16/07/2021 oh, zao vao mba itako izao groupe "Jeneraly" ny tarehan-drizareo manko no toa mahita ny "frères"-ko dia ni-cliquer-ko. Nanomboka! rizareo izahay efa niala teo Mada ka tena tsy haiko! Koa hohenoko foana amin'izay!
@poundalee52813 ай бұрын
Misaotra Andy , misaotra ny tarika Jeneraly.
@servicesmadacars96489 жыл бұрын
5 ans rapitso nafatesan ny tonton anay zay nanao jeneraly ihany koa Josoa
@lucasparany6 жыл бұрын
Ny lasa tsy fanadino maka anarreo fahiny fona zahay bisous be e 💖💖💖💖
@irnaha6329 жыл бұрын
tsar ee, hafa ihany n bandy am tanàna ee, d hafa koa ny ambiance eny am tanàna( Analamahitsy).otran mbola tsy afaka ato an tsaina ny fahitana an i Ghaby na dia mbola kely aza n tena t@ zany( blouson cuir mainty s jean bleu) somary mena maso.Rip😢
@randrianavaoheritianajeanm7599 жыл бұрын
Zah efa tia jeneraly hatr'izay tena reveko ireo milay nareo sady le Batteur tena ao tsra aza avela ho lo le soa napetrak'i zoky be Gabhy é
@williamrasoanaivo53817 жыл бұрын
Batteur Ravonona? haha henjana...sady guitariste entre autres Lökömotiva.
@nancyaicha94118 жыл бұрын
Za pakafy jeneraly tam mbola kely mijery concert ny jeneraly ao trano fotsy sy sehatra maintso Analamahitsy ,misy otovizana ny feonareo tohizo hatrany👊-
@dieudonnerazafitsilanina94409 жыл бұрын
zany no tena hiraeeeee
@tremplintennis68099 жыл бұрын
Mankafy ary mankahery!!
@ranaivosonolivier67838 жыл бұрын
sao dia mba misy manana an ilay zara vilana an i jeneraly azafady merci
@مرشدالمسلم-ض6ب3 жыл бұрын
MERCI GENERALY. MLAY B NAREO 👍👏💜
@zanjilahy9 жыл бұрын
Hoy i Christina hoe: "inona ilay hoe tsaky kely?" Koa inona indray aza fa tsy tsakin'ady !!! hoy izokilahy Gabby hoe "sôsisy sy mofo dipaina" :)
@randrianavaoheritianajeanm7599 жыл бұрын
tena mahay daholo ry zalah é Bassiste mbola mkarama tsra le soliste ao tsra sy ny ambiny tena tsara é
@tianarakotovao59629 жыл бұрын
Mahatsiaro ny taloha ry zalahy an
@jifryindu78257 жыл бұрын
Za tena tia Tarika , fa @zao vao Maika mitombo ny fitiavako andry zareo, tena tafavoaka an Andy le feo