TSY FALY I HARILALA RAMANANTSOA NADIA NOMENA FANDRESENA AZA- TAPITRA HATREO VE NY ADY TIM SY IRMAR

  Рет қаралды 3,742

VAOVAO MALAGASY

VAOVAO MALAGASY

Күн бұрын

Пікірлер: 46
@JésusChrist-m4z
@JésusChrist-m4z 17 күн бұрын
Hay ve atoko be dia be toy izany no mitambatra ho IRMAR? Ny tahotra an' Marc RAVALOMANANA no be INDRINDRA vive ny TIM
@YollandeLinda
@YollandeLinda 17 күн бұрын
Tena marina ny voalazanao, matahotsy Ravalomana reo io,ils sont tous contre RAVALO, franchement bravo Ravalo
@lovarajohnson133
@lovarajohnson133 18 күн бұрын
Hevitra hafa jerena mba hamonjena ny Malagasy, fa ny fifidianana tsy hahomby satria hangalatra foana ry zareo.
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 18 күн бұрын
Mpangalabato le TGV
@gilberteabodo3314
@gilberteabodo3314 11 күн бұрын
Ahoana ilay vato azon’ny Irma 106,643 mahazo 43,24% , anefan’ny rahajerena tsara ilay tamin’ny TOJO dia 106,643 tohizao ilay 42,21%
@mamyandri9077
@mamyandri9077 18 күн бұрын
Ma lala menatra ry hary à
@marierajaonarivony8476
@marierajaonarivony8476 18 күн бұрын
Mandry tsara vé n'y sainao? Mahatantesa tsindry Ary an! Matahotra qn'Andriamnitra vé?😊
@NandrianinaRaherimandimby
@NandrianinaRaherimandimby 14 күн бұрын
Nareo no tena mankaleo vahoaka amzao
@Ratita678
@Ratita678 18 күн бұрын
Najoboky ny olona anaty pataloha tery ianao ramatoa. Ary ingahy ry naivokely, manaova solomaso loupe mijery ny tsy ara-dalàna rehetra na taloha, na nandritry ny fifidianana ary indrindra ao anatin'izao famoahana vokam-pifidianana izao Hentina mbola hividianana sy hampanginana ary hanarenana ny fandikan-dalàna rehetra indray ny rediredy mahakasika ny hoe "aoka izay ny adilahy", " ndeha ny tombontsoa an'antananarivo no banjinina.. " Resaka masiso tanteraka : Ceni no tena fositra ary tsy mahaleon-tena velively fa voabaikon'ny jiolahimboto politika !!!
@randriajean-xs2of
@randriajean-xs2of 17 күн бұрын
TENA MENATR'OLONA AHO SANABAVY
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 15 күн бұрын
Vaky loha ilay ramatoa satria mba olona tia fahamarinana ihany nefa natao lany avy amin'ny katramo . Lavaka feno tsilo io ilatsahany io satria efa teo ilay vazaha tgv nitondra ny commune fa niala maina ary farany nangarona volan'ny cnaps . Inona no ho vitanao eo ramatoa ? Tsakotsakoin'ny nenina ianao farany . TOJO no lany .😎
@MalalaMarie-d3w
@MalalaMarie-d3w 17 күн бұрын
Tena sahy Ianareo irmar ireto ka mpamosavy milevina amoron-dalana nefa ka mahatatesa vali-kitsaka
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
Ity Rahôly ity no mpanao pôlitika tena hitako dondrona indrindra !
@tantelyrabenjambalason8810
@tantelyrabenjambalason8810 18 күн бұрын
MANKALEO BE LAY EX PDT assemblee
@josephinerasoarimalal2979
@josephinerasoarimalal2979 18 күн бұрын
Rehefa resy dia mba resy fa tsy anin’izany oe nomena fandresena izany ry mpanolotra vaovao ah
@Lauradoh
@Lauradoh 17 күн бұрын
Matsiravina koa ny mihaino ny feon’ireto mpangala-bato reto. Manatsara Tena manarina ny lainga sy ratsy natao😏 Ny CEÑÍ mpangalatra no nanome vato an’ity ramatoa ty. Mbà menatra mangalatra ny vaton’olona e😣 Asa raha handry ny sainao sy ny eritreritrao isaky ny hatory, fa día henjehin’izany lainga mariivo tototra zany foana anie ianao . Ary mba matahora an’Andriamanitra, Ary Raolididina ty Aza mitatatata eo, assez stop ary manaova solomaso double, jereo ny fízotra ny halatra taloha, nandritra Ary taorian’ny fifidianana, dondrona tsy misy dikany, ny CENi dondrona tsy misy azondamosina fa docile Tsy tian’ny vahoakan’Antananarivo ianao ramatoa ty, ka d ho hitanao eo fa tsy hanaiky an’io ireo vahoaka ireo. Mitsangana ry vahoaka Ary takio Aza avela omena ty olona ty ny safidy Masina Norobahiny ankaterena Teo smpelatananareo Masina i Madagascar 🇲🇬
@Lauradoh
@Lauradoh 17 күн бұрын
Ny TGV sy ny forongony Ary ny CeNi no responsables ny korontana, satria matahotra ny TIM ny TGV Tsy maintsy Mandresy ny marina tompoko,
@raherisoavictor5919
@raherisoavictor5919 17 күн бұрын
Normal izy raha tsy dia faly ko olona tsy nisafidy azy no hoentiny ,ary ny panao politika sadasada mody nirotsaka teo nefa hita fa avy amin ny pitondra hiany koa
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci 17 күн бұрын
Akombony Vava r naivo kel a!ef itam-pok itampirenen n fangalaratenisa d mbol sah mandainga ftsn!ts ainao nga le fitenenana ao ambaiboly oe A/tra tsy andrinareo andrinay foan..😭😭😭😭mifohaza ry gasy a!!!!
