Air Madagascar 🇲🇬 Airlines. Lohany Makamba anareo telo lahy piaraka aminy Andry Rajoelina Français ty, TAY bareo agnatiny Betro nareo.
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p Ай бұрын
Mpizaha tany mahamaika ery no idirany aty nefa ny malagasy mahikely daholo ny loto manarana n i madagascar.
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy Ай бұрын
Tena ireharehana ve ny hoe pilote gasy no mitondra fiaramanidina vahiny ? Mampalahelo an Mampalahelo an Ny an'ny tena maty ny air madagascar
@hilarionrandria9164
@hilarionrandria9164 Ай бұрын
Tsara ny sujet fa ny légende no mankaleo
@31raso
@31raso Ай бұрын
MBA régler à Kely Ilay feo n'mpanolotra fa migobona be tsy. misy azo...merci!!!
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg Ай бұрын
N'y pblme de n'y hoe TSH mipetraka ny. Zarazaro anjakana fa olobitsy no mahazo tombony ka zany no mampahantra Madagascar
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p Ай бұрын
Robaka ny arem pirrenena amin io avion io
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Ай бұрын
LIMBAZA ty tena tsy ampy Loha, aiza ny Sidina SAMBIRANO sy sidina BOINA ary TOLOMPIAVOTANA ? Sidina an'i malagasy ireny. Anao mahefa magnano sary Very jery ry Limbaza
@lantz-182
@lantz-182 Ай бұрын
... does anyone know the ticket price (round trip), and how many gasi can afford it?
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex Ай бұрын
Mbola vitsy ny olona hotranao Monsieur Elia Tsy maintsy misolelaka daholo ny olona mba hazahoany tombotsohany manokana. Dia Lasa jamba daholo ny mpifaninana aminao. Vitsy ny tia tanindrazana. TSISY hilana ny compagnie Vahiny. Mba mahalala ny hantena Fa tsy faly hampidibola any @ Tanin.i hafa
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 Ай бұрын
Matim-bizina daolo ireto mpomba ny fitondrana ireto ka sady dondrom-belona tsy mananana hevitra ka valim- borengina sisa no setriny atao y. Mba menatra ianareo fa efa Leo anareo ny vahoaka malagasy ô rangahy ity a ! Fa nagez a toy inona aza ny avion- nareo de ho hita eo ny tokiny’ fitondrana 0%
@MafredwolfArthur
@MafredwolfArthur Ай бұрын
Haovy tsy ho ela hotrany volany CNAPS zany😂😂😂😂😂
@miarivolarakotoniaina4839
@miarivolarakotoniaina4839 5 күн бұрын
Tokony equilibre-na kosa aloha ny invités fa tsy atao toa izao e! soa fa nahay niteny ny ahiahim-bahoaka sy nahay nampita hevitra i M. Elia. Nihezaka ihany izy 3 lahy fa tsy nahefa raha ny fahitako azy koooo. Za zao mba nihevitra hoe mba hitombo ny gasy handray fiaramanidina ande any ivelany, indrisy fa otrany manonofy fotsiny za, fa an'olom-bitsy ihany ilay izy.
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Ай бұрын
Fijerevako hevitry ndreo telo mpanaraka an'i Andry Rajoelina Français ty, aleo zanaka ndreo telo no MATY toizay zanaka ndreo Arabo ireo, aminy sidina no tenenako izany,
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Maninona no tsy aseho n'y malagasy n'y contrat mangarahara
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Ай бұрын
Ny an'ny mpanohana diabmety avokoa izay atzon'i rajoely . 21 taona izy iey no teo. Firenena farany mahantra i Madagascar dia mety izany jo an'nu mpanohana Tena fomba fijetin"ny miara-voky aminy !
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 21 күн бұрын
Aza hafangaro ny affaire familiale sy ny fitondrana ny firenena ! Soyez honnête et lucide Jeneraly. Rariny ve ireo fipetrahan'ireo "4mis" ao anaty tunnel Jeneraly? Échec total politisue sociale eto Madagascar ny toy itony ka mahamenatra.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Io Emirates Io Dia fanondranana radomelina volamena aminy valise diplomatique
@lovarajohnson133
@lovarajohnson133 Ай бұрын
Amirates pilote Malagasy, on est en plein dans la colonisation.
