Tantara Aceem Radio: ADY FARANY 2/2

  Рет қаралды 11,265

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 28
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 2 жыл бұрын
Tsy maintsy misy foana ny olona tsy mahatao tody eo @ fiainana. Merci Christophe 😗
@carolerandria799
@carolerandria799 2 жыл бұрын
Tsara b ty tantara ty top chez les tops mankasitraka tanteraka. Mahery lay mpanoratra!!
@hazavanafitiavana227
@hazavanafitiavana227 2 жыл бұрын
Grave be le fiainana😪. Tena mampalaelo be le tantara💔😢😢😢 Misaotra nizara
@livasoaralayranaivo5601
@livasoaralayranaivo5601 2 жыл бұрын
Tsara ilay tantara. Tsy nampoizina ny farany nefa tena marina! Mankasitraka
@rannieclaudia
@rannieclaudia 2 жыл бұрын
Mankasitraka be de bé nizara. Tena ontsa ny fo 😭 latsaka mihintsy ny ranomaso
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 2 жыл бұрын
Tena misaotra an'ny mpanoratra indrindra tompoko👍 feno hanatry ny fiainana andavanandron'ny olombelona tsy misy ankanavaka🤗😓👍
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 2 жыл бұрын
Latsaka ny ranomasoko 😢, misaotra nizara mankasitraka ny mpanoratra sy ny mpilalao 🙏
@rasambanorozafimanantsoaje37
@rasambanorozafimanantsoaje37 Жыл бұрын
Tsarabe , misaotra ny mpanoratra
@ntsoavina
@ntsoavina 2 жыл бұрын
Mpiraitampo mamingana ny mpiraitampo aminy ihany . Iraitampo ihany no tia tena 😔 Zaobavy tonga hatramin'ny boalohany dia manao ratsy saina , mitohy fankahalana sy fitiavan-tena . Soy ihany mbola misy olona tonga saina anefa fa na izany tena tsy misy maminy intsony fianakaviana sy fiarahamonina
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala 3 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@rakotondrinasantatra3358
@rakotondrinasantatra3358 2 жыл бұрын
tantara tena ahenona : alahelo , fikirizana , fitiavana, fanetrentena .... fa ilay fiafarany tsy tantara fa lasa tena fiainana .
@shelmishelmi980
@shelmishelmi980 2 жыл бұрын
Tantara tena marina 😭😭😭🙏🙏
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Meric boucoup eh 😍😍😭😭😭😭🙏🙏🙏
@hantavani
@hantavani 2 жыл бұрын
misaotra nizara ! mahay daholo na ny mpilalao indrindra ny mpanoratra ! tsy tanako ny ranomasoko ! mankasitraka tompoko
@MananjoTiana
@MananjoTiana Жыл бұрын
Andraiii tena nangidy fara 😢😢
@Kala_piso
@Kala_piso 2 жыл бұрын
Mahay ny manoratra ary mahay milalao ny mpilalao. Mankasitraka anareo rehetra 👌
@clairemizahiliardine5354
@clairemizahiliardine5354 2 жыл бұрын
Mankasitraka e !
@malalafitiavana4679
@malalafitiavana4679 2 жыл бұрын
Merci becoup 💋💋💋💋
@rovasoa
@rovasoa 2 жыл бұрын
Misaotra nizara😍🙏🙋‍♀️🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 2 жыл бұрын
Feony sinesy ilay Tsito
@harimalalasoderdahl7253
@harimalalasoderdahl7253 2 жыл бұрын
Mampalahelo be ahy mihitsy 🥲
@arlettearlette91
@arlettearlette91 2 жыл бұрын
Misaotsa betsaka
@sidonie6764
@sidonie6764 2 жыл бұрын
Indrisy ry fiaignana 💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔
@valerietsitohaina9742
@valerietsitohaina9742 2 жыл бұрын
🥰
@rasoalivelonjatonjatonotef6215
@rasoalivelonjatonjatonotef6215 2 жыл бұрын
Tena mampalahelo be no niafarany le I miah mankasitraka fa Tena misy anatra sy lesona zany ny Tena anatra be t@ity tantara ity de tokony mba niteraka iany miah fa lasa ataony ny olona tsinotsinona misaotra
@sidonie6764
@sidonie6764 2 жыл бұрын
MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO O ❤❤❤❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬❤❤❤❤❤❤🇰🇼🇰🇼❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@ntsoavina
@ntsoavina 2 жыл бұрын
Fiainana tena misy 😔😔😔😔 misy foana ny tsy matao tody 😔. Tia tena loatra eo amin'ny fiainana . Izay tsy mahay mandray lesona an'izay miheno izany tantara izany dia efa tsy hiova intsony 😔😔
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 2 жыл бұрын
Mankasitrak indrindra tompok
Tantara Malagasy   HIAKAN JAZAVAVY Tantaran'ny Radio RDB Tantara Indray Mihaino
1:03:42
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 4,3 М.
Mom had to stand up for the whole family!❤️😍😁
00:39
小丑揭穿坏人的阴谋 #小丑 #天使 #shorts
00:35
好人小丑
Рет қаралды 25 МЛН
2 MAGIC SECRETS @denismagicshow @roman_magic
00:32
MasomkaMagic
Рет қаралды 18 МЛН
Tantara RFV: RAHOVIANA DADA NO HANDEHA? #gasyrakoto
1:04:32
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 4,1 М.
Tantara Malagasy - ZANAK'I MAMAN (Tantaran'i Radio ACEEM) Tantara indray mihaino
1:32:27
RANGOTRA FOLO FIZ-1- Tantara Malagasy- (Tantara RDB)
1:09:24
Ilay Nosy
Рет қаралды 4,7 М.
Tantara ACEEM Radio : INY TARATASIKO INY #gasyrakoto
1:15:57
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 24 М.
DOKOTERA X - TANTARA MALAGASY - Tantaran'VIVA RADIO - FAMERENANA TANTARA 👍
59:01
Tantarako MADA - FILM-MUSIQUE-TANTARA-HIRA-MADA
Рет қаралды 2,2 М.
Tantara ACEEM Radio : DISO DIDY #gasyrakoto
1:14:42
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
VALIN’ ADY : Tantara gasy vaovao (RNM) #gasyrakoto
1:32:31
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Tantara ACEEM Radio: NY ANJARA VERANY FARANY #gasyrakoto
1:05:02
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
TANTARA MAMPALAHELO LAKANA TSY TODY RDB
1:03:56
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 13 М.
Tantara ACEEM Radio: ADY FARANY #gasyrakoto
1:30:12
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Mom had to stand up for the whole family!❤️😍😁
00:39