NY ALITARAN'NY FANEKENA VAOVAO
3:19
HO AHY FA TSY HO ANAO!
3:17
4 ай бұрын
AZA MIALA ANDAHARANA IANAO !
3:18
TENA EO AFOVOANY MIHINTSY !
3:20
5 ай бұрын
TSY MISY NA INONA NA INONA AZOKO!
3:19
ANDRO VAOVAO ANIO!
3:19
8 ай бұрын
ASA MAFY IZANY !
3:10
9 ай бұрын
INONA NO HITAN'I NOA
3:03
9 ай бұрын
AVY AIZA NY RANO ?
3:17
11 ай бұрын
TSY MOMBAN'NY HAFA IZANY!
3:13
11 ай бұрын
NY MASOANDRON'I RIRININA,
3:19
11 ай бұрын
IZANY NO ATAO HOE LAINGA MASINA
3:10
TSY MANANA NENINA INTSONY !
3:12
Жыл бұрын
MILA MANAO SAFIDY TSARA
3:06
Жыл бұрын
AIZA IREO SAMPY ?
3:16
Жыл бұрын
VOATSINDRONA TAO AMPONY IZY IREO
3:21
TSY AN-KATERENA !
3:16
Жыл бұрын
NY AKOHO SY NY VOROMAHERY
3:07
Жыл бұрын
NY FIADANAN'ANDRIAMANITRA
3:11
Жыл бұрын
TSY NY TAHOTRA REHETRA NO RATSY
3:27
TSY AMIN'NY FOMBAFOMBA
3:08
Жыл бұрын
NEKEN'ANDRIAMANITRA IANAO !
3:17
Жыл бұрын
"BULL TERRIER"
3:16
Жыл бұрын
INONA NO ATAO HOE FAHAMARINANA ?
3:16
Пікірлер
@Desta-b8g
@Desta-b8g Ай бұрын
Makasitraka Pasteur ! Deraina ny tompo,fa tena mampahery💒💓💓💓🙏
@FyArison-qm7it
@FyArison-qm7it 3 ай бұрын
Amen
@andrianoaninja5567
@andrianoaninja5567 3 ай бұрын
Tena mahaliana be ilay toriteny tena fototry ny fiainana misaotra JESOSY A! misaotra Pasteur a! tena tsara.
@voahanginirinarazafitompo2985
@voahanginirinarazafitompo2985 5 ай бұрын
Gloire à Dieu ❤
@saholygenvo5298
@saholygenvo5298 5 ай бұрын
Tsara ❤❤ steph tsy mihetsika
@mariahrozinah5963
@mariahrozinah5963 7 ай бұрын
Mankasitraka indrindra pasteur 🙏🙏🙏
@PearlRanivo
@PearlRanivo 8 ай бұрын
Misaotra betsaka Pasteur, tena mampahery mihintsy sy mampitraka ny fampianaranao AMEN
@user-ls4oq2yw8h
@user-ls4oq2yw8h 9 ай бұрын
Amen.Amen.Amen🙏🙏🙏🙏
@NasoloRabezakarison
@NasoloRabezakarison 10 ай бұрын
Ho an'ANDRIAMANITRA irery anie ny VONINAHITRA Ameeen. Mankasitraka Tompoko
@iharilantoraoelison680
@iharilantoraoelison680 11 ай бұрын
Amen 🙏🙏🙏
@monyk5498
@monyk5498 11 ай бұрын
🙏🙏
@laurettebrigitteramahazoso8695
@laurettebrigitteramahazoso8695 11 ай бұрын
Misaotra betsaka pasteur @ n'y hafatra Andraso hatrany anie n'y fikambanana groupe biblique des travailleurs
@alainravonjy5133
@alainravonjy5133 Жыл бұрын
Ta gueule
@cintsmati5009
@cintsmati5009 Жыл бұрын
Voninahitra ho Andriamanitra irery hany syJesosy Kristy Tompo mankasitraka Pasteur mitondra ny tenin Andriamanitra mitondra hery sy fiadanampo 🙏🏻❤️🙏🏻
@fanoanjara
@fanoanjara Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko❤
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 Жыл бұрын
Misaotra tompoko Amen 🙏🙏🙏💖
@lantosoapatriciaramarojaon8715
@lantosoapatriciaramarojaon8715 Жыл бұрын
très belle interprétation à la Gloire de Jésus
@andrynyainanyaina5352
@andrynyainanyaina5352 Жыл бұрын
Misaotra tompoko fa tena mampahery sy mahazo aimpanahy,
@marajulia7833
@marajulia7833 Жыл бұрын
Misaotra Jesosy satria mbola naniraka olona ianao manambara ny fahamarinana
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 Жыл бұрын
Misaotra tompoko mankasitraka indrindra Pasteur 🙏💖 nizara ary mampianatra 🥰 ho an' ANDRIAMANITRA IRERY ny VONINAHITRA 🙏🙏🙏
@nathaliemorgane7587
@nathaliemorgane7587 Жыл бұрын
Misaotra an'i Tompo fa velona Mandrakizay Izy,ary miaraka amiko isan'andro.Azy irery ihany voninahitra mandrakizay.Amen
@bodobelou9776
@bodobelou9776 Жыл бұрын
pas de son jusqu'au bout c'est dommage
@bodobelou9776
@bodobelou9776 Жыл бұрын
c'est dommage qu'on a plus de son jusqu'au bout. J'aurai aimer écouter jusqu'à la fin.
