Marary ny foko tompô adiko le reny refa voa zanany 1 tokony efa mailo izy refa lehibe zaza😭😭😭😭😭😭😭
@KuwaitKuwait-yi7dl9 ай бұрын
Mankasitraka fa tsara be na maparary fo😢❤
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
Fomba mamenatra 😢😢😢😢😢😢💔💔
@samsungsamsung5632 Жыл бұрын
Tena grave be 😭😭
@sophieberger87533 жыл бұрын
Fomba tsy haiko
@samrasamra12083 жыл бұрын
Tena zava-misy tokoa izany tena mampalahelo be fa matetika zaza lasa zaza vatana ny arak ny fihenoko
@arlinarlind16953 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@marinadonia61104 жыл бұрын
Ratsy aro😭😭loza tii, azfd saik mb anontan tena mis vezany faritr aiza
@marielouisebao22134 жыл бұрын
Fomba Ratsy ka 😪😪😢
4 жыл бұрын
Eny moa ☹️
@mdh6296 Жыл бұрын
Aminy maha tantara azy ve zany d Ts mb afaka manatona mnampahefana na mitantara ny zava Misy diany Mbl amboalohany ny reniny??? D mety mpigadra ko ve zany nefa satria fomba??
@chandolachandola77983 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@volamarinavolany88464 жыл бұрын
Fomba mamoafady 🚫
@ashleynomenjanahary6944 жыл бұрын
Misaotra nizara o! tena mis io fomba io atr@zao. Odi harena oni de mfototra ilay ray, ar iteraany mints ny zanany vavimatoa. Za efa nahita fianakavina otran'zan mints
@soadeliviette55094 жыл бұрын
Mampanahelo fomba be ti 😪
4 жыл бұрын
Ie sady mapalahelo no tsara ilay tantara 😊
@AloAle-v7t11 ай бұрын
Efa trop be tapako ary ma lelah azy razanako no ataony rainy amizany de izy sy ts mis no mitova fomba na alika /alika Aza ts miarak am zanany 😡😡😡😡
@anicemahazarehy51744 жыл бұрын
Fomba ratsy 😬
4 жыл бұрын
Ie ☹️
@domoinajudiahvolaherimiran14254 жыл бұрын
Zao vo iaino fa misaotra mialoha e
4 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️
@gasy724 жыл бұрын
Ataovy sérieux.Tena zava misy eto amin Ty firenena mamalantsika ve ty?Mahamenatra loatra Ary mankarary saina tanteraka ny mieritreritra azy
4 жыл бұрын
Tena zava misy eto am tsika sy any am firenena hafa izy io, mapalahelo ☹️
@hantarajoelisolo31484 жыл бұрын
Mahatsiravina ilay Ray ka . Tantra efa ELA ity.efa nandeha tato efa nisy nizara . kzbin.info/www/bejne/fHWyq3iErKqgd6M