Mr Fleury, ny Malagasy surtout à Tana ve zany victimes differend entre Ravalomanana et Rajoelina ,? Mety marina zany saingy manaiky ve ianao fa nisy ny halabato moyen nentin,"i Rajoelina hitazomana fahefana? Ary fantan,'Rajoelina fa mbola mamim-bahoaka i Ravalomanana du moins à Tana? Mztoa nisy ny halabato dia matahotrz mafy an-,dRavalo i Joely!!!!
@rajerisonchristian28757 күн бұрын
Na Ilay zandary ary zao lasa tia setrasetra amin'ny vahoaka madinika.
@gertrudebernadette55847 күн бұрын
Mpamono olona fantadaza teto sy eto 1: Ratsiraka 2: laikely ...
@rajerisonchristian28757 күн бұрын
Mankasitraka Mr Fleury a! Tena marina ny voalazanao. Zah TIM fa zah isan'ny miandry izay mpitarika fotsiny. Ravalomanana tena tsy afaka ny hitarika vahoaka intsony fa mila olona hafa. Rehefa rava io fitondrana lo morina io, dia samy maka ny position-ny aby.
@JésusChrist-m4z7 күн бұрын
MBOLA Marc RAVALOMANANA NO sahy sehatra mifanandrina fa tsy mialokaloka any ivelany. Marc RAVALOMANANA dia OLONA tena tia tanindrazana azo antoka, porofoin' fiezakazan' olona makany aminy. Ho ELA VELONA i😊zy
@Margue-er5sw7 күн бұрын
Tsy maropototra ny fandaharanao Fleury, matetika. Ny toetranao sy ny famakafakanao ramasabomanga matetika. Mijapy masinina
@gertrudebernadette55847 күн бұрын
Ianao aza mitsoaka any andafy any odoie za manokana tsy miraharaha an jezabela MISY FARANY RAHA JIABY EEEEE
@randrianasolovonjiniaina83867 күн бұрын
nga izy ity olon'ny Tim ka sambotsamborina fahatany
@gertrudebernadette55847 күн бұрын
Rehefa tsy amoaka zao d zao d avalony tany fa lainga tsara lahatra
@carlarose67977 күн бұрын
Fleury en a trop dit ou pas assez maintenant. Osons espérer qu'il a écrit un genre journal intime.
@mbotybounga71216 күн бұрын
Kanosa
@danielbellon51267 күн бұрын
Marina voalazanao razoky fa atsika fona reraka manohevotra andreo fa io ravalomanana io fona no andrasandreo io olona efa tsy ao intsony mampalahelo toetsainy malagasy ao io avelao any reo hinana AM ao
@randrianasolovonjiniaina83867 күн бұрын
tsy ao intsony RAVALOMANANA ka atao resaka isan'andro dia aiza ilay ao anao asehoy jerena????RAVALOMANANA foana resahina fa ny loza hanjo ny firenenao sy ny taranakao aza hisainana
@randrianasolovonjiniaina83867 күн бұрын
tsy ao intsony RAVALOMANANA ka atao resaka isan'andro dia aiza ilay ao anao asehoy jerena????RAVALOMANANA foana resahina fa ny loza hanjo ny firenenao sy ny taranakao aza hisainana
@carlarose67977 күн бұрын
Ny fandraisa n'i Col CHARLES andraikitra no naha tonga an'i rajwel hanao fivoria n'ny vatany yta. Tokony ho tonga eto i Colonel hitarika ny vahoaka sy ny Tafika. Ho sahi n'i rajwel ve ny hisambotra azy, rà toa ka ampahafantarina ny Vahoaka, ka ny Vahoaka no hiambina azy ?.Via les Sangany reconnus.
@carlarose67977 күн бұрын
Ianao miteny hoe : "Forony ny tsar". Nahoana kay no mifamaly tà Fanirisoa ? sy hafa tsy fantatro ? Fahoatana no fahitako ireny satria mbola tsy voa haisotyra i rajwel. Nahoana i Afaka Christian ao Majunga no miady à Fidèle, kanefa i rajwel mbola "velona" ? Fahadisoanareo rehetra ny mbola maha eo an'io tsy vanona io.
@carlarose67977 күн бұрын
Ianao miteny hoe : "Forony ny tsar". Nahoana kay no mifamaly tà Fanirisoa ? sy hafa tsy fantatro ? Fahotana no fahitako ireny satria mbola tsy voa haisotra i rajwel. Nahoana i Afaka Christian ao Majunga no miady à Fidèle, kanefa i rajwel mbola "velona" ?
@MC_Kwadrat_18497 күн бұрын
Efa niditra na niverina ao amin'ny ORANGE-SPECTRUM koa izany ingiahy Karl Marx gasy sa? F'angaha dia tsy manana solomaso & fitafiana miLOKO hafa azo hanaovana ingiahy izany sa manao ny fanaon'ny mpanohana hiringiriny rehetra rehefa mody mitsikera imasom-bahoaka dia na misalotra "subliminal miloko orange" kely na tonga dia miseho masoandro tsotra izao. Rafotsibe leom-boan'anana hono ka tsy te hierika zava-boribory ka ny malagasy leo an'ity fitondrana ity tsy te hierika karazanà volom-boasary.
@leroabalita6877 күн бұрын
Il faut que tes révélations sont bien fondées frère
@carlarose67977 күн бұрын
Ireto avy no olona marary ny Vahoaka malagasy , eny fa na dia tsy mendrika aza ny gasy nanary salaka : Fidèle, Fanirisoa, Fleury ; fa i Hanitra lasa aiza ? Ireto kosa no tena mihevitra pur et dur fa tsy mendrika ny gasy : Vonison, Guy Maxime, Député n ambanivohitra.
@leroabalita6877 күн бұрын
Ne dévoile pas ça à sa fille Sophie qui soutient aveuglement rajoelina