Mankasitraky mon Général ! Mila tafika masaiky mijoro , mbô hamelogna ny " prestige n'ny tafika ho tegna aron'ny vozony tokoa , ka hanagnan'ny vahoaky confience .
@DadyDady-b7w4 ай бұрын
Merci mon général
@31raso4 ай бұрын
Respects ho anao tompoko hajaina...olomanga n'gasikara malalantsika!!!
@DomiDaurin4 ай бұрын
Vraiment 👏👏👏BRAVO BRAVO BRAVO , Ilay sujet androany , ary harabaina manokana ny professionalisme ny Mme journaliste , ary mankasitraka any Vahiny . Très intéressant .
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv4 ай бұрын
Bravo mon général tena ilay toko ny mahalala tantara reny mankasitraka tompoko 🙏🙏👏👏
@LANTONIRINARazafinandrianina4 ай бұрын
Misaotra betsaka Ray aman dreny fa maza va ny nahatonga ny greve tamin 'ny 13 Mai 1972
@jeandegascarvelondrazana11944 ай бұрын
Misaotra anao Mon Général nampahafantatra ny tantara, fa ny tena antony nialan' i Général Ramanantsoa dia tsy fantatra ary mifanohitra amin'ny kabary nataony.
@leroabalita6874 ай бұрын
Filoha vazaha chef des armées
@davidralaiarijaona97264 ай бұрын
Mankasitraka ny mpanolotra pasteur
@jeanfelicienkorodo26204 ай бұрын
Misaotra anao mon Général amin' ny famporisihina ny malagasy ho lasa olom-pirenena vanona , mandray andraikitra amin'ny asa fampandrosoana HOAN'NY TANINDRAZANA. Manome toky aho fa tsy ho kivy fa hiezaka hatrany hitondra ny anjara biriky raha mbola velon'aina koa satria MASINA NY TANINDRAZANA JFK
@talatasolange81874 ай бұрын
Hafa ihany n'y ologno tiatanindrazagna
@mahavelo61594 ай бұрын
N'y Firenena tsy mahay ny tantarany sy tsy manaja n'y mahaizy azy tsy mandroso
@LANTONIRINARazafinandrianina4 ай бұрын
Ah izay vao mazava
@leroabalita6874 ай бұрын
En 1972 les ambaniandros ont empêché resampa d avoir le pouvoir donc c t le seul moyen d écarter ressmpa du pouvoir et réduire le Frs