TDL (true direction life) Tsy hanan-java mahory NEW CLIP HD

  Рет қаралды 2,240,408

Randrianomenjanahary Eric rado

Randrianomenjanahary Eric rado

Күн бұрын

ALBUM 2 - AC: Eric rolsman, Lead vocal: Fanja ,Réalisateur video: Ntsoa nantenaina, mixage Audio: Taxx razafindrakoto, Studio:Natural-sound, Copyright: 2015
CONTACTE unique TDL : 033 37 668 21 pour vos Concèrt et Evènement évangélique

Пікірлер: 225
@NadiaMioraRAZAKANTOANINA
@NadiaMioraRAZAKANTOANINA 4 ай бұрын
Tsisy harombaka tokoa izay eo an-tananao Tompo!Mon Dieu est omniprésent!Merci pour cette belle chanson !
@harryrandria782
@harryrandria782 8 жыл бұрын
tsy fantany nga fa efa misy anjely manodidina ahy ,....................,jehovah mihitsy no miandry ahy , ka na inona zavamitranga tsy ananjavamahory aho,AMEN isaorana ianao ry Nahary @ alalan'ny Jesosy Kristy
@BestVideos-uc7co
@BestVideos-uc7co 6 жыл бұрын
harry RANDRI
@nirinasam7936
@nirinasam7936 7 жыл бұрын
Tsy fantany ngah fa efa misy ANJELY manodidina ANDRIAMANITRY NY LANITRA AVO INDRINDRA no misahirana manara maso ahy Koa na inona mitranga dia TSY HANAN-JAVA MAHORY AHO. misoatra Jesosy
@ninonrandry7277
@ninonrandry7277 5 жыл бұрын
Za mino fa rhf tena hankato ny Tenin'Atra isika, hisahirana hamaky baiboly dia Jesosy hisahirana @ntsika Ilay Dieu Eternel, tout Puissant, Amen
@cynthiajudiannah3911
@cynthiajudiannah3911 3 жыл бұрын
Ka n'a inona zava_mitranga tsy anan'java mahory Aho ❤
@vololonaandriamalalatiana4451
@vololonaandriamalalatiana4451 Жыл бұрын
Deraina ny Tompo nanome talenta ahafahana midera ny Fitiavany lehibe
@vololoniainalydierakotoali6368
@vololoniainalydierakotoali6368 6 жыл бұрын
tsy fantany nga f'efa misy anjely manodidina ahy, Andriamanitra ny lanitra avo indrindra e no misahirana manaramaso ahy!!!!!!!
@nasarilala9171
@nasarilala9171 5 жыл бұрын
Tsy fantany fa Jehovah mihintsy no misahirana manara maso ahy.Halelouiuua
@lunsiah1
@lunsiah1 6 жыл бұрын
la parole de cette chanson me va droit au coeur, me donne du courage...je m'en lasse pas de l'écouter, un grand merci au groupe.
@felyrajerison424
@felyrajerison424 6 жыл бұрын
TS fantany marn fa Jéhovah mihits anie no miandry ahy e,merc TDL
@rakotoarisonolgarachelloui5156
@rakotoarisonolgarachelloui5156 2 жыл бұрын
"Tsy Hanan-java-mahory aho,Fa Izy no Miahy & Mpiandry ary Misahirana ny @ko rehetra." Tena Mahatsapa Fiadanam-po anaty isak'zay mihaino sy mandre ty hira ity. Ny Voninahitra anie dia ho Azy Irery.
