Tany efitra - RED METAL

  Рет қаралды 19,605

rarickybe

rarickybe

Күн бұрын

Пікірлер: 11
@tokiniainaangelobernardrak4389
@tokiniainaangelobernardrak4389 6 жыл бұрын
mandam be daolo a. za efa mpakafy hatry ny ela. mankalaza bain a. refa aty Europa de kôzio e
@AngoBELLIARD
@AngoBELLIARD 19 күн бұрын
Ao tsara e
@darkignacerandrianatoandro9017
@darkignacerandrianatoandro9017 10 жыл бұрын
Masaka be e! fa le vazo tam album chocola reny ranga mba alefaso ato fzay tena tsy manana tsony a! okay!!
@iboniamasboniamanoro
@iboniamasboniamanoro 10 жыл бұрын
mankalaza lesy baina
@soanaja
@soanaja 6 жыл бұрын
Aiza le miaramila sy ry chocolat sy ny tariny e?....
@47MDRM
@47MDRM 13 жыл бұрын
Ary tô tsy manana clip milay mintsy ry red metal ?
@bernardbernard2643
@bernardbernard2643 8 жыл бұрын
RED METAL >>>> nanitona tanora maro tokoa tamin'izany fotoana. Ny nampiavaka azy tamin'izany fotoana izany, dia satria izy ireo tsy mba nikitika izay "zavatra" mety mahadomelina (toy ny ankamaroan'ny mpanakanto maro...). Betsaka ny mpanakanto no nitsikera ity tarika iray ity tamin'izany, kanefa dia nanana ny nampiavaka azy tokoa tamin'ny zavakanto nataony !! Ary tsy mba nitsanga-menatra tokoa.... Groupe tokony ho velomina ankehitriny !!!! Betsaka ny azo raisina sy raketina an-tantara....
@ilesabotsykrow1046
@ilesabotsykrow1046 8 жыл бұрын
Slt Bernard², raha ny fahitako azy ndray dia samy nanana ny "kil"-ny daholo ny groupe gasy izay samy nanana ny style-ny hatr@ 1988 nanomboka ny nankafizako azy aloha, fa tsy hita ho havahina hoe iza no tena "nanintona maro" ! tao ny navesatra dia navesatra (thrash/death...(KAZAr,MÄrtz,DestrUktor, sns..) izay afaka lazaina hoe "tena nanintona tanora maro", tao ny somary borderline toa an-dry Apostoly Rock,KRISTAL,Lokômotiva...(heavy metal) tao ny mpanao slow-rock izay mbola afaka lazaina koa hoe nanintona tanora maro, ary tsy ny"ankamaroan'ny mpanankanto maro" akory no nikitika na mikitika "zavatra" fa ny sasantsasany ihany eh! Dia raha i Ra-Vony sy ny groupe-ny indray aloha dia mety tsy mitombina ilay hoe"betsaka ny nitsikera" indrindra fa raha bandy samy "Hardos" (métalleux no tena fiteny afaka ampiasaina eto!), fa raha olona mpankafy/mpikanto style musical hafa indray dia ny mpanakanto rock sy ny mpankafy rock REHETRA mihitsy no anaovan-dry zareo tsikera be fahatany! Bizarre??!! Mitovy hevitra aminao aho @ ilay hoe tokony haverina hovelomina DAHOLO indray , haverina ny "Metal days" ,"Tohivakana Metaly" zaho mantsy efa old school eh!
@rarickybe
@rarickybe 13 жыл бұрын
clip le vazo vaovao misy fa le taloha mbola miandry ra tapakevitra ihany ry zalahy
@lukav9801
@lukav9801 11 жыл бұрын
malagasy
@rarickybe
@rarickybe 13 жыл бұрын
@travian29200 fa izy io le ,bandy akama v
Red metal - Iza iry ambony iry
6:04
tax045 tax
Рет қаралды 15 М.
RED METAL FULL ALBUM "CALVARY" REMASTERED
43:22
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 11 М.
Tuna 🍣 ​⁠@patrickzeinali ​⁠@ChefRush
00:48
albert_cancook
Рет қаралды 148 МЛН
VIP ACCESS
00:47
Natan por Aí
Рет қаралды 30 МЛН
BARAINGO 1 Film Malagasy
1:19:10
Gask'Art MG
Рет қаралды 32 М.
Fahazazana -INIAH
5:37
rarickybe
Рет қаралды 19 М.
HEAVY METAL Blind Auditions on The Voice | Top 10
19:53
Best of The Voice
Рет қаралды 20 МЛН
Tsy mahazaka fantsy  variraraka  (Fantsy line)
2:38
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 96 М.
RED METAL FULL ALBUM "POIZINA MAHERY"
45:09
Andriambelomasina Rambeloson
Рет қаралды 16 М.
tatsambo ok
4:52
RedMetal2020
Рет қаралды 5 М.
Gadra INIAH
6:24
tajohanna
Рет қаралды 368 М.
Poizina Mahery RED METAL
6:05
rarickybe
Рет қаралды 11 М.
Red Metal - Iray Kilasy
4:49
NatMoozika
Рет қаралды 129 М.
Kalifarniya- UAQYT (feat Qarakesek)
2:55
Kalifarniya
Рет қаралды 930 М.
Милана Хаметова & Milana Star - ЛП ( Премьера клипа 2022 )
2:19
Милана Хаметова
Рет қаралды 11 МЛН
A Car Trip to My Grandma | D Billions Kids Songs
2:05
D Billions
Рет қаралды 2,3 МЛН
QARAKESEK - “REAL” | solo
3:22
QARAKESEK 🇰🇿
Рет қаралды 767 М.
Арман (Сені күнде көру)
2:51
IL'HAN - Topic
Рет қаралды 1,6 МЛН