salama tompoko a! mahafinaritra le fandaharana ataonareo fa misy fanatsarana kely raha azo atao e. raha mety dia azo atao ve ny manome ny quantité le ingrédient azafady satri lasa mandeha anjambana fotsiny ny mpanaraka raha te anao ilay sakafo , misaotra betsaka indrindra tompoko