@mirannadamour6499
@mirannadamour6499 6 жыл бұрын
Andriamanitry ny lanitra avo indrindra no misahirana manaramaso ahy.....Amen
@tinatinax6651
@tinatinax6651 7 жыл бұрын
Tsy haindrozy fa misy anjelin' Andriamanitra manodidina ahy tsy haindrozy Fa Andriamanitra ny lanitra anabo biby no manaramaso ahy ka na ino raha misy tsy hananjava mahory za Tompo Misaotsy bevata anao. Amen
@mamyramanamizaka1116
@mamyramanamizaka1116 7 жыл бұрын
tiko lotra ilay , ts fantany nga fa Jehova mitsy no miandry ahy ,Amen
@safidyaina8982
@safidyaina8982 8 жыл бұрын
ALLELOIAA...! Misy Anjely manodidina ahy! mankasitraka groupe TDL
@louiserasoa9622
@louiserasoa9622 5 жыл бұрын
Mafnartr e
@solofoniainazoherintsoa5359
@solofoniainazoherintsoa5359 6 жыл бұрын
Ny Anjeli'i Jehovah mitoby manerana izay rehetra matahotra Azy!
@excellenztechnique7518
@excellenztechnique7518 7 жыл бұрын
Misaotra an'i JESOSY ee!!!tsis mahor rehef amintsika Jesosy !!! Mandalo fotsny iren zavatr mis amintsika ren !!!Mahereza amin'ny fanompoana mifalia @ tompo ee!!!
@kuwaitmercifamampaheryahow1037
@kuwaitmercifamampaheryahow1037 6 жыл бұрын
Na inona zavatra mitranga tsy Hana javamahory Aho , satria Jehovah mintsy miaro ahy , misaotra fa Tena mampahery lay hira toizo fa tsara midera
@tantelynathaliera991
@tantelynathaliera991 7 жыл бұрын
Tsy fantany nga f'efa misy anjely manodidina ahy!Tsy Hanan java mahory aho JESOSY fa manana Anao
@andrimpitia1398
@andrimpitia1398 4 жыл бұрын
Merci tdl🤩🤩
@harilantoandriamiaramanana9868
@harilantoandriamiaramanana9868 4 жыл бұрын
ka na inona zava mitranga tsy hana-java-mahory aho.
@ninirakouth3424
@ninirakouth3424 7 жыл бұрын
tena tsara le hira e, Jehovah miintsy no miandry ahy,ka na inona zava-mitranga tsy hanan-java mahory aho,misaotra Tompo ô!
@mareenalain263
@mareenalain263 6 жыл бұрын
misaotra betsaka fa tsara be daholo le hira sady mampahery indrindra fa tsy hanajavamahaory aho TDL😘
@franciapro835
@franciapro835 4 жыл бұрын
Gloire à Dieu! Tiko loatra ❤️
@rikisyl
@rikisyl 8 жыл бұрын
tsara be ! tena fijoroana vavolombelona ny fiderana tahak'zao ! tohizo fa tsara !
@rondroniaina6516
@rondroniaina6516 7 жыл бұрын
Maheriniaina Andy TIKO b enao
@soloheryjoelsonandriamampi6624
@soloheryjoelsonandriamampi6624 4 жыл бұрын
Monseigneur Pascal
@manalinasitrakaromeoandria9464
@manalinasitrakaromeoandria9464 8 жыл бұрын
tsy fatany nga fa Jehovah no miady ny adinay ary zao ihany ko ny mpanejika na azo lazaina hoe ireo fahavalo dia ao ariana fona fa tsy misy mpanejika eo aloha zany ,ary arakaraky ny anenjehany anao no adehananao mafy .Amen dia Tahiny ny Tompo ny Groupe TDL,tsara ny Tompo
@randrianandrainadani2990
@randrianandrainadani2990 8 жыл бұрын
Misaotra Jesosy fa miahy isan andro.ora.minitra ahy Ianao.Amen
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 жыл бұрын
Tena tantaram-piainako ity hira ity ary tena zavatra hiainako mits misaotra nizara fa tsara be le hira
@hanitrinialaanastasie4923
@hanitrinialaanastasie4923 4 жыл бұрын
Tsy fa tany fa jehov mitsy no miady aho tsy hanajava mahory a!
