No video

Tantara ACEEM Radio: ADY FARANY

  Рет қаралды 14,704

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara Malagasy
Fizarana 1/2
⛔️TSY AZO AMIDY

Пікірлер: 25
@marielesage1254
@marielesage1254 2 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tohiny 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰
@angelinerazanamasyangeline7849
@angelinerazanamasyangeline7849 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka e, tsara... Fa tena niharitra ny mafy tokoa ny foanakavian'i Miah...mankasitraka e....aza atao ela ny tohiny 🌹 😍❤
@rovasoa
@rovasoa 2 жыл бұрын
Misaotra nizara😍🙏🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@user-iv8mx4gg8z
@user-iv8mx4gg8z 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko😍😍😍🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
@user-vg1de3tk1m
@user-vg1de3tk1m Жыл бұрын
Latsaka kely ny ranomasoko 😢, tsara b lay tantara. Mankasitraka 🙏
@jessgasy0049
@jessgasy0049 2 жыл бұрын
Ndriii.... Mampalahelo be lay tantara, latsaka mintsy ny ranomasoko 😢😥😥 Grave be lay trangam- piarahamonina @ zao fotoana izao. 😔
@teddyrubellahteddy762
@teddyrubellahteddy762 Жыл бұрын
tikosaaaa ranga tena mampitomany kaaa ts zakako
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@sosone7633
@sosone7633 Жыл бұрын
Ilay tantara koa diso hita hoe amboarina be! Mandray karama Ve ianao de ijanona hijaly ao ihany fa tsy mahalala mandeha mody 🙄
@ramanandraisoahantarakotom6388
@ramanandraisoahantarakotom6388 2 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 2 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpizara ! Miandry ny tohiny indray ô
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 2 жыл бұрын
Mampalahelo b ilay fiainandry Mia ...betsaka ny familles mizaka an'izao fiainana izao 😪
@tianaericandriambolasoa8555
@tianaericandriambolasoa8555 2 жыл бұрын
Ndriiiiii.....tsara loatra mankasitraka bdb mahay loatra nareo 😅🙏
@arlettearlette91
@arlettearlette91 Жыл бұрын
Merci bcp
@chandolachandola7798
@chandolachandola7798 2 жыл бұрын
😭❤
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@roz1046
@roz1046 2 жыл бұрын
ary io ranga io de Ratsy saina fona isaky manao tantara sa tena ratsy saina sy fanahy mintsy izy! Tena mampalahelo ka
@briskabriska9256
@briskabriska9256 2 жыл бұрын
Misaotrie de mianj tohin
@berthaline890
@berthaline890 2 жыл бұрын
Misaotra nizara ee 😍😍😙😍
@egridavinah345
@egridavinah345 Жыл бұрын
Mankasitraka topoko
@coulimanantsoa70tana
@coulimanantsoa70tana 2 жыл бұрын
Misaotra mpanoratra sy mpilalao sy ny tompon’andraikitra rehetra, mapalahelo fa d azo raisina we trangan-javatra misy ankehitriny , fahamarinana sarotra tadiavina
@roz1046
@roz1046 2 жыл бұрын
tokony nitsoka Mia marina mintsy ny tenini Tojo,
@vuneyaluvune6632
@vuneyaluvune6632 2 жыл бұрын
Mampalahelo 😭 ts tagnak ny ranomasoko
@olegtarkin7265
@olegtarkin7265 2 жыл бұрын
Ese atuendo me vuelve loco X18TINDER.Uno loco contigo y tienes ese cuerpo curvilíneo, hiciste un buen trabajo modelándolo también. También me gusta el último atuendo. Me encantasy cómo los cinturones de liga se.
@sidonie6764
@sidonie6764 2 жыл бұрын
Misaotra sy Mankasitraka indrindra Tompoko o ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️🇲🇬🇲🇬♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️🇰🇼🇰🇼❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tantara Aceem Radio: ADY FARANY 2/2 #gasyrakoto
1:18:24
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
КАКУЮ ДВЕРЬ ВЫБРАТЬ? 😂 #Shorts
00:45
НУБАСТЕР
Рет қаралды 3,4 МЛН
TANTARA MALAGASY - Ahy izany fa tsy anao
1:12:33
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.
SIAKAN'NY FANAHY ( Tantara nosoratan'i RADO ANDRIANIAINA ) 2024
1:15:08
Tantara Malagasy - MPAMINGANA (Tantaran'i Radio ACEEM) Tantara indray miseho
1:18:07
VALIN’ ADY : Tantara gasy vaovao (RNM) #gasyrakoto
1:32:31
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Tantara Malagasy - AFON'NY FITIAVANA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:18:35
ILAY ADALAKO (Tantara lava Record FM)
1:15:28
D-aly
Рет қаралды 3,1 М.
Tantara gasy : EFA VOATONDRO - Tantara ACEEM Radio #gasyrakoto
1:15:36
TANTARA MALAGASY - Saron-javona
1:06:57
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.