Mialà i Andry Nirina Rajoel fa tsy mahay mitondra firenena
@Lañanaña_võlamèna_50110 сағат бұрын
Tsy ny vahoaka lazaina ho bado na tsy nandalo lakilasy no tena olana tsy mampivoatra ny firenena anankiray amin'ny ankapobeny fa ny mpitondra izay tena hita fa bado tanteraka ka tsy mahalala ny tokony ataony na ireo misary adala tsotra izao dia manabotry firenena, satria sady tia kely no manao mafy hatoka amin'ny fampatsiahivana sy torohevitra ary toro-lalana atolotra azy izay tokony harahiny an-tsakany sy an-davany. Tsy misy firenena tsy misy ampaham-bahoaka bado na tsy nahita fianarana na tsy nahazo fanabeazana amin'ny tokony ho izy noho ny antony maro samihafa, saingy tsy mahasakana ny ampaham-bahoaka mahalala sy manantsaina ary tsy maty fanahy tsy handray andraikitra sy anjara feno amin'ny fampandrosoana ny firenen'izy ireo izany. Ny biby hono tsy mandeha raha tsy misy [Fi]lohany. Izany hoe ny [Fi]lohany fa tsy ny vatany na ny rambony no natao hitarika ilay biby iray manontolo. Rehefa manao ny tokony ataony ny mpitarika dia manaraka ho azy toy ny kofehy manara-panjaitra ny vatana = firenena iray manontolo. Raha tsy izay dia tena ho lasa biby mitorina hoy ny fiteny mba tsy hilazako hoe tena foza orana ity.
@Yvette-r8p8 сағат бұрын
Ravao ny gouvernement fa tsy mahavita azy
@georgesANDRIANASOLO4 сағат бұрын
efa mtapy mihitsy , fa inona moa no herin'izay miaramila raha tsy misy basy e , misavoamboana mihitsy rehefa manana iny satria a distance , hakanosana izany amiko , raha resaka fitsapana hery izany dia apetraho ny basy , hery mifandanja no hifampitsapana dia ho hita eo , hatramizay ary nefa nampiasa basy foana izay fitondrana nisy teo fa toa resin'ny vahoaka hatrany , ianao ve haresy vahoaka?