Ray o tsy mendrika mitonona anaranao ahy rah jerena @ reo ota vitako, fa fantatro ianao le be famindram-po, tsy Tonga hiantso ny marina fa mpanota hibebaka. Koa apetrako eo ampelatananao ny fiainako sy ny hoaviko manontolo Andriamanitra ô! Amen🙏🏻❤️
@FynomenyavoRasoanirina-wn6st Жыл бұрын
Tena tsara bé reto ilay hira voapita n'y afatra 👍🥰🌹
@iantsarakotomalala22485 жыл бұрын
Raiko ô, izaho misaotra Anao Fa mba nofidianao ho mpiasanao Ka na dia tsy mendrika aza aho Nomenao anjara hanao ny asanao. Z’inona aho Andriamanitro ô Z’inona moa aho no mba tinendrinao Mpanota aho tsy mendrika tokoa Nefa indro fa toloranao ny soa Fiv : Ka ambarako eto izao Ny fahafoizan-tenako hanompo Anao Raiko Tsy handrarak’ilo mby an-doha Fa tena hanao ny asanao tokoa. Na ny saiko, na ny aiko, Ny androko, ny hareko, ny fanahiko Jesoa. Foiko ary hoentiko manao Sy manefa izao fanompoako izao. Jesoa ô ekeko eto izao Ny ho fitaovana eo am-pelantananao Hitoriana ny famonjenao Hanitarana ny ambaindainao Hofadiako izany hoe hanao Zava-mifanohitra amin’ny baikonao Na hitondra ny fiangonanao Hanao ny fanaon’izao tontolo izao Ray Tsitoha ô izay iriko Dia ny fanahinao hambomba ahy Ka na asa atao na fivoriana Tsy haroaroako faharatsiana Jesoa ô mba tovy amiko fa Ianao tsy hahafoy na hahasaraka ahy Raha Ianao no miaraka amiko tokoa Tsy misy asa tsara izay tsy efako.
@randrianaivofaraniaina52532 жыл бұрын
tsika tsy maintsy miasa ho azy ka miasa ho an JEHOVA hanao izay hahafaly azy amen 🥰
@emeliezafy5280 Жыл бұрын
Misaotra jesosy ô❤. Amen
@mampiandrajosselin1192 Жыл бұрын
O izany hafaliako rehefa maheno ity hira ity. Katolika aho fa tena tiako dia tiako faratampony ity hira ity. Samy tahina aby anie isika izay mihaino azy
Raha ianao no miaraka amiko tokoa,tsy misy asa tsara izay tsy efako ❤ Misaotra foana Andriamanitra ❤
@barbararack51207 жыл бұрын
Ity hira ity no mbola mamelombelona ny fanahiko rehefa ilay kivy iny aho...aty an tany lavitra aho, ary tsy mba misy fiangonana akory aty nefa rehefa miheno io hira io aho de matsiaro fa eo fona Atra ary izaho koa tsy hivadika aminy mandrakizay..mahatsiaro ery an fiangonako taloha aho(FJKM Marovoay avaratra) tamin ny mamanay nihofana ho mpiandry..tsara ny midera an I Tompo
@priscaratovoarimanana3857 жыл бұрын
Atolotro manokana ho an'i Mme Randretsa fondatrice de l'ONG Akany Solofo Anjomakely. Misaotra tamin'ny fanoloranao tena hikarakara ireo zaza mahantra s ts misy mpiahy. Ny Tompo anie hamaly ny soa rehetra vitanao tety an-tany. Tiany loatra ty hira ty
@nathankara87755 жыл бұрын
Fa ny saiko na ny aiko ny androko ny hareko..... foiko ary entiko manao sy manefy izao fanompoko izao
@nanteman83875 жыл бұрын
tena tsara ....za zao aty anaty salle fikotranana no miaino an'ty hira ty tena itako oe motivation be
@randriamiarintsoafanantena87725 жыл бұрын
Ka ambarako eto izao ny fahafoiza-tenako anompo Anao Ray ô! Amen.