@razoadaoroleonardo7222
@razoadaoroleonardo7222 Ай бұрын
Fa LIMBAZA koa ohatran'ny manalabaraka niveau n'olo baka atimo avao
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Ай бұрын
Rehefa mitombo be ny touristes dia izay ny irina ho hita. Na eo aza ny Ethiopie Airlines toa tsy hita hoe nandroso ny tourisme
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Bien sûr mirehareha aminy fanondranana volamena
@MamyANDRIANALY-uy8mv
@MamyANDRIANALY-uy8mv Ай бұрын
MANKALOILOY ny fomba faneoan-kevitr'ireto mpomba sy mpilelaka izao fitondràna izay miariary fa fositra MANAPOTIKA tsotra izao ny firenena malagasy ! 🙄
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Fizahantany aminy lalana ratsy any Madagascar any
@pierretteweilaimi1983
@pierretteweilaimi1983 Ай бұрын
Ka n'y gasy makony tokony Lafo billet n'y air Mada s'y betsaka faire n'y agence tsy mahazo place raha tsy manolotra Kely izay no mahatonga fahity n'y air madeha MBA tokony atao prix mora
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
S'y fanondranana volamena
@LindaMarieRazafimihanta
@LindaMarieRazafimihanta Ай бұрын
Impolie be le eo am fitondrana tsy miandry olona mba hiresaka
@paulrakotozanany8297
@paulrakotozanany8297 Ай бұрын
NORMAL RAHA TOY 'NY BOZAKA AMORONTEVANA NY FIRENENA MANDROSO FA MITSOTSOROKA VITESSE GRAND "V".
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Mahantra lava any Madagascar any Dia mbola tsy Tonga saina ihany ianareo mianakavy
@philippejeanClauderakotoni-w8s
@philippejeanClauderakotoni-w8s Ай бұрын
Zzy bo nandrasako vendrana daholy mitaraina bola miforitra eo ihany de gaga
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Tsy menatra mihitsy ireto pomba n'y radomelina ireto
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex Ай бұрын
Nihinantay ny iteny hoe MIHAMANDROSO NY FIRENENA MANAVEZAVEZA VAHOKA MAMPALAHELO NY JENERALY JAMBA .
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Maika bé n'y fanondranana volamena radomelina
@ClestineDama
@ClestineDama Ай бұрын
Ka tsara ny secrète maro ny Pizahatany tonga (bien secrète) , matahotra ny olo mandeha Mada. 😂 😂😂
@lalainaangelasrahelinirina4088
@lalainaangelasrahelinirina4088 Ай бұрын
Normal be le mpanohana satria voky de matavy be, atao daholo zao rehetra izao, tsisy ilainay azy reny. Mr MR Elia
@edgardrazafindrika7976
@edgardrazafindrika7976 Ай бұрын
Tena za misaotra an'ity bandy Elia RABEVAHINY ity fa mba tena tia tanindrazana izy, mahitsy ny fijeriny ary marina loatra, mila maromaro ny toa anao rahalahy. Kivy tanteraka aho mieritreritra an'ireto mpomba ny fitondrana izay mbola milaza fa mandroso i Madagasikara
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Mandehana any Dubaï fa tsy misy azy intsony n'y Emirates
@JrGuillaume-o5s
@JrGuillaume-o5s Ай бұрын
Raha tafipetraka mazava tsara santralisation io maro be zavatra miova @ politique io madagascar raha tsimipetraka io mifamono ary mitifitra fona ny pitandro filaminana satria omeny pitondra baiko satria maro no miadilahy politique tiahanao kolikoly daholy izay togna eo raha tafipetraka santralisation io malemilemy fona adilahy politique io satria tsy be ny zavatra azo atao @ harena isakiny provence satria efa samby mitantana ninazy ary samby miezaka mampandroso @ faritry misiazy tsirairay @iny harena izay misy tsirairay zeny no tokony mipetraka mirindra mazavatsara amadagascara
@nellyhortensia2407
@nellyhortensia2407 Ай бұрын
Tsy manana capacité intéléctuelle mihitsy le jeneraly😤
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Mitapina tay n'y masonireo malagasy droguée ireo satria fanondranana drogue Io compagnie io
@NadiaLambalove-hg5ex
@NadiaLambalove-hg5ex Ай бұрын
Stanislas ange na maty ny compagnie Malagasy Tsy mampaninona azy. Mirehareha Vendrana Olona tsy vanona Faly mitehaka ny hadalan.i filoha sy ny zanany Jeneraly faly mahita sidinan.i mpanambola Hameno aéroplane ny vahiny. HAMPIDIBOLAN.I GASY VE ZANY??? FIRY @ MALAGASY MAMPIASA NY SIDINA MITSAPATSAPA VAHOLANA NO MAHAFINARITRA ANINGAHY JENERALY BE NY KARAMANY @ IZY MISOTRO RONONO KA FALY MIJERY AN.I FILOHA MITSAPATSAPA ATSY SY AROA
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Il a du recevoir bcpx d'argent pour être là ce pov monsieur
@LindaMarieRazafimihanta
@LindaMarieRazafimihanta Ай бұрын
Kritika azo raisina tsara ny an' ny mpitondra fa raisina izay tsara dia ariana izay ratsy fa mety hampandroso an' i Madagasikara izany
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Eo ianareo mianakavy no raisina
@hantamalalasauerer
@hantamalalasauerer Ай бұрын
Fianakaviana mitsidika firenena hafa hoy ianao ?? Ny ho haniny vahoaka aza tsisy...😢😢.
