16:26 Izaho koa mba tokony omen'i Andry Rajoelina jiro tahaka ireny satria nifidy azy ary tsy maninona mihitsy raha ampiany choux-fleur ! Tsy hizara choux-fleur mihitsy ry zalahy hafa ireo manko !
@bilakely128711 ай бұрын
Ity no hira faneva ho hirain-tsika eo Mahamasina @ 16 Dec 2023. Na zanaka osy 🐐 ialahy na zana-tsofilera 🥦 na zanaka citron 🍋 koa e! Fanirian'ialahy hatramin'izay ny mba ho lasa Filoha e! Saingy tsy anjaran'ialahy velively ny mandahatra an'izany, Indro ialahy fa lasa sisin-tosy tamin'ny vato ambany dia ambany i i i! Fa lavitra ny tanjona! Efa resy ialahy ry C10 nefa nihevitra tsy ho resy ialahy ry C10, Satria nievitra hoe manana vahoaka marobe!
@favydozy11 ай бұрын
Kindidnrenla ,olona mpagalatra lelenabavinty
@zafinjanadambo11 ай бұрын
Diso fanantenana fa indrindra fa i ravalo..dokadokafan ireo mpomba az iz nanantena be fa tena tiam bahoaka be manerana an i madagascar..teto antananarivio ihany 22% monja vahoaka nifidy az...52 % vahoaka nifidy andrajoelina..nidisoan.ny erittreriny i ravalo...toa voafitaka ihany koa esesin ireo laisoa namany...aller voir tsy nampoiziny fa hay efa tena naloam bahoaka. Lery..
@tovo161111 ай бұрын
Mahafinaritra be ny manompa sy miteny ratsy ry zanabengy mainty e ? Vitan'ny rehetra anie ny manao izany e ! Saingy ny tsy hitovizana aminareo dia IANAREO RESY ARY RESILAVA ! Mahità fahafinaretana dia tohizo e ! Ampiakaro ny tosi-drà dia tohizo ary tapaho ny lalan-drànareo raha izany no tianareo ! Avelao ny hafa hiasa !
@favydozy11 ай бұрын
ianareo maharesy am fangalarana ,sy lainga ,fitaka de mihebo ery nefa 20% fotsiny ,nde manasa ny vody Cedric,ary tena ratsy ihany no sahaza tenisany ,satria tsy mahay ninonina ,afatsy ny mangalatra de mihebo ery vendrana marina ozy Koto
@zafinjanadambo11 ай бұрын
Tsy mis matahotra mpanohitra eeto ry abrahama aaa..tsy mis taaanjany ireo tompok oooo..loooo...laisoa loooo...na ampiantso mpanao gazety aza ireo mpanohitra?na hampiantso journaliste internatinal??? haninona?efa vita ny fifidianana tompok ooo...adalan izay tsy nandray anjara ihany no matiantoka fa angaha nis cominaute internatinal nihaino i laisoa 10 lahy???tsy iz ireo ihany no perte??..hoavy izao filoham pirenena mis firy hanatrika investiture ndrajoeli !!moa va andeha hanatevin daharana am fivoriana etsy na fivoriana eroa ataon ireo antoko laisoa 10 lahy tsy misy tanjany va fatongavan ireo filoha rehetra ho tonga eto ??? TSIA NY VALINY..KA?hitan izao tontolo izao poUrcentage mbato azo n IREo antoko mpanohitra laisoa 10.ireo..rariny loatra raha tsy nis tohiny positif taratasy nalefan iz ireo tam ambassade rehetra mis eto dago..na hikasa hanakorontana az ireny laisoa 10 lahy ireny.... Hampiakatra porcentage mbato kely azon iz ireny ve ??,?? Tsy mis zava bitan ireny teto..tsy adala masoivoho nanateran iz ireo taratasy marque fahalemen iz ireny ka hanatanteraka sitranpo tian iz ireo atao eto am firenena.. !!inona valiny azo avy tam masoiviho nanateran iz ireo taratasy toa nandamoaka !!!fivoriana etsy fivoriana eroa ihany no hita ka fangaha hampiakatra pourcentage mbato kely nomem bahoaka. Azy ireo noho tsy fitiavam nahoaka sy fandoavam bahoaka azy ireo va izany? ?? Tsia ny valiny ..raha i ravalo ve hanao fianianana haka 2e mandat ny tam jiro niniana novonoiny mba namadiana vatonybresy ka natao lany ka hoavy eto filoha betsaka avy am tany hafa hantrika investiture ny ve ka hisy olona heken dravalo hanakorontana eto???? Na olona nampiatso mpanao gazety hanao fanambarana alohan nyvinestiture io angamba ka mampiantso mpanao gazety ianao nahazo vato fahatelo ambany ka ts efa nampatoriany any tsiafahy...va ianao ???.tsy hitako atahorana an dravalo zay hitam poko hitam pirenena . Na hitan izao tontolo izao fa hay lay be zesta mitaona olona hilahatra am ty firenena ity. 12 0/0,ihany vahoaka manaiky hadrodoiny mila azy sy nakasitra vono gandatsahan draa nataony teto am firenena 7 fevrier. tena am poucentage m bato am tsy ilam bahoaka an izany ravalo izany intsony manerana an i madagascar no hita etonsy hitan izao tontolo izaony.
@favydozy11 ай бұрын
ndana lelenty lelafo ny vodin Cedric connard
@zafinjanadambo11 ай бұрын
Ts itako zay olana abrahama hoe takalo takalo fa manao devoir hoam bahoaka iz fa tsy toa ny sasany minoa fitsiny ihany...4l isan tokatrano nampanantenaina nefa makourele no hita betsaka tratrin fasahiranana tam fitondran dravalo noho fanakatonany orin asa nis firy teto am firenena nohon ny.rsy ganjariany ary aty aoriana nasahom bahoaka ny fijinjany vokatrin ny tsy fanjariana nafafiny teto..12 0/0 mbahoaka monja mba vahoaka nila azy sy nankasitraka latsa draa 7 fevrier nataony teto am firenena.
@yvette597411 ай бұрын
Interlocuteur @ ZAO i RAJOELINA ATY RAHA TSY MANAMBOLA NY VAHOKA MALAGASY FILOHZN.I TGV I RAJOELINA FZ TSY FIOHAN.I FARITRZ REHETRA
@yvette597411 ай бұрын
AZA MIREDIREDY KOSA FA TSY volamposini RAJOELINA NO habitant tambimbzto IREO.RAHA MAHZANTRA NY MALAGASY 10 TZONZ I RAJOELY NITONDRA MIHA MAHANTRA FONA ISIKA RAHA IO KIBOBENZO IO NAHAEO TOMBONY DIA JERRO NY VAHOKA MARO ANISA MASINA NY TANINDRAZANA. NY TGV MIHANTONA DAHOLO NY FIHAINZMPIRENENA NY MARINA DIA BODONGERONA NY FITONDRA
@yvette597411 ай бұрын
NY FANJAKANA TSY TE HIRESAKZ AMIN.I SASANY DICTQTURE ZANY KA HO HITA EO NY FIHASANY
@yvette597411 ай бұрын
RAHA AMARINA ANKADY NY FIRENENZ NY DISPLINE N.I PARTIE DIA MANARAPOTSINY IZANY NY TGV