TSY NY TAHOTRA REHETRA NO RATSY

  Рет қаралды 99

manaisanandro

manaisanandro

Күн бұрын

Ao amin'ny ohabolana 9:10 dia milaza fa "ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena".
Ankehitriny dia mila ekentsika fa misy karazana tahotra anankiroa : Misy ny tahotra voajanahary ary misy ny tahotra ao amin'ny fanahy
- Ny tahotra izay efa mahazatra antsika dia mifototra amin'ny fomba fahatakarantsika zavatra, amin'ny fomba fisainantsika, amin'ny fomba fahatsapatsika zavatra : mety matahotra haizina isika, misy olona matahotra alika, bibilava, misy olona matahotra ny ho avy, matahotra ny mety harary, misy olona matahotra ny mety hanana olana ara-bola, misy olona matahotra mifandray aman'olona; Izany no atao hoe tahotra voajanahary, izay fantatsika tsara daholo izany, ary efa niainantsika izany ka mety hampalemy antsika sy hanapotika ny fiainantsika amin'ny maha kristianina.
- Ny tahotra ao amin'ny fanahy dia zavatra samihafa amin'izany mihintsy satria tsy miresaka mombanà fihetseham-pontsika manoloana ny Tompo. Izany no antony hilazany hoe ny fahatahorana an'Andriamanitra no fiandoham-pahendrena. Izy ity dia tahotra maneho fanajana, manaiky fa Masina Andriamanitra, marina Izy, marina Andriamanitra. Eny ! Mahery Andriamanitra !
Marina fa rehefa mamaky ny testamenta taloha isika dia manasazy Andriamanitra, manasazy ny vahoakan'Israely izy, nanasazy ny fahavalon'ny fahamarinana Izy sns sns .. fa manoloana izany isika dia mila matahotra an'Andriamanitra ao amin'ny Fanahy.
Maro ireo kristianina fantatro nifanena tamiko, nandritry izay firy taona izay, manompo an'Andriamanitra amin'ny tahotra voajanahary. Matahotra izy ireo hoe tsy hanatanteraka ny zavatra tadiaviny Andriamanitra, matahotra izy ireo ho any amin'ny helo raha maty indray andro any, matahotra izy ireo hoe raha misy zavatra tsy mety atao dia satria tsy nankato an'Andriamanitra izany no dikany. Izany no hevitr'izy ireo momba an'Andriamanitra. Tena tsy afaka miaina toy izany isika! fitaka izany !
Mila matahotra an'Andriamanitra ao amin'ny Fanahy isika. Izany dia toetra izay manokatra ny fontsika ka mamela ny TOMPO hiasa ao anatintsika, hitarika antsika amin'ny alalan'ny Fanahy Masina.
Ny tahotra voajanahary dia mitondra famafisam-po fa ny tahotra ao amin'ny fanahy kosa dia mitondra fisokafam-po ary izany no tena ilaintsika.
Araka izany, rehefa jerentiska ilay zanak'adala niverina tany amin'ny rainy, fantany tsara fa hiverina ao anatin'ny fibebahana izy, fantany tsara fa hiverina amin'ny fo torotoro izy. Tsy hoe niverina tany amin'ny rainy izy ka zava-doza no nantenainy, fa niverina tamin'ny rainy izy ary hoy izy hoe : "ataovy toy ny manomponao aho", nanana toem-po izy izay nafahan' ny rainy nanangana ny fiainany.
Izany no anton'ny hoe :" ny tahotra an'Andriamanitra, ilay tena tahotra marina, ilay tahotra ao amin'ny fanahy, no fiandoham-pahendrena"
Ary raha te handeha amin'ny fahendren'Andriamanitra isika dia mila matahotra Azy amin'ny toe-javatra rehetra ao anatin'ny fahamarinana
Ny TOMPO anie hanampy antsika !
Pst Peter MCkenzie
"That the wa i see it"

Пікірлер
TSY MANANA NENINA INTSONY !
3:12
manaisanandro
Рет қаралды 94
MISY ZAVATRA TSY HIOVA MANDRAKIZAY !
3:22
manaisanandro
Рет қаралды 49
МАИНКРАФТ В РЕАЛЬНОЙ ЖИЗНИ!🌍 @Mikecrab
00:31
⚡️КАН АНДРЕЙ⚡️
Рет қаралды 41 МЛН
OYUNCAK MİKROFON İLE TRAFİK LAMBASINI DEĞİŞTİRDİ 😱
00:17
Melih Taşçı
Рет қаралды 9 МЛН
POV: Your kids ask to play the claw machine
00:20
Hungry FAM
Рет қаралды 17 МЛН
AZA MIALA ANDAHARANA IANAO !
3:18
manaisanandro
Рет қаралды 33
7 Signs That Someone Dislikes You and is Hiding it | STOIC PHILOSOPHY
27:50
KANGUKA DE SAMEDI LE 21/09/2024 par Chris NDIKUMANA
36:43
KANGUKA FRANÇAIS
Рет қаралды 94 М.
Faites-les VENIR À VOUS en Maîtrisant Ces 10 Habitudes | Stoïcisme
36:35
KILL YOUR LAZINESS, YOU HAVE WORK TO DO - Jim Rohn Motivation
30:47
Jim Rohn Motivation™
Рет қаралды 105 М.
دعاء الصباح - أباذر الحلواجي | Duaa Al Sabah
13:31
أباذر الحلواجي Abather Alhalwachi l
Рет қаралды 143 МЛН
NY AINGA : TOMPO TSY FOIKO
4:42
Sheima Clarence
Рет қаралды 317 М.
MILA MANAO SAFIDY TSARA
3:06
manaisanandro
Рет қаралды 83
МАИНКРАФТ В РЕАЛЬНОЙ ЖИЗНИ!🌍 @Mikecrab
00:31
⚡️КАН АНДРЕЙ⚡️
Рет қаралды 41 МЛН