DON DRESAKA DU 21 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

  Рет қаралды 5,854

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

Пікірлер: 30
@zigzagfungames1033
@zigzagfungames1033 4 ай бұрын
Aza maka partie ry mpanao gazety ah... Ndana mianatra any am Gascar Fenosoa fa donto be..
@ralpheg7693
@ralpheg7693 4 ай бұрын
Hay ve misy olona ambony ohatrany io Ramanandraibe io tsy mba mahay mifanaja e ,
@xaviermichel9168
@xaviermichel9168 4 ай бұрын
Pour le Mr le professeur: Nicolas Machiavel est considéré comme l’un des penseurs politiques les plus influents de la Renaissance italienne. Voici quelques-unes de ses idées clés qui ont marqué la pensée politique moderne : 1. **Le réalisme politique** : Machiavel est souvent associé au réalisme politique, c’est-à-dire une vision pragmatique et parfois cynique de la politique. Il croyait que les dirigeants doivent être prêts à utiliser tous les moyens nécessaires pour maintenir le pouvoir et la stabilité de l’État, même si ces moyens sont immoraux¹. 2. **La notion de virtù et fortuna** : Dans son œuvre « Le Prince », Machiavel introduit les concepts de virtù (la capacité, la force et la sagesse d’un dirigeant) et de fortuna (la chance ou les circonstances). Il soutient que le succès d’un dirigeant dépend de sa capacité à maîtriser la fortuna grâce à sa virtù². 3. **La séparation de la morale et de la politique** : Machiavel a été l’un des premiers à suggérer que la politique doit être séparée de la morale. Il pensait que les dirigeants ne devaient pas être liés par les mêmes normes morales que les individus ordinaires, car leur principale responsabilité est de protéger et de renforcer l’État³. 4. **L’importance de l’apparence** : Machiavel a également souligné l’importance de l’apparence et de la perception en politique. Il croyait que les dirigeants devaient paraître vertueux et justes, même s’ils ne l’étaient pas réellement, pour gagner et maintenir le soutien du peuple². Ces idées ont fait de Machiavel une figure controversée, mais aussi extrêmement influente dans le domaine de la science politique.
@rogerrakotoarijao6296
@rogerrakotoarijao6296 4 ай бұрын
NY LAINGA KOA DIA MANIRY TOA NY ANANA AMINAREO MPANAO POLITIKA !!!!
@harisontianaarmelrandriama5108
@harisontianaarmelrandriama5108 4 ай бұрын
Bonjour les amis, tena mba aleo atao olona misy standing mitovy, aux yeux politiques, cultures, intellectuels sy otrzany fa lasa tsy intéressant ilay débat, ary indrindra fa mba inviter-nareo ireo olona tena lohan'ny mpisorona amin'ny firenena sy ny mpanohitra, satria bandy kely sy olo be tsy mitovy le idéologie
@rogerrakotoarijao6296
@rogerrakotoarijao6296 4 ай бұрын
OMEO HARANJONO NY VAHOAKA FA AZA ZARINA OMENA TRONDRO !!!! TSARA MBA HANARINA IANY TOKOA NY FITONDRANA SATRIA MARINA FA MAHANTRA INDRINDRA NY MALAGASY MARO AN'ISA ZAO !!!!!!
@edgardrazafindrika7976
@edgardrazafindrika7976 4 ай бұрын
Tena raha mbola ity fitondrana ity dia efa fantatra fa tsisy azo antenaina, za mba tena manainga ireo Ray aman-dReny ara-panahy eto am firenena mba hiteny satria raha ireo lazaina fa tandroka aron'ny vozona otran'ny efa kibo malemy vokim-bomanga ngamba
@herylantoramanda5186
@herylantoramanda5186 4 ай бұрын
Ny bilan economique foana no maridrefy handrefesana hoe mandroso ve sa mihemotra ny fitondrana ny firenena. Efa t@ 2009 no nanomboka nitondra teo i Rajoelina, dia ampitahao ny situation talohan'ny 2009 sy taty aorian'ny 2009 : air mad, jirama, chroma, secren, ny fanafarana vary sy katsaka, faripiainan'ny tambanivohitra, lalana....
@henrietteursula3008
@henrietteursula3008 4 ай бұрын
Iona no zavamisy amizao fotona izao gistra, farany, i Madagadikara 5 taona nitondrany Rajoelina io mahantra n vahoaka Malagasy Ko I Arifidy no atao attaqes personel eo Io miaro be fahatany n fitondrana io Potika n firenena na tinareo na Tsia na Faly nareo na tsy faly . Ataovy n bilan rangah reto a . Hanody anareo zao fahoriany vahoka izao !!!!!
@fabienrrm8253
@fabienrrm8253 4 ай бұрын
tout à coup ne fait pas l'homme!
@sendramilanja551
@sendramilanja551 4 ай бұрын
Ny vanim-potoana misy antsika ankehitriny mihintsy ry mpiady hevitra no efa manery antsika hahay hiara-hiasa sy hifanome tanana amin'ny asa fampandrosoana sy fanomanana ny fanatsarana ny ho avin'ny taranaka fa tsy mety intsony ny fitsitokotokoana hoe TIM sy TGV sns... fa aleo mba MALAGASY amin'izay e!
