Tsara ny fandaharana ary misaotra s'y mankasitraka @ fampianarana saingy tena reraka be aho mihaino ity tovovavy mpanolotra fa be style loatra. Aleo re mijanona natoraly fa aza dia misahirana eh ! Fanamarihana fa tsy tsikera.
@jeandedieugritseff5236 Жыл бұрын
😂😂
@zoharilala603011 ай бұрын
Ny ahy indray ilay hohon'i "chef" no nahazendana ahy 🤦
@vr478210 ай бұрын
tena marina mihintsy ... maninona raha miteny tsotra e !!!
@karimosolo34678 ай бұрын
😂
@stephaniecroise3626 ай бұрын
Makoti me hoa tsy mampitehinana
@AubertRalambotsiro8 ай бұрын
Trop bavarde cette fille 😂😂
@joelynubrich31272 жыл бұрын
Misaotra chef mbola ee
@priscarakotomanga6079Ай бұрын
Et l´intonation s.v.p!😂😂😂 Les malagasy ne ngnangnangnan pas comme ça. C´est d´un ridicule