@julienjackie6887
@julienjackie6887 Ай бұрын
Tena mampanongo-tena mihaino ireo mpisoleleka telolahy ireo !
@reneedmondguimbretiere2024
@reneedmondguimbretiere2024 Ай бұрын
Compagnie Air Madagascar tsy asina resaka fa Compagnie ny firenena afa no asina resaka sy téafana sy y falina
@andofanantenanaratsimbazaf3683
@andofanantenanaratsimbazaf3683 Ай бұрын
fanontanina tokana mitsirembana kely eny tsy misy voavalin'izy telo mitsam.🤨🤨
@lovarajohnson133
@lovarajohnson133 Ай бұрын
Marina mihitsy ny tenenin'i Elia, hareno aloha air-Madagascar hahazoany mihatrika ny concurrence izy vao mampiditra concurrents hafa, satria anti-économique ny mampiditra concurrents nefa ny compagnie nationale maty.
@mamidorica
@mamidorica Ай бұрын
Sambany vao nisy governement mirehareha am développement compagnie aérienne étrangère alors que sa compagnie nationale s’enfonce dans le trou… BIZARRE LES MALAGASY SANS FIERTÉ NATIONALE
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo Ай бұрын
Natsy afa kely...mba iza moa fitondrana mba nankasitrzhan i elias isaka mis mitondra eto!!!ampy azy tsara 0lona 3 miady aminy ka...tsy li afa tsy n'y vahoaka ihany no litsara am allalan ny fahalaleny ny zava bita
@JrGuillaume-o5s
@JrGuillaume-o5s Ай бұрын
Panognampanjakana zany @izao ka nahazo plasy ozy jeneral ka lasa karaha anjely satria izy ozy no nandresy kkkk tokony oahognana koa zany izy @izao raha odinihina satria @izay koa oatao otrany anjely koa ilay mahazo pilasy mandimby eo, santralisation no solutsion mahatapaka kolikoly avolenta be ireo raha tsy tafipetraka mazavatsara io aza manantena hitsahatra ny fanondranana harempirenena sy fampidiranolona hitrandraka harempirenena io na iza na iza handimby eo fa santralisation no solution farany mampiova zavatra maroanisa
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Alika nomeny radomelina taolana ireto piyondra radomelina ireto
@AnthoineFidimanana
@AnthoineFidimanana Ай бұрын
Olo mpirenen marin enao ru zoky elia misaina be
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Asehoy n'y contrat nataony radomelina taminy Emirates
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Quel diplôme il a ce pov monsieur
@sharashara7179
@sharashara7179 22 күн бұрын
Jeneraly mivaro mpanahy,n émérite ts hiditra fatiatoka zany fa misy zavatra ts mazava AO matoa zareo miditra fatoatok am zany EF zatra anay n loha arabo fa aza manavendrana gasy nareo r jeneraly podra reto
@NoroRazanadrasoa
@NoroRazanadrasoa Ай бұрын
Zany ve dia mifandanja ry mpanentana ah 1 s'y 3 ve dia hifandanja sa matahotra nareo satria hitanareo fa ho afa -baraka eo nareo dia ataonareo tsy mitovy le lanja?
