Potika tanteraka i Madagasikara fa saingy ny vahoaka moa zany tsy manana basy dia tsy afaka manao n'inon'inona
@ChristRarima4 ай бұрын
Halabato no nahatongavan ireo irmar eo amn toerana fa tsy safidimbahoaka akory
@rijarazafiarison76834 ай бұрын
Raha vao tsy irmar no tête de liste dia tsy maintsy atao 2 no isan'ny député mba hahafahana mampitombo isa ny irmar
@rafelyjean22494 ай бұрын
Izay no lanim bahoaka satria Tsy mahatarika ny atao hoe mpanohitra fa Tsy adala ny vahoaka
@ChristRarima4 ай бұрын
Mba faizo ireo mpangalabato sy mpandika lalàna ary mpanondrana antsokontsoko ny harempirenena fa ireo no mamotika firenena
@ttlsolo66714 ай бұрын
DIVERSION le resaka mamasôs-mily! fa in mod natao tafa i Mily mba hampanginana ny fitakiana bdb ! de afaka moramora fôna ve rangah ny HADALANI RAJOEL; de ze ataony zan d met foana fa tsy mba saziana amin'ny fandikandalàna ataony iny ol iny? tena tsy mety an
@hery-zorabarijaona47774 ай бұрын
De mahaleova mahalasana izany fa hiadana ianareo
@miangalyandy20324 ай бұрын
Maevatanana dia independent lany tao dia nitsimbadika ilay IRMAR 3em place tamin'ny faresena indray lasa nahazo toerana nefa IRMAR zara fa nahazo isambato tao tena tsy rariny fanodonana safidimbahoaka😢😢
@rosemanitra474 ай бұрын
Ity ilay Raholdine ity dia tena makaleo be mihintsy sady tena hita oe mpividy ny olona mifidy mihintsy tambazany am sakafo kl sns ny olona ao am fahadimy.
@santiiarivo53704 ай бұрын
Efa mazava fa tsy maintsy izao ny valiny fa zany Irmar izany anie efa alohan’i olona e!
@razafimahefaralimanana254 ай бұрын
Irmara no betsaka, mody tsy natao lany Lalatina,
@feonydemokrasia4 ай бұрын
Tsy Lombo fa LOBO ka!! aza disoina anie ilay anarn'olona azafady e!
@santiiarivo53704 ай бұрын
Ny tanana zatra mit sort tsy mi olona intsony . Iza koa no mbola hifidy an’i Naivo be vava
@ChristRarima4 ай бұрын
Faisons ireo mpangalabayo sy mpandika lalàna ary mpanondrana ny harempirenena antsokontsoko tompoko