Ma jeunesse lehiroa koahy sanabavy...Qui écoute ça en 2020😝😝😝
@tsiryandrianarivelo41524 жыл бұрын
j'etait 7 ans ... tsy azoko tsara ny zavatra lazain'ny tsanga a l'époque Hahaha!!!sauf le refrains fa souvenir be amiko ilay hira!! Fandaharana Mbarakaly TVM ... mbola miaino azy 2020
@valentinerakotomalala62085 жыл бұрын
iza miaino 2019 miaraka amiko . tsara tikobe . tokony mbola mihira ianao ry tsanga
@horefoaimelia49034 жыл бұрын
J’adore 😍 mon enfance eee
@aquilaebenedicti6 жыл бұрын
90's.merci amlé souvenir be
@mahefaa5 жыл бұрын
Ah enfin!! Efa ela be ity hira ity notadiavoko !! Mankasitraka e !
@andryrakotoson19943 жыл бұрын
09 juillet 2021. 22h 01 ce situe a l île Maurice....
@jeannickrafanoharana28179 ай бұрын
Refa le mi voyage d zan n hira mandeh anaty taxibrousse. Fahazazana e
@vonjymamy72653 жыл бұрын
Tsara e, mampahatsiaro ny fotoana lasa niainana t@ nivoahan'ity hira ity. Hira tsy mankaleo na henoina maraina jusque hariva. Misaotra nizara e. Isaorana ny mpihira 🙂
@eliavicto98303 жыл бұрын
Tsara be 👌👌👌
@projetmiharycbmmadagascar5 жыл бұрын
Misaotra amle hira fa ela izay tsy nandrenesako an'ity hira ity zay, taona 90 tany ho any
@rasoarimalalaomega65845 жыл бұрын
Sao Mba misy manana ny paroles an ity hira ity ?
@safidwilly-am37157 жыл бұрын
Mrci bcp e, alefaso koa hiran'i Tsanga sasany reny raha possible , mrci d'avance
M6 ranga amilay vazo a norme e kifeko trop mapatsiar ny fahazazana driiiii
@lalaochababy17593 жыл бұрын
Tegna mbo ni Ajà lahy. ❤️🙏
@rasoarimalalaomega65847 жыл бұрын
misaotra @ ilay hira , ahatsiarovana ny fahatanorana
@linedouard15336 жыл бұрын
Tena izany. Tsanga
@jeanlouisrakotomalala4037 жыл бұрын
Milay be fa misaotra e!
@andryvahinyramiaramanana74157 жыл бұрын
TENA MISAOTRA BETSAKA HO AN'ILAY NANDEFA AN'ITY HIRA ITY RANGAH FA TENA TIAKO TIAKO TIAKO AVERIKO FARANY FA TENA TIAKO ITY HIRA ITY MBA MARINA MAFY E MISAOTRA EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE
@linedouard15336 жыл бұрын
Mankasitraka ry Andry amin'izato fitiavana e! Fahatsiarovana ireny. Lova ho an''ny taranaka. Tsanga.
@FitiavanaChannel4 жыл бұрын
Lin EDOUARD Oay, tena i Tsanga tokoa ve ity? Faly mahita anao eto indray. Misaotra amin’ny kantonao. Tsy hihira intsony ve? Mba mangataka anao mba hitopy sofina kely an’ity. kzbin.info/www/bejne/hWXMmKmIo7eGgdk. Misaotra e!
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Marina loatra.
@rakotofetra26795 жыл бұрын
Merci e
@FaniryAndrianavalonomeАй бұрын
01 09 2024
@miadanamiary99022 жыл бұрын
toujours teako
@niniksa19247 жыл бұрын
mer6 be d be fa milay be l music bissssssssssooooooooo