@vaovaomahafaly12 жыл бұрын
Obrigado e que Deus abençoe você e encorajá-lo e fortalecê-lo na sua missão de testemunho. Portanto ide, ensinai todas as nações. Ensinando-as a guardar todas as coisas que eu vos tenho mandado; e eis que eu estou convosco todos os dias, até à consumação dos séculos. Amen. (Mateus 28 : 19-20)
@wilsonandrianirina15375 жыл бұрын
mampitombo ny ara-panahy tokoa le hira sady mandrisika antsika anddeha hanao ny asan'i Tompo hatrany Mahereza hatrany @asan'i Tompo isika rehetra
@kantonirinanotoavinarabenj92946 жыл бұрын
Hiran i maman... tiiko b :* :*
@minosoachristine5516 жыл бұрын
Tsara tena tsara ny fiainana misy an JESOSY KRISTY🤗❤❤
@voaharyranaivojaona78948 жыл бұрын
Amen!! mafinaritran Fo miheno azy
@ainarajaonasy59589 жыл бұрын
Mampamelombelona fanahy ny mihaino ity hira ity. Tsara ny midera ny Tompo
@colomberandrianarison62289 жыл бұрын
tena manokatra fanahy ity hira ity. Mampihotsi-po
@donathermanntsinanilahy45217 жыл бұрын
Tena mahafinaritra zany hira izany,Mankasitraka eee
@amourlove91004 жыл бұрын
Misaotra fa tsar be le hira sad mampahery ahy
@marcelinetavy58568 жыл бұрын
ny voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany
@herilanjarazakamihaingo77119 жыл бұрын
fahatsiarovana an i pasteur ANDRIAMANANJO RANOELSON
@fabiolarakotomavo28359 жыл бұрын
mahatsiaro an'ny pasitera Analamahitsy mitsy, tiany be io hira io
@sandrapitia11 жыл бұрын
Ka ambarako eto izao ny fahafoizan-tenako hanompo anao Jeso !
@estherrosoanandrasana367711 жыл бұрын
Misaotra tokoa Tompp fa novidinao ho mpanomponao ho zanakao ho tatananao
@angelrasoa87787 жыл бұрын
Amen tsara be hira
@princyhrandriamanantsoa62199 жыл бұрын
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra
@vivianechristian99017 жыл бұрын
Misaotreee za ko mb hanaradian 'areo mankasitrakeee
@033berenice12 жыл бұрын
Que Deus abençoe vocês, sua igreja e seu país! “ Anunciai entre as NAÇÕES a sua glória; entre todos os povos as suas maravilhas.” Salmos 96.3 “ LOUVAI ao SENHOR todas as NAÇÕES, louvai-o todos os povos. ” Salmos 117.1 “ Porque, como a terra produz os seus renovos, e como o jardim faz brotar o que nele se semeia, assim o Senhor DEUS fará brotar a justiça e o louvor para todas as NAÇÕES. ”Isaías 61.11 “ Exaltado está o SENHOR acima de todas as NAÇÕES,e a sua glória sobre os céus. ” Salmos 113.4
@ankafizikmkdiididisis61238 жыл бұрын
Voninahitra anie hi Anandremanitra irery ihany Amen!!
@yayachristine19887 жыл бұрын
Any bresil angaha ianao vaovaomahafaly io .tsara ny Tompo .misy mpihira mahay koa mantsy mba hitako
@Greatbalita11 жыл бұрын
satria efa nitia ahy taloha Ianao ka manaiky tokoa aho
@brendahannahbrianda23895 жыл бұрын
Misaotra betsaka
@marieannafridarakotomavo138012 жыл бұрын
hanompo anao hatramin'ny farany aho Tompo o!eny fa na dia mandalo fanenjehana sy tafio-drifotra maro aza aho noho ny aminao dia hanompo anao foana ho mpiara-miasa aminao mandrapihavinao eny @ rahon'ny lanitra
@hasimbolamamy55938 жыл бұрын
mapatonga saina b NY miheno azy.
@andriamboavonjydomohina61087 жыл бұрын
Hasimbola Mamy
@vivianechristian99017 жыл бұрын
Tompo o! Tantano nao ny dianay aty antany lavitraty Tsara b ny hiranareo sady manome sakafom panahy lehibe toko mankasitraka tompoko