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 17 күн бұрын
HARILALA À !!MBA MITERAKA VE ENAO IO? DE MANDRY TRARA VE NY LOHANAO ?
@miangalyandy2032
@miangalyandy2032 17 күн бұрын
Tokony tsy asiana fifidiana intsony eto Madagasikara satria tsy araky safidim-bahoaka ny vokatra fa hala -bato lava izao 😊
@clauderakotomalala2354
@clauderakotomalala2354 17 күн бұрын
Dia ny vahoaka no sisa tomponandraikitra ahafantarana ny fahamarinana any vahoaka ny fahefana fa ra tsy mietsika ny vahoaka dia izay izany aleo hijaly eto foana tsy sahy mitaky ny fahamarinana dia aoka izao fa aza misy mitaraina fanavotana ny firenena ity ady ity anie
@nanieranarisoa5778
@nanieranarisoa5778 17 күн бұрын
Mijoroa mirosoa azz mihemotra fa mintsangana....
@florenceratimison1291
@florenceratimison1291 17 күн бұрын
Ho sarotra ny hijery fitaratra ny maraina Manenjika ny heritreritra rehefa mahita fahantrana
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 2 күн бұрын
Fanjakana mpangalatra ,
@nivosoarazafimbelo3288
@nivosoarazafimbelo3288 17 күн бұрын
Aza be rediredy eo ry vehivavy mpangalatra ty a.Maty fanahy io matoa mankasitraka zao halatra zao.Ampianarin'io hangalatra koa zany ny zanany sy ny zafikeliny an
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 15 күн бұрын
Député Naivo a !hoano ny maloto e !😅😅😅
@user-sadika
@user-sadika 18 күн бұрын
Ala bato lava izao no lazaina fa rehefa ny hafa no mandresy.fa rehefa izireo no mandresy dia normal. Mitombona ho anareo mpiandraikitra ny pejy ihany koa.mora ny manaratsy sy mankahala
@eleonorerasolofo
@eleonorerasolofo 6 күн бұрын
Leo be ny mihaino an ity naivo katita ity. Efa faripeo amin ny filazana lainga andro amanamina izao kkkkkk
@pppppp2558
@pppppp2558 16 күн бұрын
FOZA MANIMBA VARY SADY MAMONO TRONDRO.
@vololonarasoarimanana164
@vololonarasoarimanana164 15 күн бұрын
Miasa saina mafy izy izany
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 17 күн бұрын
Moramora iany re n'y vava e ! Tsisy hibata seza, n'a vola, n'a Antananarivo hiadivana ka angalarana vato nataonareo safidimbahoka ry ceni a, eto antany iany io,
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 18 күн бұрын
Mba aza mikapokapoka ity rangahy ty, aza manova hendrika nolona ianao
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 18 күн бұрын
Harilala zany no lany ao ANTANANARIVO nefa ny vahoaka an ATANANARIVO tsy maïzena an io madama io de ihisy raharaha androso ve ao.
@mraj2234
@mraj2234 17 күн бұрын
mampite hametaka ny tehamaina mandrivorivo ilay tapak'aponga maivava iny. Ilay fomba fiasa tena hitako hoe tsy mamely ataon'ireo dia ilay fanabontsinana liste electorale. Hatramin'izay efa ela no niteny ny olona hoe tsy tomombana io liste io, efa antomotra fifidianana vao mody manao ordonnances etsy sy eroa
@eleonorerasolofo
@eleonorerasolofo 6 күн бұрын
Sady Ohatra ny te handrehoka an i naivo clown izany lay kala refa miresaka
@NekenaAlhasan
@NekenaAlhasan 18 күн бұрын
TIM zn EF tss fik tson zn,milats 2028 r tafiditr 2em tour tson zn TIM.F enao pilaz vao2 at mhts fanatique fotson,ND iten andao ar ravalomanana we oan malotok d ts maints minan enao
@carlarose6797
@carlarose6797 17 күн бұрын
Nulle et non avenue. Autant capable que rajwel pour vols et détournements.
@marcrkt9331
@marcrkt9331 17 күн бұрын
Enao ary miteny malemy velona otran'inona koa inona np ho vita @ zany
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 18 күн бұрын
Tyvolona hatao mare na miresaka tsy rainy voabaiko koaty
@marcrkt9331
@marcrkt9331 17 күн бұрын
Ty tapak'olona tsy ampy refy ity tokony rehefa tonga ny farany dia ahantona eo @ 13 mai de ampijaliana aloha.
@LantoWEBER
@LantoWEBER 6 күн бұрын
😂
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv
@TodianjaraMariekewinah-jv8zv 17 күн бұрын
Foano anw ty fifidianagna ty fa lasa angalabato eto fona
@GabyRabemananjara
@GabyRabemananjara 15 күн бұрын
Zahay aloa efa leo Ra8 zany e!
i-BC NEWS DU 21 DECEMBRE 2024
57:11
i-BC TV
Рет қаралды 6 М.
Philippe de Villiers : "Macron doit se méfier de Bayrou"
1:02:11
Air Sigma Girl #sigma
0:32
Jin and Hattie
Рет қаралды 45 МЛН
Sigma girl VS Sigma Error girl 2  #shorts #sigma
0:27
Jin and Hattie
Рет қаралды 124 МЛН
VOVONANA FIRAISANKINA SY TIM NITSIDIKA ANY JEAN LUCE TETSY ANTANIMORA
9:03
DOFON-DRESAKA DU 22 DECEMBRE 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
34:23
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 6 М.