TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 2

  Рет қаралды 2,304

Le Lémurien Web TV

Le Lémurien Web TV

3 жыл бұрын

TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 2
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер: 33
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko mampiheritreritra ilay tantara grave ❤️🙏
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@monikamonika5293
@monikamonika5293 3 жыл бұрын
Makasitraka tompoko ❤️❤️🇲🇬🇰🇼
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 3 жыл бұрын
Misaotra nizara e ,! Mampalahelo lay tantara. Tsara be lay tantara fa faute keliny tapatapaka. Fitiavantena, fitiavam-bola daholo no mahatonga izao zany
3 жыл бұрын
Tena zay mihitsy, mirary soa indrindra tompoko 🙏
@volasoarazanadraveloson2046
@volasoarazanadraveloson2046 3 жыл бұрын
Makasitraka tompoko ooo naro leson azo alaghy
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Merci bcp nizara
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Mampalahelo kely kia dry ry Jesu .miandry ny tohiny
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko🙏🏽👍🏾🇲🇬🎧🥰🎧😢🎧😢🎧🥰🇬🇧 Mampalahelo be le tantara 🎧🥰🎧😢🎧🥰🎧😢
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️ sady tratry ny taona o ! :)
@marieclaireaugustave2337
@marieclaireaugustave2337 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra oa
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Tsara Sady mahafinartra n'y tantara k misaotra ndrindra tompoko f saingy indro Kely oy zahay mpihaino ;de n'y fahatapan2n feo t@ fiz1 k h@ Ty fiz 2ty !@ fiz 3 mb miangv tompoko mb hatsaraina le izy
3 жыл бұрын
Eny tompoko fa misy fotoana ilay izy tapahan'i youtube satria ny hira ao anatin ilay tantara misy tompony ka tsy avelany alefako eto ilay tantara ra tsy esorina ilay hira misy tompony
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Hieno zao na dia efa lasa ny ora fatoriko fa otrany zava miseho iainagn amin zao ny tantara nare mah lasa saina de mirary alina mafinaritra daholo ee
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka Tompoko arabaina daholo natratriny taona 2021🇲🇬🇲🇬💞💞👌!
3 жыл бұрын
Tratry ny taona 2021 ! :) Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@harivelorix747
@harivelorix747 3 жыл бұрын
🌹🌹🌹🌹❤️❤️❤️❤️💖💖💖💖👏👏👏👏🙏🙏🙏🙏
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Miandry tohiny ee rah toa ka mbl misy
3 жыл бұрын
io no farany tompoko :)
@soadeliviette5509
@soadeliviette5509 3 жыл бұрын
Merci bcp
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 жыл бұрын
Misoratra nizara tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@auziaauzia17
@auziaauzia17 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko ô
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Mirary soa indrindra ❤️
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
@jimmyousseni5229
@jimmyousseni5229 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka e Tonga voalohany za androany
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
TANTARA GASY FIEVRE VERT TAPANY 1
1:14:39
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 3,9 М.
TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 1
48:25
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 10 М.
50 YouTubers Fight For $1,000,000
41:27
MrBeast
Рет қаралды 132 МЛН
Can You Draw A PERFECTLY Dotted Circle?
00:55
Stokes Twins
Рет қаралды 42 МЛН
Этот Пёс Кое-Что Наделал 😳
00:31
Глеб Рандалайнен
Рет қаралды 4 МЛН
Tantara Malagasy - FONJA HAFAHAFA (Tantaran'ny Radio RTA) Tantara Indray Mihaino
1:16:36
REAL TV L'INVITE DU JOUR RINAH RAKOTOMANGA
2:31:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 13 М.
Malagasy Dance Traditionnelle (Tarika Rasoalalao)
7:01
MsTsara
Рет қаралды 30 М.
Bernard Rivotra - Ô ry velona (Philips original 78 tours) - Madagascar.
2:45
Kapila 78 tours fananam-pirenena
Рет қаралды 371
Tantara ICM Radio: HARENANDOLO #gasyrakoto
1:02:07
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 12 М.
TANTARA GASY NY FISIANY
47:30
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 7 М.
LIVE 🔥Tamiega Ambalakisoa,Mankasitraka la famille
5:44
TANTARA GASY FOMBA RDB
54:51
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 3,8 М.
TANTARA GASY VAHAOLANA FARANY RDB
1:14:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 5 М.
Tantara gasy: LOLON-DRANO- Solanga Radio #gasyrakoto
1:23:02
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
Джеки Чан лишил наследства всех своих детей! Что акажете?
0:41
Симуляция: МАТРИЦА МИРА
Рет қаралды 8 МЛН
Didiya hume wo chidiya dila do na 🦜🦜 #shorts #comedy 😜
0:34
Sikha shorts and vlogs
Рет қаралды 76 МЛН
ПРАНКУЕМ ЧАПИ🙈🙈🙈
0:20
Chapitosiki
Рет қаралды 6 МЛН
POR QUEEE DIVERTIDA MENTE 2 !!! #SHORTS
0:15
Figuritalo
Рет қаралды 45 МЛН