@fauvinrazafindrazakanirina4154
@fauvinrazafindrazakanirina4154 4 ай бұрын
Andriamatoa Ralaimahary, Tena sahy miteny ve ianao hoe tsy afo-be ny eto Mcar ?
@reneedmondguimbretiere2024
@reneedmondguimbretiere2024 4 ай бұрын
Ny ministre y tsangana éo tsy manampaizana otrany lohany tsy manana diplôme
@ravaonirianafanjaniainamar9506
@ravaonirianafanjaniainamar9506 4 ай бұрын
Zao Dia tapaka lalandra eo Ranga Ty fa moramora ihany miteny an😂
@jackelsonandrianirina7447
@jackelsonandrianirina7447 4 ай бұрын
miteny fona kosa Harifidy
@harsoa2326
@harsoa2326 4 ай бұрын
Atoa el " IDIOT" manamboatramboatra resaka. Ny olom-pirenena Malagasy atao hoe VAHOAKA nifidy anareo irmar dia fantômes tompokôôôô. MISAOTRA Atoa Harifidy Ramanandraibe manokatra ny mason'ny tena vahoaka.
@herijaonafrancois3280
@herijaonafrancois3280 4 ай бұрын
SOA ihany n'y zanako tsy mpianatra Io fa lasa IDIOT koa
@rogerrakotoarijao6296
@rogerrakotoarijao6296 4 ай бұрын
HITA HOE TSARA IANAREO ROALAHY SOLONTENAN'NY MPITONDRA IREO MBA VOASERY TOA IZAO FA TENA FADIRANOVANA LOATRA NY MARO AN'ISA !!!!!
@jackelsonandrianirina7447
@jackelsonandrianirina7447 4 ай бұрын
zan hoe teny resy lavitra be nge zan i Naivo e kkkk
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 4 ай бұрын
Iza io rangah io?? Sylvain ??
@Rorodu69
@Rorodu69 4 ай бұрын
Ilay niteny t@ interview voalohany iny oui, Sylvain Rabetsaroana, homme d'affaire et sénateur.
@rogerrakotoarijao6296
@rogerrakotoarijao6296 4 ай бұрын
Izahay tompoko efa leo ny @ ataonareo mpanao politika dia aleonay ny anay sy zay tokony hataonay no ataonay ary aleonay mipetraka ato antrano fa tsy mifidifidy zany !!! Ary mety mamahan-dalitra satria tsy manana VINA akory , na tsy mahalala ny tena atao hoe VINA zany !!!!??
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 4 ай бұрын
Pouf. Zôvy olo mbo manantena fandrosoana eo ...
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 4 ай бұрын
Sirena mafy i rafidy ravoay. Rerapotsiny mitatata mitabataba miditra al fabdaharana etsy sy eroa fa tsy ilaim bahoaka .mba inona zava bitany sy i toavina teto am firenena...manohitra be fahatany ..oo sisa mba asan i rafidy. Tabataba tsy hitondra inona am firenena..5 taona nitondrasn drajoelina ts itako zay mba voka tsoa nentin ny fanoheran i rafidy ..député akory tsy lany...
@harsoa2326
@harsoa2326 4 ай бұрын
Ny any Rajoelina efa hita-poko hitam-pirenena fa ZÉRO ary décevant sady matahotra mpanohitra.
@VolasoaSabrina
@VolasoaSabrina 4 ай бұрын
Arabie Saoudite zah manarak anaro ❤❤
@ValeurTianjara
@ValeurTianjara 4 ай бұрын
Ire. Bekibo. Mahita. Avatage
@harisontianaarmelrandriama5108
@harisontianaarmelrandriama5108 4 ай бұрын
io ilay hoe, tsara kokoa, rh asina engagement à vie izay olona rehetra manana fikasana hitondra, de jereo eo ny tohiny fa raha ny RESULTAT ahoana ny hitsarana azy, en moyenne ve, médiocre, ve... très bien ve?
DON DRESAKA DU 08 DECEMBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:18:50
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 5 М.
DON DRESAKA 02 JUIN 2024  BY TV PLUS MADAGASCAR
1:09:06
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 6 М.
Quando eu quero Sushi (sem desperdiçar) 🍣
00:26
Los Wagners
Рет қаралды 11 МЛН
Chain Game Strong ⛓️
00:21
Anwar Jibawi
Рет қаралды 25 МЛН
Thank you Santa
00:13
Nadir Show
Рет қаралды 59 МЛН
KAPOTANDROKA DU 12 DECEMBRE 2024
i-BC TV
Рет қаралды 66
HAVOTAFO DU 02 OCTOBRE 2022 BY KOLO TV
1:27:39
KOLO TV
Рет қаралды 6 М.
ALEO RESAHANA FANDAHARANA MANOKANA 08 DEC 2024 TOJO RAVALOMANANA 001
46:45
DON-DRESAKA DU 26 MAI 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:32:50
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 10 М.
DON-DRESAKA DU 25 OCTOBRE 2020 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:12:31
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 15 М.
HAVOTAFO DU 28 AVRIL 2024 BY KOLO TV
1:26:16
KOLO TV
Рет қаралды 3,5 М.
ANKITSIMPO DU 26 JUILLET 2024 BY KOLO TV
1:31:13
KOLO TV
Рет қаралды 1,6 М.
DON DRESAKA  DU 28 JUILLET 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:37:38
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 4,1 М.
Новости дня | 11 декабря - вечерний выпуск
11:43
Euronews по-русски
Рет қаралды 20 М.
Quando eu quero Sushi (sem desperdiçar) 🍣
00:26
Los Wagners
Рет қаралды 11 МЛН