@rotsyratsimba9679
@rotsyratsimba9679 7 жыл бұрын
Mankasitraka. Gloire au tout puissant. Tohizo hatrany ny fiderana e
@randrianaivofaraniaina5253
@randrianaivofaraniaina5253 Жыл бұрын
voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany amen , tena tsara ny fiderana misaotra 😍
@raharimalalaflorence8886
@raharimalalaflorence8886 7 жыл бұрын
Marina loatra ny hiranao.dera 41st laza ho an'Andriamanitra.Fa tsy avelany himpitraka aho MISAOTRA 😍😘
@julieemmarazaiherizohobima9418
@julieemmarazaiherizohobima9418 8 жыл бұрын
Tena tsar e.mankasitraka indrindra.Andriamanitry ny lanitra no miambina ahy.Amen
@andrianarisoahanitramamini279
@andrianarisoahanitramamini279 7 жыл бұрын
Marina loatra, tsy fantany fa Andriamanitra mihitsy no misahirana mikarakara ahy. Aleloia.
@ramanoelinaherylalaina1474
@ramanoelinaherylalaina1474 5 жыл бұрын
Tsy fantany fa tsy hanana-java-mahory aho, misy anjely manodidina ahy.
@mikantorabearison2160
@mikantorabearison2160 7 жыл бұрын
tsy fantany nga fa efa misy anjely manodidina ahy
@jinnuorfanambinana2157
@jinnuorfanambinana2157 6 жыл бұрын
586
@AsdAsd-vm7mu
@AsdAsd-vm7mu 5 жыл бұрын
Amen,sambatra izay matoky Azy fa ts hananjava mahory eo aminy fiaianana
@randriamanantenakekely7001
@randriamanantenakekely7001 6 жыл бұрын
tena tsy ananjava mahory ; marina be!
@fabiennezoarinoro5864
@fabiennezoarinoro5864 5 жыл бұрын
merci merci beaucoup fa iainako mihintsy io tononkira io e! ôtrin'ny oe nosoratana ho ahy! isanandro isanandro dia misy olona mitazana izay rehetra ataoko!!!! faly ry zareo rehefa misy manahirana ahy!!! TSY FANTANY NGA FA EFA MISY ANJELY MANODIDINA AHY...... tiko lôtra e! na ny zanako kely aza de mankafy azy ity sahady ihany koa!!!! tsy maintsy mandefa an'ity hira ity fôna izahay même une fois par semaine! tinay be fa misaotra
@michelmaminirina1557
@michelmaminirina1557 3 жыл бұрын
tsara be ilay hira je t adore tdl
@tiavinamiaritia4834
@tiavinamiaritia4834 6 жыл бұрын
Mapamelombelona ny aty fanahy 🙏🙏
@mk1615_PstTahina
@mk1615_PstTahina 5 жыл бұрын
Tsara izany hira izany! Misaotra indrindra
@babierabemanjaka4391
@babierabemanjaka4391 7 жыл бұрын
feno hery be foana rehefa mieno ny hiranareo ! andriamanitra ny fahasoavana hitahy anareo!
@amourandoch8759
@amourandoch8759 5 жыл бұрын
Mapahery no sady mampitombo ny Afompanahy lay hira
@nathaleeanne-rachel2102
@nathaleeanne-rachel2102 8 жыл бұрын
tsy hanan-java mahory aho,marina miits zan,Deraina Jesosy
@nirinafrancia4191
@nirinafrancia4191 7 жыл бұрын
"Tsy fantany nga fa efa misy Anjely manodidina ahy, Andriamanitry ny lanitra avo indrindra e no misahirana manara-maso ahy" Tsy misy toy izany e, marin izany, ampy hananana fandriam-pahalemana feno zany. Misaotra indrindra
@sarahandriamihaja5661
@sarahandriamihaja5661 6 жыл бұрын
Hira tena mampahery ahy loatra !!! Merci pour la chanteuse !!
