Aleo andeha ny fifidianana fa Leo tanteraka ny vahoaka tsy mila miheno ny rediredinareo intsony ny vahoaka fa efa mafy loatra ny manjo ny vahoaka
@SansPrénomRazafiarisoa3 күн бұрын
Alefa Tojo Ravalomanana a !
@gertrudebernadette55842 күн бұрын
Tahiana tsy ilaina mievotrevotra tampohany ary B fialonana miomana Raha sanatria K reny nolany EO potehina Io NY olona manàna no rafialonana HAIKO TSARA IO OLONA IO
@bonnepierrevanderlinden28823 күн бұрын
Alefa Tojo a
@JacquelineMazava-gz7on2 күн бұрын
Heverin'i Tojo sy ny Dadany fa tsy mba malahelo ireo mpitolona efa hatr@ela tao anatin'ny TIM toa an-dry RINA, sns....
@philippejeanClauderakotoni-w8s3 күн бұрын
Ela mihitsy no tsivanona mpanejika
@RudyraharijaonaКүн бұрын
Mandresy foana ianao na ao anaty fanetra- tena fa tena hita fa ambany bé ihany ny fisainana ny miseho fa mpitarika.
@emilienneravoniarisoa15753 күн бұрын
Misaotra r ireto aaa..Tahiana ihany
@philippejeanClauderakotoni-w8s3 күн бұрын
Harilala aza mane jika olona fa very enao ary tsy mandresy any tojo mihitsy folo sy zero
@moio14203 күн бұрын
Ny olana @ TIM dia maka bahana loatra I Dada Ra8. Tsy hita mihitsy ny personnalité an'i Tojo.