@hkbqeelabk4464
@hkbqeelabk4464 Ай бұрын
Ndana sotroy ronono Jeneraly a.Zandarma n hainao fa TS transport aérien
@bobleechong
@bobleechong Ай бұрын
Mivahapour
@gastonrafanomezantsoa3756
@gastonrafanomezantsoa3756 Ай бұрын
Mitadiava porofo hoe:NANKAIZA ILAY VOLAMENA 73 kg? NANKAIZA ILAY VOLAMENA NIVADIKA VŸ? NANKAIZA ILAY VOLAMENA HOE NODIOVINA ANY SUISSE ??? MILA NY VALIN IREO IZAHAY VAHOAKA DE ASEHOY @ TELEVIZIONA REHETRA HO HITAN NY MALAGASY REHETRA. MIANDRY NY VALINY IZAHAY. TSY MISY TOMBOTSOAN I MALAGASY IO SIDINA EMIRATE IO.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Ай бұрын
Tsy misy tourisme ho avy any aminy lalandratsy
@michelgisenael4021
@michelgisenael4021 Ай бұрын
Firy % vahoaka malagasy no maazo soa amnio, ts ampy atsasany akory, na ny antananarivo fotsn no resahana mbola ts ampy atsasany fona.
@AnthoineFidimanana
@AnthoineFidimanana Ай бұрын
Misaina b zoky elia ty reveko be miteno rh ilazainao mampisaina anay
@coolman3322
@coolman3322 Ай бұрын
ireto no antsoina hoe mahantra fisainana
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy Ай бұрын
Ahoana koa izany analysenao izany jeneraly ah
@AndriantsoaRamamonjy
@AndriantsoaRamamonjy Ай бұрын
Tena ho aiza ity firenena ity e
@jeanlouisrakotoarinala8556
@jeanlouisrakotoarinala8556 Ай бұрын
indrisy izany hono ny jeneraly eto amitsika
@rafelyjean2249
@rafelyjean2249 Ай бұрын
Raha Tsy nanao consultation tany @ parlamanta ny governemanta Inona no misakana ny depiote Tsy hanao enquete parlementaire fa Tsy ny governemanta ihany no Omena tsiny
@JulesAndriamasy
@JulesAndriamasy Ай бұрын
Iza moa namono air mad ra tsy olona am nareo mpanohitra
@chrdmarovoaymce6789
@chrdmarovoaymce6789 Ай бұрын
Inona no ilana parlementa ? Ny conseils ?
@haysary9753
@haysary9753 Ай бұрын
73kg no porofo fa tsy mila vao tadiavina
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 Ай бұрын
😂anaty lavaka zao ny malagasy fa aza variana manenjika nympanohitra ianareo fa ianareo no Matahotra Very finanana mbola te hitsetritra eto amin ity fitondrana ity miaraka amin ny fitondrana ianareo , tohizo tsara ihany ny ity adì-hevitr’areo tsy mahomby ity ny tena Marina dia mpisolelaka tsotra izao tsy manana hevitra nefa dia telo be zao nareo momba ny fitondrana contre iray an’ny mpanohitra . C’est la honte mba mihevera tena fa tsy lasa lavitra ny débat natao nareo .
@AndryemileAndry
@AndryemileAndry Ай бұрын
ny mpanohitra no mafy fa ts ianareo akory
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 Ай бұрын
Dit n'importe quoi ty tsisy rshainy nalefsndrro niteny
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву Ай бұрын
Jeneraly gasy?. Mahamaignatra hoatranio. Raha miganena amino aloha de rorako ny tarehiny
@LindaMarieRazafimihanta
@LindaMarieRazafimihanta Ай бұрын
Impolie be le eo am fitondrana tsy miandry olona mba hiresaka
TANA MASOANDRO : HAMETRAKA NY TANTARAN’NY MADAGASIKARA AO ANATIN’NY FANDROSOANA
14:14
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 13 М.
Smart Sigma Kid #funny #sigma
00:14
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 97 МЛН
Seja Gentil com os Pequenos Animais 😿
00:20
Los Wagners
Рет қаралды 89 МЛН
СОБАКА И  ТРИ ТАБАЛАПКИ Ч.2 #shorts
00:33
INNA SERG
Рет қаралды 1,8 МЛН
ANKITSIMPO DU 11 OCTOBRE 2024 BY KOLO TV
1:16:23
KOLO TV
Рет қаралды 7 М.
MANGATAKA AN'I RAJOELINA HAMETRA-PIALÀNA❗
19:01
ROATELO3
Рет қаралды 9 М.
The Day Ronaldinho Became a Brazilian Legend
12:50
VSP7 FOOTBALL
Рет қаралды 3,1 МЛН
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 24 М.
Smart Sigma Kid #funny #sigma
00:14
CRAZY GREAPA
Рет қаралды 97 МЛН