@nanjaholimanjakamanana8311
@nanjaholimanjakamanana8311 7 жыл бұрын
Tao anaty aretina tena mafy za naheno an'io hira io volohany 11volana lasa zay. Andriamanitra ny lanitra avo indrindra no misahirana manaramaso ahy , ka na inona zavamitranga tsy hananjavamahory ah
@filsjohn4114
@filsjohn4114 7 жыл бұрын
Tena tsy hana-java mahory marina ee!! Mankasitraka TDL an ;)
@ravakiniainarandrianarivon5752
@ravakiniainarandrianarivon5752 8 жыл бұрын
(y) (y) tout est dit en un si peu de mots .CHRIST IS ENOUGH
@tahirymyarontsou7991
@tahirymyarontsou7991 5 жыл бұрын
Tena marina ary tena misy voalazan ity hira ity. Andriamanitra misahirana manaramaso a
@roserdzk788
@roserdzk788 6 жыл бұрын
marina mihintsy fa rehefa Azy ianao dia Izy no hisahirana amena
@Myrdify
@Myrdify 7 жыл бұрын
Tena marina mihintsy ny voalazan'ny tononkira! Misaotra amin'ny fampaherezana e!!!!
@hantasoamitoetra3063
@hantasoamitoetra3063 6 жыл бұрын
Mankasitrak e fa tsar be hira !!Deraina n Tompo
@nelsonmj209
@nelsonmj209 5 жыл бұрын
Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan_javamahory aho
@ferdinandrandrianaivo3550
@ferdinandrandrianaivo3550 6 жыл бұрын
Tena Tiako bé ity hira ity Mampahery !!
@sahobyandriamanantsiory9517
@sahobyandriamanantsiory9517 6 жыл бұрын
ts fantany nga fa efa misy anjely manodidina ahy,
@diaryandriamanga3852
@diaryandriamanga3852 5 жыл бұрын
sahoby ANDRIAMANANTSIORY odia2b
@viviannevivianne7005
@viviannevivianne7005 6 жыл бұрын
Zay raha marigny ay ary itako koa, mercie de mitomboa laza eee💝💝
@OlafRichardRANAIVOARISON
@OlafRichardRANAIVOARISON 2 ай бұрын
Marina be le hira
@njaraleonnie1082
@njaraleonnie1082 7 жыл бұрын
Mankasitra! tsy fantany nga??f efa misy anjely manodidina ahy.A/ tra ny lanitra avo indrindra e! no MISAHIRANA MANARAMASO AHY...
@tahinaroger2548
@tahinaroger2548 6 жыл бұрын
Mankasitraka e! Ny Tompo Homba anareo hatrany!
@arisoakhqurlah2919
@arisoakhqurlah2919 7 жыл бұрын
Isaorana Andriamanitra nanome talenta anao;
@charlesandrianjaka2039
@charlesandrianjaka2039 6 жыл бұрын
Tsy hananj-ava mahory satria manana an'i Jesosy tompon'ny zavatra rehetra
@andyraz2172
@andyraz2172 6 жыл бұрын
Tiko loatra merciii TDL ❤
@mariaharimiarana294
@mariaharimiarana294 8 жыл бұрын
Tsara tena tsara!!mankasitraka anareo!!
@bryanstef1208
@bryanstef1208 8 жыл бұрын
tena tsara be fa misaotra de mahareta
@constancerambolamanana8757
@constancerambolamanana8757 8 жыл бұрын
Izay laferana ihany no mandina fa ny lohalika vakivaky è : misy manonona Aleloia dia manantena Anjely manodidina azy ary dia miandry fitahiana sy fahagagana foana hono izy nefa dia vola azo tamin ny tsy rariny no entiny hatrany am-piangonana . Mbola tsy tara ny fiovana è, hitan i Jesosy daholo na hitsoaka aiza aza ianao fa mbola hitako manao commentaire eto. Dia mankasitraka an'i TDL fa tsara be daholo ny hirany rehetra ary tena hita mihitsy hoe Ampiasain'ny Tompo zareo ary tena manana ny Anjely tena izy tokoa !
@fanjaramamonjisoa5914
@fanjaramamonjisoa5914 7 жыл бұрын
Constance Rambolamanana Amen,marina be ny voalazanao, ny Fanahy Masina ané hanova ny ratsy mba ho Tonga tsara.Amen!
