Tsara, tena tsy azon'iza sakanana ny masoandroko, misaotra anareo, Deraina ny Tompo
@fabricemizaelravelojaona75044 жыл бұрын
mankasitraka tompoko oh, tena tsara ny mideran'ny TOMPO!!!
@ratiarijaonamoelisoamalala78903 жыл бұрын
Tsara n midera n Tompo
@ghhjhgcbbnn63365 жыл бұрын
Merci beaucoup 💕💕
@ainaanja4 жыл бұрын
Ny fiderana an Andriamanitra sy ny sary karandoha tompoko tsy miaraka e
@najatmatar87305 жыл бұрын
Mr6 ,amen be
@ntsalamanico26135 жыл бұрын
mafinaritra e!
@cristienyuri47625 жыл бұрын
Tena mahafinaritra, feno hafaliana ny Fo Isika Mpandresy Foana fa miaraka @ Andriamanitra
@soanomenyj11892 жыл бұрын
Tsara ny midera an'ny Tompo
@yvonnerasoarinivo15835 жыл бұрын
Mpandresy isika ao @ Jesosy
@ASa-hy6sd4 жыл бұрын
Misaotra ny tompo fa tiany hiadana
@yarindrarh92225 жыл бұрын
tsara loatra le fampiaraham-peo
@narindraavotra1005 жыл бұрын
Mamirapiratra ery ny fitahin Tompo
@jeanvictoirkratos95025 жыл бұрын
Ary toa mamonjy maizimaizina izy zany manao clip? iza mo no anakona e?
@narindrafetiniaina72045 жыл бұрын
Lool misy ny olona dia mahita tenenina foana
@andrialova7055 жыл бұрын
zay re no mba style any e ! zay zany lé inspiration . Mety oe manaraka an'reny ghetto rnb reny sady izy rateo tanora , mety populaire io toerana io fa enao no tsy mafantatra dé mba tany ndray izy no nande
@victoriensoany81764 жыл бұрын
Finaritra, tongava ary io ny lien asio j'aime : facebook.com/rafaralahy.andriamazoto/
@vallynerambeloson17114 жыл бұрын
N
@aicharazafite61124 жыл бұрын
Dera sy laza ho an Avo , misaotra Azy fa mpandresy aho amen.😉😍