Aiza ho aiza ny CAN U16. Tsimaintsy Continent iray manontolo no miainga raha mba mikendry coupe du monde
@tianarakototovao507916 күн бұрын
O ry chef namako, manainga antsika hanao ireny competition ireny. Izaho manokana hanomboka atoato.
@tianarakototovao507915 күн бұрын
Mofo inona Paris-Brest, sa inona?
@NirinaRazafindranoro15 күн бұрын
@@tianarakototovao5079inona loatra Tiana ny ratsy dia nataoko anao no dia potehanao tahak’izao ny fiainako sy ny ankizy ?
@NirinaRazafindranoro15 күн бұрын
@@tianarakototovao5079hitantara aho anio fa Tena Marary loatra ny foko Tiana, ary ohatrany eto foana no hanimbanao ny fiarahantsika dia aleo aho eto no hiteny Satria Marary zahay 4 mianaka. Izahay sy Tiana dia nifankahalala nandritra ny 14taona, ary 2011 no nahalalako azy voalohany. Nandeha ny fotoana 2013 niaraka moa zahay. Izy rahateo olona niaraka nianatra taminy zokiko zay no tena nahalalako azy ary nahatokisako. Nandeha ny fotoana nohenjehiny fianakaviany Tiana aho satria efa niteraka ary tsy mendrika ny zanany. Teny Marary, no niainako fa tsy kivy aho satria tiako izy n’inona vava nataony havany ahy. Nandeha ny fotoana fa hoe ho avy izy kanefa tsy nety Tonga mihintsy ary henoko fa tsy manana taratasy izy zay nafeniny tamiko. Tsy nampaninona ahy izany satria tiako izy niaretako foana. Nandeha ny fotoana natokany trano zahay efa mianaka fa hoe ho avy izy kanefa tanatin’izay very asa izy ka nialanay 4 mianaka ny tranonay ka ny ny anadahiko no nandray anay satria izy tsy niasa. Nandeha ny fotoana nampiadin’olona zahay dia nilaozany za sy ny zanako kanefa tsy nisy nataoko fa olona faly higafy anay fotsiny. … nisaraka zahay narary fony zanako ary baraka no niainako. Nandeha ny fotoana niverina izy fa nalahelo anay ka noraisiko ampitiavana satria tiako tena tiako. Niverina niasa izy ary nitokantrano zahay betsaka ny olana tao fa nandefitra aho ary niaritra foana nitia anazy. Ankehitriny ts’inona nataoko anazy fitiavana no mba nangatahiko andro fety sy taombaovao, anadahiko moa nodimandry indrisy tsy mba manana iray tampo intsony aho hitarainana Ankoatra ny raiamandreniko. Fahadisoana ve ry zareo ny miantso ny olon tianao? Diso ve ianao raha mba mangataka fitiavana amin’ny olon tianao? Marary aho reto ah 14 taona niarahako taminy dia nafoiny anatin’ny indray mipimaso ny fiainanay. Potehina tanteraka ny fiainany zanako kanefa dia inona loatra ny ratsy nataoko? Marary zahay Tena Marary! Olona niaretako nandritra 14 taona, namoizako zavatra maro kanefa dia sahy manary tsy manantsiny tahak’izao, manary anay anatin’ny sarotra foana. Ny ho avinay 4 mianaka natakalony KZbin potehany fiainana kelinay nefa mba izy no Andry niankinanay! Niaretako daholo ny rehetra ho anao, jamais j’ai été contre toi fa efa kosa hifonako satria Tena Marary loatra aho ary Marary fo ny zanako!