@mahitatsara3539
@mahitatsara3539 6 жыл бұрын
tena reraka eo foana tokoa izay ratsy fiaina. Olombelona no voafitaka fa Andriamanitra tsy hovoafitaka izany
@flowers9464
@flowers9464 6 жыл бұрын
Amen! Misaotra Jesosy
@ASa-hy6sd
@ASa-hy6sd 4 жыл бұрын
Amen tsara loatra andriamanitra no miajy ahy
@josbryan5396
@josbryan5396 5 жыл бұрын
mitazana ny fahavoazana mba ho potika ny fiainanay fa tsy fatany fa ny tompo no miandry anay ka tsy hananjava mahory any aoriana
@rovanirina8479
@rovanirina8479 8 жыл бұрын
Mafinaritra e! Mankasitraka indrindra. Ny Tompo anie homba anareo mandrakariva
@jeannoelson9417
@jeannoelson9417 7 жыл бұрын
Rova Ni rina
@jeannoelson9417
@jeannoelson9417 7 жыл бұрын
Rova Nirina rova nirina
@ihariniainanms57
@ihariniainanms57 6 жыл бұрын
Mitazana ahy foana isan'andro, ireo fahavalo mba ho potika Dia zarany aza misy olana ny fiainako ihomehezana sy handatsa ahy avy eo Fifaliana ho azy fitahiana ho azy raha izaho no potraka Nefa tsy fantany fa tsy hanan-java mahory aho) x2 Ref: (Tsy fantany nga? F'efa misy anjely manodidina ahy Andriamanitry ny lanitra avo indrindra e! No misahirana manara-maso ahy Tsy fantany nga? Fa Jehovah mihintsy no miandry ahy Ka na inona zava-mitranga Tsy hanan-java mahory aho) x2 2- Mitazana ahy foana isan'andro, ireo fahavalo mba ho potika Mifaly amin'ny fahavoazako izy Raha sendra aretina sy olana kely aho Fiadanana ho azy fahasambarana ho azy Raha izaho no potraka Nefa tsy fantany fa tsy hanan-java mahory aho Ref: …
@ainamandimby839
@ainamandimby839 6 жыл бұрын
tsara be le hira.mankasitraka e!
@herihaja5415
@herihaja5415 Жыл бұрын
mihaino ny tonokira aho dia lasa lavitra ny eritreritery ny mpanoratra ny tononkira !!!!! tsy dia misy hivadihan'ny atidoha ny Olona ny fiainana @ fiananao !!!! fa ny olana dia ny fahasahirananao dia olana @ fiarahamonina rehetra na inona fotompinoany
@mamyfranklin6811
@mamyfranklin6811 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka. tena nankahery tokoa
@landyrandriamarotia2005
@landyrandriamarotia2005 3 жыл бұрын
Tsy hita popoka intsony
@ndriatiana9571
@ndriatiana9571 8 жыл бұрын
tsara e! manaksitra indrindra!
@heriniainatsilavinarasoari958
@heriniainatsilavinarasoari958 4 жыл бұрын
Tsara b hira tena tikoeee.
@rabenarisonmamy4497
@rabenarisonmamy4497 6 жыл бұрын
Ny fiadiana rehetra voaforona hamelezana ahy dia tsisy ambinina
@razanadrahonavola1660
@razanadrahonavola1660 7 жыл бұрын
Misaotra Tompo ô! Deraiko lalandava Hianao!
@williamandriamanalina2178
@williamandriamanalina2178 3 жыл бұрын
Mampahery tokoa izany hira izany
@mibebahafahoavyjesosy
@mibebahafahoavyjesosy 6 жыл бұрын
Tsara be Voninahitra ho an 'Atra avo indrindra
@gayouggeraharimalala5933
@gayouggeraharimalala5933 7 жыл бұрын
Fifalina wazi fitahin hoazi ra izaho nompotraka nefa tsifatani fa tsihananjava mahiry aho
@paroasytanjombato9633
@paroasytanjombato9633 8 жыл бұрын
Misaotra ry TDL aa , mampahery ee
@tojoandriamaheryratefiaris3484
@tojoandriamaheryratefiaris3484 8 жыл бұрын
EKANA MARINA IZANY (mba TDL e!!)