@harylidon4098
@harylidon4098 Жыл бұрын
Fiadanana o ! Mankasitraka am’ fizarana dia ho Tahin’Tompo an !
@jakobaharisoa6239
@jakobaharisoa6239 2 жыл бұрын
Zaraiko aminao hoe ohatran’ny ahoana ny zava-niseho tamin’izaho NATERAKA INDRAY kzbin.info/www/bejne/imfNdYp4hL2dY6M
@salomeeravomanana9246
@salomeeravomanana9246 2 жыл бұрын
TSARA LOTREEEE. Latsaka ny ranomasoko naheno an ity hira ity. Bisous avy aty Lyon. Tahian i Tompo daholy nareo.
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 2 жыл бұрын
Dera laza haja ary voninahitra ho an' i JESOSY, misaotra Anao Ray aman-dreny nampita ny hafatra, homba anao sy ny ankohonanao anie JESOSY AMEN
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 2 жыл бұрын
AMEN HALELOUIA
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 2 жыл бұрын
Tsara ai ! misaotra betsaka Tompoko tahian ny Jesosy hatrany nareo rehetra !
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 2 жыл бұрын
AMEN Halelouia Deraina JESOSY
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 2 жыл бұрын
Ho AN'ANDRIAMANITRA irery ihiany ny voninahitra AMEN
@nancysalwa9806
@nancysalwa9806 2 жыл бұрын
Amen
@iryjob
@iryjob 2 жыл бұрын
Ma traduction personnelle : Voici toute ma vie, je te l'ai déjà confiée Toi Jésus le sauveur, et que j' ai accepté d’être mon Dieu toutes les choses avec quoi je dois vivre, aujourd’hui, demain et à jamais j'accepte ta décision, si toi tu veille sur moi Et J'adresse mes louange, à toi mon seigneur Car tu es bon, car tu es bon. et aussi toujours le bienfaisant Tous ce que tu fais, tu laisse se produire elles sont tous bon parce que tu es bon et aussi toujours le bienfaisant. O peuple, je vous le dis,tout ce que vous traversé, Si c'est si encore Jésus ton sauveur, que tu acceptera comme ton Dieu Donc c'est un Bon chemin pour toi, et sera une nouvelle vie pour toi. et t'apportera la sérénité ici et à Jamais
@rasatasonmialy5728
@rasatasonmialy5728 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Pasteur, tahin'ny Tompo 🙏
@harisoamananjoky195
@harisoamananjoky195 2 жыл бұрын
Misaotra Jesosy
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 2 жыл бұрын
Misaotra JESOSY O ! Fitoriana FANAHY MASINA ! Dia mankasitraka anao nampita ny hafatra tompoko .
@estilefoucu3906
@estilefoucu3906 2 жыл бұрын
Eny tsara tokoa Ianao ry Tompo Soa ! Misaotra anareo chorale e 👍👍👍
@faratina5458
@faratina5458 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô
@rasatasonmialy5728
@rasatasonmialy5728 2 жыл бұрын
Misaotra Pasteur
@rasatasonmialy5728
@rasatasonmialy5728 2 жыл бұрын
Misaotra Pasteur
@manoaramiarimanana5635
@manoaramiarimanana5635 2 жыл бұрын
Tena tsara ilay cover 🙂 Tahin'i Jesosy ianareo eh!
@genevieverandriamananjara2096
@genevieverandriamananjara2096 2 жыл бұрын
Harabaina manokana Pasteur Que Dieu vous bénisse
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 2 жыл бұрын
JOYEUX anniversaire tompoko. Dia VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. AMEN
@moniquelabelle5348
@moniquelabelle5348 2 жыл бұрын
Joyeux anniversaire tompoko voninahitra ho an' ANDRIAMANITRA Alléluia ! Amen !
@ginavoahangy9490
@ginavoahangy9490 2 жыл бұрын
Joyeux anniversaire Tompoko, dia ho tahian'Andriamanitra hatrany, ho lava andro iainana, mirary soa 🙏
@miszildis9954
@miszildis9954 2 жыл бұрын
Amen!mankasitraka tompoko
@bodorasoa1161
@bodorasoa1161 2 жыл бұрын
Mirary anao handroso hery tompoko ho lava andro iainana …lehilahy voahosotra manokana…bonneanniversaire tompoko
@fenofahasoavanarakotondraz8724
@fenofahasoavanarakotondraz8724 2 жыл бұрын
Jesoa o, esory anaty fisalasalana aho Mamelà ny heloky fianakaviako sy namako ary Malagasy rehetra
@sandracapon8959
@sandracapon8959 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka Pasteur aminy fampaherezana
@tanjonaniriantsoaraheriari8566
@tanjonaniriantsoaraheriari8566 2 жыл бұрын
Mmm0