@tsilavinakalebaaina7951
@tsilavinakalebaaina7951 6 жыл бұрын
amennn !!!tik lotra
@smartgeode4528
@smartgeode4528 7 жыл бұрын
marina miitsy le Tononkira !
@heryhmanantena1087
@heryhmanantena1087 7 жыл бұрын
Isaorana ny Tompo Jesosy mniraka ny anjeliny miaro antsika e!
@Bvivianamarie
@Bvivianamarie 6 жыл бұрын
Tsara be mankasitraka!
@bersound7001
@bersound7001 5 жыл бұрын
Fa Jehova mintsy no Miandry ahy
@faraniainarandriantsiferan4077
@faraniainarandriantsiferan4077 4 жыл бұрын
tena tiako na ny tonony na ny rythme lay hira. hira fiderana koa tsara foana.
@tsiryrazakason4491
@tsiryrazakason4491 3 жыл бұрын
Lu et approuvé dans ma vie ca
@eugene.rahasinarivofanomez8752
@eugene.rahasinarivofanomez8752 6 жыл бұрын
tena amrin lotr ny lay ira,mampahery lo na izany aza ee, mafinaritr be eeee
@tahinaratsimandresy6811
@tahinaratsimandresy6811 8 жыл бұрын
tena zava-misy tokoa zany eo @ fiainantsika olombelona, fa zé manenjika toujours afara e!!! merci TDL fa Zanahary io mijery miondrika fa tsy mijery mitràka moa ô! adidiNY sy asan'ny tànaNY isika ouz Izy anie!!!
@jeanericratsirahonana8348
@jeanericratsirahonana8348 5 жыл бұрын
Tena marina loatra, mankasitra
@tsilavictorien3748
@tsilavictorien3748 2 жыл бұрын
WOUAH... Misaotra
@jacquelinelida1895
@jacquelinelida1895 3 жыл бұрын
Très belle chanson. Bravo 👍🌹
@cynthianomenjanahary346
@cynthianomenjanahary346 3 жыл бұрын
Makasitraka e, mampahery be
@hantasoamitoetra3063
@hantasoamitoetra3063 6 жыл бұрын
Mankasitr f tena tsar be Saotra Jesosy
@fanirymanjaka311
@fanirymanjaka311 8 жыл бұрын
tiko lotra ty hira tyAtrin'ny avo iddr misahirana manaramaso ahy ,
@sandielivaherilala3842
@sandielivaherilala3842 8 жыл бұрын
tsara tena tsara be mits!!!
TDL (true direction life)  Ampahafantaro ahy  version HD 1080p
5:55
Randrianomenjanahary Eric rado
Рет қаралды 439 М.
The Joker wanted to stand at the front, but unexpectedly was beaten up by Officer Rabbit
00:12
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 125 МЛН
Cute
00:16
Oyuncak Avı
Рет қаралды 11 МЛН
TDL (true direction life) LANITRA HD
4:41
Randrianomenjanahary Eric rado
Рет қаралды 963 М.
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Reko Band
Рет қаралды 1,9 МЛН
Mbola ho tsaraina - Rija Rasolondraibe
4:36
avobehotmail
Рет қаралды 467 М.
TDL (true direction life) OLONA MIAVAKA  HD
4:50
Randrianomenjanahary Eric rado
Рет қаралды 401 М.
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
tojo rakotoarisoa
Рет қаралды 3,8 МЛН
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Pepe Shine
Рет қаралды 1,1 МЛН
Tsisy Karaha Anao   Joseph D'AF feat Titianah   YouTube
4:33
KA Andrianantenaina
Рет қаралды 816 М.
JOSEPH d'Af  Ny anton'hirako. HQ
4:46
Angeline COURINGA
Рет қаралды 2,4 МЛН
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Matthieu Princy
Рет қаралды 7 МЛН
The Joker wanted to stand at the front, but unexpectedly was beaten up by Officer Rabbit
00:12